Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i KALACK, milahatra araka ny daty
KALACK
(
24/03/2009 16:14)
Ze ampandroso ny Firenentsika heverina fa ny ady tsy mahasoa
Tsy ahasoa atsika ny mifampihantsy mifandrangitra mifampiandry kendry tohina lava eto fa ny manarina ny firenena haingana heverina maika izao ,satria mbola lavitra raha ny fampandrosoana sy ny fananga...
tohiny
novalian'i penguin ny 25/03/2009 06:33
KALACK
(
18/03/2009 12:20)
Tsy misy mpisera maharitra ela tsony ! vita ve ny film ?
Mampalahelo fa tsy misy maharitra elaela eto intsony ny mpisera indrindra fa ny TIM fa miditra kely eto de mitomany be de mivoaka ndray ,aiza zany horakoraka be teto taloha teo zany , mangina be ny ta...
tohiny
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 18:42
KALACK
(
05/03/2009 17:17)
SEFO HERY IZA MARINA NO MPANAO COPIE COLLER
Mba ampahafataro anay eto amin'ny serasera mazava otran'ny[b] DEMOKRASIA[/b] mangarahara rasefo Hery zay tena manao le COPIE COLLER mba misy ahafantaranay azy
--- [b] izay mankasitraka izany hevitr...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2009 00:21
KALACK
(
05/03/2009 14:29)
MAHATSIARO RESY NY TIM DE COPIE-COLLER NO HANALANA AZY
hita be izao fa resy amin'ny adi hevitra ato ny Tim de ny copi-coller sisa no handravany ny dinika,mbola aiza no hanaovan'ny Tgv anareo anefa ...
tohiny
novalian'i essera ny 06/03/2009 05:24
KALACK
(
05/03/2009 12:34)
Tonga dia esory ny Ps sy ny email n'ny mpanao copie-coller
Efa tsy mahatanty resaka eto intsony ny TIM fa resy foana amizay adihevitra de manao copie-coller be dia be ka mba mangataka ny tompon'andraikitra hanala azy tsy ho anisan'ny mpisera eto intsony izaha...
tohiny
novalian'i essera ny 05/03/2009 13:29
KALACK
(
05/03/2009 10:09)
RESERVISTES 2009 ?
Mandeha be ny resakareo ato ry zandry kely ,fa efa manomana reservistes 2009 zany ny TGV hakana pouvoir ,ka tsy efa akaiky ve ry zandry kely isany ny farany raha izany ?...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2009 12:23
