Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Annie2006, milahatra araka ny daty
Annie2006
(
03/05/2010 22:04)
Ilaina ve ny fandraisan'ny Miaramila ny fitondrana?
Ilaina ve ny fandraisan'ny Miaramila ny fitondrana amin'izao fotoana izao?
Valiny mazava no sady tsotra:
http://journal-le-democrate.com/index.php?option=com_content&view=article&id=23:loption-l-mi...
tohiny
novalian'i milamm ny 04/05/2010 17:46
Annie2006
(
30/04/2010 15:47)
Ravalomanana est le seul beneficiaire de L'ACCORD
Aza raisina am-bokony fa alalino tsara, fa mazava hoa azy fa RAVALOMANANA no tena mahazo tombotsoa amin'io ACCORD io raha tanterahina izy io:
JEREO ATO fa mahaliana ny fandalinana:
http://www.journa...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 01/05/2010 23:05
Annie2006
(
12/02/2010 13:07)
Hoan'izay liam-baovao
Miarahaba,
Eo anatrehan'izao zavatra misy izao, ny toe-draharaha politika izao, dia aiza hoa aiza ny fitsinjovana ny fianam-bahoaka sy ny ho avin'ny firenena?
Manomboka mitsiry ny tena vaha olana: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/02/2010 14:00
Annie2006
(
02/02/2010 10:23)
Mazava no sady maha velom-bolo
Ho an'ny Firenena Malagasy mibanjina ny hoaviny, vonona hiatrika ny fanatontoloana, ary hiady @ fahantrana:
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/MDM-Discours-de-cloture-d...
tohiny
novalian'i pikatti ny 04/02/2010 22:56
Annie2006
(
11/01/2010 12:12)
Défi hoan'i kidoropamba: Fijerevana volana alohan'ny biby
IZAY VOASORATRA DIA VOASORATRA!
Tsy tongatonga hoazy akory izao rehetra izao fa nisy asa efa natao sy nomanina hatry ny ela.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Annee...
tohiny
novalian'i milamm ny 14/01/2010 21:10
Annie2006
(
20/09/2009 14:00)
Ho mazana ny fiainana: HAT assise sur un Tonneau de poudre
La HAT assise sur un tonneau de poudre
http://www.madagasikara-soa.com
Écrit par La Rédaction
20-09-2009
Qui ne voit rien…
Acculé à une faillite économique inéluc...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 22/09/2009 08:24
Annie2006
(
02/08/2009 13:15)
Le Ni Ra8 et le Ni TGV propulse Pierrot RAJAONARIVELO
[u][b]Hita tao @ sobika:[/b][/u]
01/08/09 : MADAGASCAR :Communiqué officiel de soutien à la candidature de M. Pierrot Jocelyn RAJAONARIVELO
01 AOUT - Sobika.com
Communiqué officiel de so...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:41
Annie2006
(
26/05/2009 14:28)
Valin'ny kabarin-DRavalomanana androany 26/05/09
Hita tato e: http://gasikarasahy.blogvie.com
Ity ny sombitsombiny. mahaliana aho aloha na dia misy tsy ekeko ny hevitra sasantsasany amin'izay voasorany:
[b]Le dictateur déchu Ravalomanana dit ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 27/05/2009 11:48
Annie2006
(
21/05/2009 19:04)
Feo-dakolosy hafa
Aza raisiny an-tendrony izay voalaza fa mahalasa saina ihany ity feon-dakolosy ity: http://gasikarasahy.blogvie.com
...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:44
Annie2006
(
27/03/2009 11:10)
Nitsaoka Ra8. vaovao ao Swaziland
Mazava be ny antony nandosiran-dra8 any swaziland. Mahamenatra e.
Io ambany io.
Le roi du Swaziland, Mswati III, 36 ans, dont le petit pays est ravagé par le sida et la pauvreté, vient d'achete...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:46
Annie2006
(
13/03/2009 11:39)
IREO HIARO AN-DRAVALO: 200 loha.....
Ahatohitra inona moa ireto 200 loha hiaro andravalomanana ity?
Io ange ilay efa nolazaiko e: aiza ireo deputé, senatera, maire sy ny forongony izay TIM daholo toa tsy mahafehy vahoakany akory.
S...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:43
Annie2006
(
03/03/2009 15:47)
Lany vola sa tia kely Ravalo? Hetsik'ireo 4-mis rahampitso
Hamory 4-mis ao mahamasina Ravalo hiaro azy satria samy kanosa daholo ireo TIM ireo ka tsy misy sahy hiaro io jadona Ravalomanana io.
Mbola hakanosana ihany koa: Vola notrosain'ny malagasy @ banque...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 16:52
Annie2006
(
03/03/2009 13:08)
Feno indray 13 mai anio
Hisaorana ny vahoaka malagasy @ fahendreny ka sahy mijoro mitaky ny zo-ny fa tsy manaiky terena miasa maina sahala @ andevo.
Na dia teo aza ny fanakatsakanana nataon'ireo miaramila mpamoritra, dia...
tohiny
novalian'i ifiona ny 03/03/2009 15:55
Annie2006
(
02/03/2009 13:56)
Nisy nitifitra ny filohan'ny Guiné Bissau
Aiza ireo Union africaina milaza LEGALITE izany?
Io hoa rehefa tsy tiam-bahoaka ka mifikitra amin'ny fitondrana dia izao ihany no hiafarany e. Na LEGALITE sadasada io, na MAJORITE tsy ampy olona fol...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 02/03/2009 22:18
Annie2006
(
01/03/2009 15:56)
Ra8: MAFIA international sy VAHOAKA MALAGASY
Tsy afa bela RA8 ka ny hitifitra sy hamono vahoaka ihany no solution farany hitany ka hijanonany eo @ fitondrana.
TSY manana saina hitondra fanjakana mihitsy RA8 fa kosa hiaro sy hifikitra mafy dia...
tohiny
novalian'i ndenn ny 01/03/2009 21:08
Annie2006
(
01/03/2009 15:08)
Ranjivason ve i kidorompamba?
Talanjona izahay toa tsy nahita intsony ny naman mavitrika kidoropamba. Marina fa dia misafotofoto be ny raharahampirenena ka sarotra ihany ny misera eto na dia liana amin'izany aza. Kanefa maagaga ah...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/03/2009 19:12
Annie2006
(
24/02/2009 10:45)
RAVALOMANANA: TSIPAKY NY MIALA AINA ka mamono sisa niafarany
**********************************************APARITAHO*****************************
[b]Ravalomanana fait semblant de dialoguer pour gagner du temps…[/b]
La réunion de négociation entre Marc R...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 25/02/2009 13:43
Annie2006
(
25/01/2009 22:28)
Tsy matahotra ny MERSENERA SUD AFRICAIN ny vahoaka
Tonga ny mpikaraman'ady avy ao afrika atsimo satria tsy manaiky hanatanteraka ny baiko hamono vahoaka ny miaramila gasy.
Tsy misy matahotra an'izany eo. RAVALO TSY MAINTSY MIALA. Teboka farany!...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 26/01/2009 11:03
Annie2006
(
25/01/2009 18:48)
MIALA RAVALO, MIPETRAKA NY RAFITRA TETEZAMITA
Tsotra ny valiny.
1. MIALA ALOHA RAVALOMANANA, ary tsaraina dia GADRAINA
2.MITSANGANA ny tetezamita izay ANDRY TGV no mitondra azy iarahany @ ankolafin-kery izay nanohitra andravalo: Ireto Ankolafin...
tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 10:11
Annie2006
(
23/01/2009 22:14)
TSY MISY AUTORITé Intsony RAVALO
Mise en garde préfectorale
Le préfet de police d'Antananarivo, Edmond Rakotomavo, a lancé un appel à la population de la capitale «à ne pas venir à la réunion publique illégale», hier, da...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 09:29
