Ilaina ve ny fandraisan'ny Miaramila ny fitondrana?

1. Annie2006 ( 03/05/2010 22:04)
Ilaina ve ny fandraisan'ny Miaramila ny fitondrana amin'izao fotoana izao?
Valiny mazava no sady tsotra:
http://journal-le-democrate.com/index.php?option=com_content&view=article&id=23:loption-l-militaire-r-solution-de-dernier-recours&catid=1:actualites

novalian'i milamm ny 04/05/2010 17:46
2. tgvafond ( 04/05/2010 01:02)
Miaramila izany aloha efa very hasina eo a,atrehan'ny vahoaka,kanefa raha ilaina izany ary raha misy sahy mandray adidy ry zalahy dia , miala teo i Andry R,tsy ilaina izany olona miroa saina izany, sady ilaina ny dingana vaovao
3. rasokatra ( 04/05/2010 09:05)
tgvafond:

Miaramila izany aloha efa very hasina eo a,atrehan'ny vahoaka,kanefa raha ilaina izany ary raha misy sahy mandray adidy ry zalahy dia , miala teo i Andry R,tsy ilaina izany olona miroa saina izany, sady ilaina ny dingana vaovao


Tena ilaina ny manao dingana, fa tsy ny fialan'i Andry Rajoelina no vahaolana fa ny fanomanana ny fifidianana haigana dia haingana


4. bekafara ( 04/05/2010 09:20)
aleo ho rai_siny miaramila ny fitondrana e ,dia izay miaramila tsy voarohirohy na niray petsapetsa ny radomelina fa tena miaramila neutre ary ny accord tany maputo no ho tanterahana saingy miaramila no mitondra ary tsy mahazo milatsaka @ election :* :* :*
5. pikatti ( 04/05/2010 14:24)
Mila manala ny tenany eo mihitsy i rabitro dia manolotra ny fahefana feno @ miaramila fa tsy miaramila-sivily io, paika hitadiavana reconnaissaince efa tsy avotra intsony io
Ary raha mbola be doika dia daka voudy miriorio hoy rakidoro izay no tsara ho azy :lol:
6. milamm ( 04/05/2010 17:46)
tsy ilaina ny miaramila handray fitondrana efa hita zany hatr@ 1975 ka hatrizao fantatra ny vokany ,ny adidiny de miaro ny fiandrianampirenena sy ny vahoaka voany tsindry hazo lena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0498