Liste des messages
Liste des messages, inserés par Annie2006, par ordre de date
Annie2006
(
22/01/2009 08:28)
MBA MANAJA TENA NAREO MINISTRA IREO
Izao no voavaky tao @ gazety les nouvelles:
"«Seuls les résultats comptent»
En réponse aux insinuations qui continuent d’être véhiculées à grandes pompes par l’opposition sur ces d...
suite
répondu par andrywui le 22/01/2009 16:55
Annie2006
(
14/01/2009 22:28)
Ato ny raharaa Daewoo
Izay te ahafantatra tsara ny raharaha Daewoo dia ato:
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/MIALA-Ravalomanana.html
Gasikara mitotongana, izay tsy mahavita dia aleo ahongan...
suite
répondu par andrywui le 20/01/2009 12:07
Annie2006
(
13/01/2009 15:44)
Voatery HANDIDY NY vay mikiky azy ny vahoaka malagasy
Ratsy izany hoe mikorotana izany satria maro ny zavatra tsy maintsy afoy.
Kanefa manararaotra izany ny mpitondra fanjakana ankehitriny mba hamoretana hatrany ny vahoaka malagasy.
Tsy rariny tompo...
suite
répondu par andrywui le 19/01/2009 16:18
Annie2006
(
11/01/2009 12:35)
MIJOROA!MAHASAHIA!FA MASINA ITY TANY ITY
Ity ny sary mihetsika mikasika ny fanombohan'ny fihetsiketsehan'ny malagasy any andilam-bato sahy mijory hiaro ny tanindrazany.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Mijo...
suite
répondu par penguin le 15/01/2009 06:38
Annie2006
(
09/01/2009 12:20)
MANIF à Paris: HETSIKA HO FIAROVANA NY TANINDRAZANA
Azonareo jerena ato ny video ahafahana maminavina ny loza mihatra amin'ny firenen-tsika.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/COMMUNIQUE-Pour-la-dignite-de-Madagascar-et-d...
suite
répondu par penguin le 12/01/2009 14:57
Annie2006
(
07/01/2009 16:25)
ASA fa tsy kabary: HIHETSIKA NY ETO PARISY
COMMUNIQUE : Pour la dignité de Madagascar et de son Peuple
Il y a un temps pour le silence et un temps pour prendre la parole. Il y a eu un temps pour observer et laisser travailler. Ce t...
suite
répondu par andrywui le 09/01/2009 17:36
Annie2006
(
06/01/2009 13:27)
Maty ianao gasikarako: AVION à 60 millions de dollars
Henatra! adalàna! ireo no vetin-dresak'ireo vahoaka malagasy mahita izao fividianana avion mitentina 60 milions de dollars izao ho hendrikendrika sy reharehan'ny Ravalomanana indrindra eo anoloan'ny ...
suite
répondu par shoooter le 05/03/2009 12:21
Annie2006
(
16/12/2008 16:55)
Ato ny lien raha hiaino an-dratsiraka
Tsy misy ary tena tsy misy mihitsy ny antony tokony hanidina ny VIVA.
Ato raha hiaino fa ny sary mety tsy ho ela: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Marc-Ravalomanana-...
suite
répondu par penguin le 22/12/2008 10:17
Annie2006
(
14/12/2008 22:06)
nidina ny TV an'i Andry TGV, VIVA
Aiza ary izy izany?
Io ary fa tratra ilay sarotsarona demokrasia natao @ ity statuts des partis politiques ity.
Ny televiziona tsy miankina rehetra ary ny gazety an-tsoratra, midi madagascar, ohat...
suite
répondu par LAVASANGA le 16/04/2010 04:04
Annie2006
(
29/11/2008 14:13)
Noteren'ireo mpamatsy vola ny filoha
Hitantsika angamba ny lahatsoratra izay misy ato: http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Dialogue-presidentiel-Une-operation-marketing-sans-lendemain.html
Io porofo iray ma...
suite
répondu par penguin le 07/01/2009 14:57
Annie2006
(
02/09/2008 19:53)
SOritr'Asa hoan'i Madagasikara/ ho rava ve ny MAP?
Miomana amin'inona ary ny mpanohitra ankehitrio?
Toa naroson-dry zareo ary ny sosokevitra na ny vaha olana amin'izao fahasahiranan'ny vahoaka izao.
http://www.madagasikara-soa.com
"SOritr'Asa...
suite
répondu par penguin le 16/10/2008 15:15
Annie2006
(
11/06/2008 16:53)
MAP: Toa tsisy kil....
[b]Ahoana izany zao razoky o[/b]? toa "déclaration d'intention" ihany no heno sy milion de dolara mahazatra fa toa tsy nitontona ilay 5 miliara. Hihena 1 milion indray izany zao ny malagasy manankare...
suite
répondu par Jeankely le 14/06/2008 01:34
Annie2006
(
09/06/2008 12:09)
Dera sy Laza hoan'izay be lainga
Tena mampalahelo ny manjo ny vahoaka malagasy noho ny afitsok'ity fitondrana ity.
Raha tratry ny "crise alimentaire" ny firenena maromaro ka nanosika ny vahoaka tao aminy nirona tety andalambe dia n...
suite
répondu par Jeankely le 11/06/2008 04:56
Annie2006
(
26/05/2008 15:20)
Ny antony mampahantra an'i Madagasikara ankehitriny
Manankarena i Madagasikara fa mahantra ny vahoaka malagasy. Inona ny antony? Maro ny anton'izany fa ny tena misongadina dia ny tsy fahaizan'ny mpitondra fanjakana mitondra ity firenena ity noho izy ti...
suite
répondu par Jeankely le 07/06/2008 01:09
