Zaridaina

Herimiafina ( 31/03/2006 03:16)
Ndeha isika hiresaka indray ny karazana fomba fitaizana ny hazo fihinamboa rehetra: -Zezika ampiasaina. -Taille (fanapahana ny rantsana). -Fiadivana amin'ny bibikely sy ny aretina. -Ny toerana tsa... tohiny
Herimiafina ( 14/03/2006 18:23)
Tena misy ve izy io e? Maro mantsy ny olona avy any amin'iny faritr'i Moramanga iny no henoko milaza azy io. Raha tena misy de tena maintimainty marina ve?... tohiny
novalian'i ratahx ny 17/05/2006 11:28
jentilisa ( 01/02/2006 12:29)
Mba lasa ihany ny saiko sao dia misy ny voninkazo manokana mety atao an-jaridaina!... tohiny
mirana5 ( 07/01/2006 20:55)
Mba liana aho mba te hahita sy hihinana voasary fihina-kodiny oatran'ny tany Dago taloha ela b mbola misy ve ireny ry reto?, dia aiza no mety misy eto an dafy?... tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/01/2006 19:20
Herimiafina ( 10/10/2005 20:47)
Ny ortie dia zava-maniry kely azo hatao sisimboly na hambolena manodidina ny zaridaina tiana harovana amin'ny setrasetran'ny voalavo. Mandrava tokoa mantsy ny voalavo any amin'iny faritra Moramanga... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 05/02/2006 23:36
vale ( 09/10/2005 13:00)
Manahoana daholo! Ianareo ve mba tohina mahita an'ireny olona mitondra alika eny @ zaridaina iombonana ireny , ka ilay alika manao maloto eo dia tsy raofin'ilay olona tompony akory avy eo?... tohiny
bichette ( 27/09/2005 15:04)
efa in betsaka ihany aho no nanana an'izy io fa nony ela dia lo ny ao anatiny nefa zara raha tondrahana. Mba mila sosokevitra avy aminareo anie e ! Misaotra tompoko ... tohiny
hery ( 27/09/2005 11:48)
Inona kay no fanafodin'ny kodiadiam-borona ry reto? Ongotana ilay izy fa mbola miverina foana... nojereko tao anaty tany tao :-) dia tena misy vodiny mihitsy ary miha lalina hatrany. Sao de mahita fi... tohiny
Nananie ( 27/09/2005 10:29)
Mba nividy voninkazo @ pot za zany, dia mba tiko ho fantatra hoe inona no tokony atao mba hikolokoloina azy? Nisy niteny ahy we tsy mila tondrahana isan'andro fa manjary lo. ... tohiny
novalian'i pika ny 10/10/2005 10:04
hery ( 02/07/2005 09:40)
Mitady anarana voankazo fotsiny zah. Dia mba omeo ny dikany amin'ny teny gasy raha hay. Orange = Voasary :-) Raisin = Voaloboka Banane = Akondro Abricots = ? Fraise = ? Mba tohizo ooo... tohiny
novalian'i attn ny 19/09/2005 13:01
ainaheri ( 17/06/2005 17:59)
Hoy ianao we mahatsikaiky fa mba te ahafantatra aho inona ny karazan'anana gasy mba fantatrao ?ra ohatra moa ra teny gasy tsy misy mpahalala lay izy d mba ataovy anaty fonosana @ teny vahiny!! Ny... tohiny
novalian'i adidy ny 16/09/2005 14:49
pitchou ( 01/05/2005 16:36)
mandroso dia mandroso haingana tokoa ny fikarohana momba ny voninkazo ka raha mandeha any ivelany ianao dia mahita karazany vao noforonina betsaka! misy lalana henjakenjana ihany anefa mifehy ny fampi... tohiny
novalian'i kally ny 05/05/2005 09:53
kally ( 25/02/2005 17:24)
Mba tantarao indray izay ataonareo ao @ zaridainanareo izao,inona no ambolenareo ao dia inona ny asa nataonareo tao vao haingana sao mba hahitana hevitra mantsy. ... tohiny
novalian'i majakely ny 04/07/2005 13:14
chipie1 ( 02/12/2004 17:04)
inona no voninkazo atao nareo eo anjaridaina refa ririnina be ,?... tohiny
ikaretsaka ( 15/11/2004 00:56)
Ho anareo mipetraka aty Ivelany: ny voankazo inona no hitanareo hoe amidin-dry zareo mora indrindra eny @ supermarche de ny inona no lafo indrindra ka mahatonga anareo hoe rehefa tena farak\'izay t... tohiny
novalian'i zakony ny 27/09/2005 12:41
xxx ( 19/10/2004 20:16)
Indray andro hono dia nisy Andriana iray nifehy vohitra atao hoe Ambohibe. Tsara tokoa ity vohitra ity satria dia misy rano eo atsimo tanana tsy lavitra akory ny hadivory. Koa dia nanana hevitra ny An... tohiny
novalian'i Ovybe ny 02/03/2005 17:12
ainaheri ( 30/09/2004 06:23)
Hajao ny tontolo iainana fa io no antoky ny fiainanantsika zanak\'olombelona: mba fantatrao moa firy taona vao levona ao anaty tany ireny harona (sachet) ireny?... tohiny
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:45
loulou ( 28/09/2004 13:35)
Misy mahanfatatra ny anarany paiso gasy (ilay mitretra) aminy teny frantsay na latin ve ? Ary misy ve eto Frantsa ?... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2004 19:25
loulou ( 29/08/2004 00:19)
Mitady voan'anana aho. Ny fahalalako an'ilay anana dia hoe "sariba" na "anantsariba". Anefa izay olona fantatro rehetra milaza tsy mahanfatatra an'izany. Ka mba misy mahanfantatra an'io anana io ve ar... tohiny
novalian'i ftma ny 01/09/2004 19:35
jantina ( 27/08/2004 17:01)
Ireto misy torohevitra kely mety mahasoa ny voly.Ny lavenona avy @ hazo dia azo atao zezika na @ voninkazo na @ voly hafa fa mahatsara azy noho izy be potasse.Ny fraisier sy framboisier no tsy mety as... tohiny
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0501