Zaridaina

kitjo ( 26/08/2004 04:14)
Ty ndray aloha rehefa anaty vase ilay voninkazo fa tsy ao anjaridaina. Asio siramamy tokony ho 3 sotro ilay rano fa haharitra kokoa ilay voninkazo... tohiny
novalian'i kitjo ny 27/08/2004 13:37
methode ( 20/08/2004 22:50)
Izaho dia anisan'ny tia voninkazo ary ny violette d'Afrique aloha no efa namboleko matetika!! Fa aty Afrika aho izao dia mba te hanandrana hamboky raozy nefa tsy dia mahay loatra! Mba ampianaro raha m... tohiny
novalian'i blondin ny 14/03/2005 17:13
loulou ( 09/08/2004 15:12)
Ety Alpes Maritimes aho no mipetraka ka hanomboka amboly arbres fruitiers. Ka raha mba misy olona avy ety dia mba hilazao ahy izay voankazo avy any Dago mety maniry ary mamokatra ety?... tohiny
novalian'i ramaso ny 24/08/2004 15:31
nikopol ( 06/08/2004 06:38)
Anisan'ny voninkazo tiako ny orkide : manja, maharitra ary tsy sarotra karakaraina. Inona marina ny mahasamy hafa ny orkide sôvazy matetika hita any amintsika sy ilay hamidin-dry zareo aty amin'ny... tohiny
novalian'i blondin ny 21/02/2005 16:29
jantina ( 05/08/2004 07:09)
Nitondra kiwi tany Dago izahay fa tsy hay ny namboly azy. Ahoana kay ny fomba fambolena an'ireny any? Sady voankazo be vitamine mantsy io no mahasalama. Sady sakafo no haingontanàna. ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0813