Politika

Rajakoo ( 14/04/2010 15:42)
Tsy avelanay miaramila hirona hanaraka ny fifanarahana ataon'i Rajoelina sy Ravalomanana akory izahay tafika satria izay ihany no mahatonga azy tsy te hiresaka ary mandositra journalistes Dia nanapa-... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/04/2010 10:57
salegy ( 14/04/2010 13:35)
miarahaba ny namana rehetra aloha a, sao gaga nareo hoe toa miditra aty @politika i salegy? voalohany nanoratako tato ity satria tena manitikitika ny saiko ary tiako ho azavain'izay mahalala fa nga a... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2010 22:01
vatofototra ( 14/04/2010 12:20)
TELECHARGER Rapport Amnistie Internationale mars 2010 * Rapport de l'Amnistie Internationale sur la situation des Droits de l'Homme à Madagascar pour l'année 2009 : MADAGASCAR : ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/04/2010 10:55
AmiralHypopo ( 13/04/2010 23:25)
Amin’ny 24 aprily izao no hanatanterahana ny fihaonana izay hatao any Johannesbourg, raha ny loharanom-baovao. Amin’ity herinandro ity dia ho tonga eto amintsika ny iraky ny Filohan’ny Afrika A... tohiny
novalian'i bekiraro ny 16/04/2010 00:17
Bazilou ( 13/04/2010 22:54)
http://www.journalducameroun.com/article.php?aid=3163 beurkkkk tsy mila frantay begalona... tohiny
katrikatry ( 13/04/2010 21:58)
Niels Marquardt, sur le départ après 3 ans de mission à Madagascar, a profité de l’inauguration de la nouvelle ambassade ce 2 avril pour mettre les points sur les i : «Pas d’élections reco... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2010 21:38
ndotofetsy ( 13/04/2010 20:18)
i Andry rajoarisampy fa tsy iza akory sao mitomany eo i bazy lozitra sy ny tim hon hon hon =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2010 22:13
bazylou ( 13/04/2010 18:55)
le tim and co, biby tsy manan doha, =)) =)) =)) =)) sady ary ivelan'ny piste no misy ny soavaliny, beuuurrrk vive tgv =)) =)) ... tohiny
novalian'i pink ny 13/04/2010 21:22
bazylou ( 13/04/2010 12:12)
Mizotra makany moramora isika izao, ary efa maty paika le 2011. Efa misy 4 mahery izao no niala na napitika, dia jereo tsara ny fandehany avy eo sy ny kozy ataon ny tgv sy ny holazainy afaka kelike... tohiny
novalian'i pink ny 13/04/2010 21:25
TEGEVE ( 13/04/2010 11:49)
O ry zalahy a, mazàna be ny mahazo ahy ato e, tsy mety mahazo reconnainssance foana ve ? efa nasoriko tany daholo ireo nandray anjara t@ fanonganam-panjakana fa e e e Izao izaho indray ty no mihanto... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2010 22:08
ndotofetsy ( 12/04/2010 21:06)
miala any ndray ny malaza eeee http://69.90.162.60/~o101925/images/AFR_35_001_2010_ext_fra_web.pdf =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/04/2010 22:22
bazylou ( 12/04/2010 20:37)
Etsy sy eroa ry zareo a. Na hiala daholo aza ny ekipany dia tgv ihany no eo. Sady miala ny eo dia miditra indray ny hafa e. IO tsy amelan ny tgv maina io e. 2011 eritreretina fa efa vita ny tsena e... tohiny
rabaradaka ( 12/04/2010 11:21)
Izay phrase-n'ny dadatoa Andry TGV izay no averiko amintsika mpiserasera. raha ny fandehan-javatra dia mety hanipy baolina amin'izay i laikely fa tsy zakany intsony. Lasa misotro toaka be sy mandrongo... tohiny
hery ( 12/04/2010 07:16)
Hitako tao @ sobika teo fa le sobika lasa tsy mandeha tsony am'zao. Dia i jentilisa koa nandefa ilay vaovao. Toa hoe anisan'ireo nikotrika fanonganam-panjakana hono? Ataoko hono ihany fa toa hafah... tohiny
novalian'i diloo ny 16/04/2010 01:50
ndotofetsy ( 11/04/2010 15:38)
tsy resaka kivanivany fa hietsika ny miaramila @ herinandro fa mila miverina daholo hono ny olona en exil rehetra http://musicresearchgasywavegroup.centerblog.net/3634150-MIARAMILA-VERY-DIA--... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/04/2010 10:22
diloo ( 10/04/2010 16:18)
[quote]mikendry ho [color=red]ampy erreur[/color] i vital kamaoly[/quote] Vital reçoit ses étoiles. Le général de corps d'armée Mounibou Ismaël a placé hier sur l'épaule du Premier minist... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/04/2010 09:56
bazylou ( 10/04/2010 15:31)
Tsy mety afaka ao raha tsy manaraka ny tenin ny vazaha. Mbola ho lasa any ambanin ny pma ary raha mbola mzity anao gasy aho e gasy.... tohiny
novalian'i pink ny 11/04/2010 18:23
bazylou ( 10/04/2010 15:30)
Tsy mety afaka ao raha tsy manaraka ny tenin ny vazaha. Mbola ho lasa any ambanin ny pma ary raha mbola mzity anao gasy aho e gasy.... tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/04/2010 07:32
zakilinina ( 10/04/2010 13:08)
Efa azon-dRajoelina izao ny fanjakan'ny tany. Ahoana kosa, araka ny hevitrao, no tokony hataony mba hahazoany ny fanjakan'ny lanitra ?... tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/04/2010 14:04
Picassi ( 10/04/2010 00:18)
Pety Rakotoniaina, Voninahitsy Jean Eugène ary Zakahely Boniface, Mpanjato Raharinosy no nanagana an'ity antoko vaovao ity FTF Fikambanan'ny Terroriste sy Fauteur de troubles... tohiny
novalian'i fozabe ny 10/04/2010 11:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1191