mila miomana @ herinandro

1. ndotofetsy ( 11/04/2010 15:38)
tsy resaka kivanivany fa hietsika ny miaramila @ herinandro fa mila miverina daholo hono ny olona en exil rehetra
http://musicresearchgasywavegroup.centerblog.net/3634150-MIARAMILA-VERY-DIA--
novalian'i pikatti ny 14/04/2010 10:22
2. ndotofetsy ( 11/04/2010 15:39)
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=1443:fitondrana-miaramila--ny-cemgam-sa-ny-cemgn-&catid=49:newsflash&Itemid=61

ito no izy ka
3. rijadolly ( 11/04/2010 19:15)
ndotofetsy 1 >>> ary toa tsy misy feony akory le izy, sa ilay oooouhhhh sy le yyyeeaaahhhh ireny ny feony.Nefa anie ka misoratra aony nanao ny feony e! :D
Ndotofetsy 2>>> tena fanina aho, tsy azoko ilay lahatsoratra, ihihihih! :lol:hazavao ahy ndotofetsy a!
4. rabaradaka ( 12/04/2010 11:23)
Mety ho marina izany ry dadatoa ! Fa ny vahoaka tsy mihetsika ity no mahagaga mihitsy :?: :�)
5. ndotofetsy ( 12/04/2010 13:14)
http://sobika.com/

efa oe jereo eto
tsss
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. pikatti ( 13/04/2010 12:35)
Lylison et Charles sont à la croisée des chemins méme s'ils sont tous les deux, des « FIS » de la HAT !


Ireo fils de la Hat ireo ihany no hamely azy ao

Ranoely ato efa vonona ny hanampa-doha an'io mpanjaka najangany , sao ilahy rabazilouzitra te hilatsaka :lol:
7. ndotofetsy ( 13/04/2010 12:57)
http://www.youtube.com/watch?v=iT193NBNgLQ

io ra sarla ko no hoe voasambotra
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 14/04/2010 09:55)
Migogogo mitomany tsy azo ampanginina intsony leity racharlot klé :-D :-D zay nedela vao tonga saina fa kay lay "gé vai reglé cha par laforsa" iny tena tsy vitany intsony ny namerina azy :-D :-D na le basin'ariary fito iny aza tsy sahy nampisehoany intsony
9. pikatti ( 14/04/2010 10:22)
Le président national du Liaraike et non moins ancien vice-président du Sénat remet sur le tapis la proposition qu'il avait faite à l'atelier « Teny ifampierana » à Ivato. Soja Jean André alias Kaleta lance un appel au président de la HAT « pour que le chef supréme des forces armées qu'il est, fasse monter au grade de général, tous les colonels pleins de la 9e, de la 10e et de la 11e promotions. Et ce, afin d'apaiser le malaise et les rivalités au sein des forces armées avant le 26 juin, c'est-à-dire avant la célébration du 50e anniversaire de l'Indépendance et du demi-siècle d'existence de la Grande Muette ».
Mitady ho jeneraly aby ry zalahy, rehefa samy hivanaovana,tena tsy mamely,adim-poza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2248