tsy maharesy an ny tgv ny tsaho

1. bazylou ( 12/04/2010 20:37)
Etsy sy eroa ry zareo a. Na hiala daholo aza ny ekipany dia tgv ihany no eo.
Sady miala ny eo dia miditra indray ny hafa e.
IO tsy amelan ny tgv maina io e.
2011 eritreretina fa efa vita ny tsena e.
2. pink ( 12/04/2010 21:41)
bazylou:

Etsy sy eroa ry zareo a. Na hiala daholo aza ny ekipany dia tgv ihany no eo.
Sady miala ny eo dia miditra indray ny hafa e.
IO tsy amelan ny tgv maina io e.
2011 eritreretina fa efa vita ny tsena e.



izany ve no mba fomba fiasa atolotra ny malagasy...handeha amin'ny tsy fandehany ny tantaranareo raha izany
3. Rafahafahana ( 13/04/2010 08:15)
ny Tgvendrana tsy resy fa ianareo mpanohana azy no tena adala é
jereo ny fahatranareo sy ny fijalianareo mbola ho ela vao ho tonga saina.
4. locl ( 13/04/2010 08:49)
IO koa anie ny Malagasy no mila miova toetra koa, jereo fotsiny fa nahita an'i TGV dia tany aloha dia izao vao miverenà ry Dada
5. bazylou ( 13/04/2010 09:36)

Iza no adala????
Izahay manohana an i tgv , gasy manana couille ve sa ianareo minia
amerina andry deba sy le8 efa lany daty sy mpametsifetsy????
Asaina miseho ze olona hanao ray sy ray sy masakisaky an i tgv nefa tsy
misy na 1 aza, le8 andrasanareo ity efa maty hozatra any RSA, raha tsy holeran ny
Afrikanera any aza.
Wawawa daholo ny andry tim and co.

Samia manohana ny azy fa aza be menomenona rehefa resy anareo e......
BBbbbeeeeeeeuuuuuurrrrrkkkkkk
Vive tgv
6. milamm ( 13/04/2010 09:55)
ela no adala ry bazy,tsy hitanla nga reo tsy mitsahatra maneho ny heviny @ fomba samihafa izay ampiasainy hat herimpamoretana ? fa iza moa no milaza anla ho gasy ====> andevony frantsay ny toa anla izay misiotsika nefa mbola tsy tafavoaka ny ala =)) =)) ,raha nisy nahavita ireny asa fampandrosoana goavana vitany Atoa Ravalomanana ireny teo anivony lafim-piarahamonina de lazao ...izay foana no mahavoa anlisany fozatay tony,mifanakaiky ny toerany saina sy ny tranony maloto de miteniteny foana sy manaotao foana
7. milamm ( 13/04/2010 10:24)
raha tsy mazava @ la dia http://www.youtube.com/watch?v=ACGX8KCOmxc
ny tena Malagasy hero dia i Atoa Razily ary ny zero de toa anla sy lavanify ary hat =)) =))
8. pikatti ( 13/04/2010 12:29)
ny tena Malagasy hero dia i Atoa Razily ary ny zero de toa anla sy lavanify ary hat
=D =D =D
de i bazilouzitra goaika antitra ao @ maison de retraite ao Fresnes ao :-D :lol:
9. ndotofetsy ( 13/04/2010 17:36)
aiza kosa no hisy tsaho haharesy tgv izany zavatra bandy mpiakama i tsaho sy i tgv

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. bazylou ( 13/04/2010 18:41)
ry milamm and co itony zany le olona taranak'ireo gasy miverina amin'ny lany sy ny efa navoakany dia haniny indray , izao izany dia miady mafy ery nefa ny t any am body fa tsy sahy manazera an'i tgv teo fa lany bala.

Le olona antenainy aza mbola mirepla any rsa...

or y pikatti a, tsara ve le maison de retraite ao fresne e, :-D :-D :-D :-D :-D
tena hita hoe bandy dombo velona ialahy sy ekipan'ialhy :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
11. bazylou ( 13/04/2010 18:42)
avoahy ze anao amin'ny tgv ry milaza azy milamm nefa mivaralila sy ùiaritra trefle a:: aiza ihany e, efa maty hozatra le soavalinareo , beeeuuurrrk :-D :-D :-D
12. bazylou ( 13/04/2010 18:44)
le razilinareo olona mty hozatra ohatran'ilay le8 ihany le aza :-D :-D
13. milamm ( 13/04/2010 19:26)
saode diso toerana ny sainy bazy zany ? tsy zahay no namoaka azy teo fa anisany ny nahandry ny ahavitany ny mandat-ny Ravalomanana ,very tadidy sahady nga ela zay vao naheno oe nisy ny fanonganam-panjakana ,vono olona nataony fis,capsat,cnme,naondrana ny alam-pirenena very asa ny ankohonana marobe sns vokatr'ireo fiokona nataony membre hat ,nanomboka ny 17 marsa no nitonotena ireo nahavanon-doza ny firenena ho mpitarika ny fitondrana sandoka.Noho izany raha miverina izy dia malalaka ny varavaran'i Gasikara hilatsahany fa ty lavanify iala tsy ho ela ty ho aiza avy eo,ra tsy tratrany ops. a la daddis ,ka ny tantara mbola tsy vita de mihorakoraka tsy misy ventiny bazy
i Andriamatoa RAZILY dia ilay maherifony tolona 2009-2010 taorinany fanonganam-panjakana iny ,tsy maintsy hotadiaviny rehetra ny misy azy satria tena TIA TANINDRAZANA izy ary dia ho hita eo izay avaliny organes,camille,lavanify .
tsy ny tsy fitiavany bazy manokana an'Atoa Ravalomanana akory no ahazahoany bazy manitsakitsaka ny hasiny tolony'ireo mahatsapa fa voany tsindry hazo lena,famoretana sy hiady @ tena fahaleovantenany firenena sy hijoroany tena fitondram-panjakana ho fidiany rehetra,rehefa tsy tia ny Malagasy sy i Madagasikara i bazy tsy maninona fa aza tevatevaina ny anaran'olombanona toy ireny
14. ndotofetsy ( 13/04/2010 19:53)
reto tim sy tgv reto wa vendrana daholo sady badraodra daholo ampiadian ny frantay sy ny sasany de mivovo otran ny kva

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0478