Politika
sitlo
(
05/04/2010 16:27)
O ry pro-TGV
Angaha moa hoe tsy mijaly indray ny vahoaka no anton'ny nitolomana? Fa toa vao maika ity mijaly.
Andramo ny goavy manta raha mbola tsy hita ny t tsy omby v... ;-) ...
tohiny
novalian'i diloo ny 07/04/2010 17:42
rijadolly
(
05/04/2010 06:36)
Aiza ireto mpisera ireto?fa izaho mino fa ry zareo ireto no afaka manamafy izay efa natomboka ny fiverenana indray ny firaisakinam- Pirenena. Omeo hevitra fa ianareo efa nanan- kevitra ny hapiray. htt...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/04/2010 18:52
dadasy
(
05/04/2010 04:19)
Napetrako tatsy @ dinika finoana sy fivavahana izy ity. Mety hisy lafiny politika azo hitarafana azy koa anefa, raha jerena @ lafiny hoe ny manana fahefana sy tompon'ny hery dia manampatra izany arak'...
tohiny
novalian'i vitalkamaoly ny 07/04/2010 08:32
bazylou
(
04/04/2010 05:33)
Dia tsy maintsy ikombaka ihany ny gasy, le8 izany no mamporisika ny samy
Gasy hifamely satria very sezan resin ilay tanora kely ka mila revanche tsy misy ohatr izany ,
Dia mbola sahy ihany le rang...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/04/2010 20:36
vatofototra
(
03/04/2010 06:35)
REGARDER VIDEO Journal-Les USA préfèrent donner des carottes que des bâtons...au lapin de choisir 02 avril 2010
- Conférence de presse Ravalomanana
- Point de presse Neils Marquardt A...
tohiny
novalian'i diloo ny 06/04/2010 23:03
ndotofetsy
(
02/04/2010 21:09)
lasa monima ny arema lasa tim ny arema ny olona eto vizana fa be wawa sisa
=)) =)) =))
lasa exilll daholo ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 06/04/2010 20:48
bazylou
(
02/04/2010 20:08)
Tadidio ry zareo fa efa vita depuis 1950, izany mdg sy gasy izany ary tsy hotafala mandrakizay am lafrantsa ireo.
Jereo tsara hoy aho no anaovan nny frantsay azy ary tsy maintsy anompo azy ireo, jere...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:51
zakilinina
(
02/04/2010 19:29)
Tao aorian'ny fitsidiham-pahitra nataon'ny misintra frantsay teto Madagasikara dia misy feo milaza fa hihaona hono ny filoha voafidim-bahoaka sy ny filoha nanongam-panjakana. Ilaina ve io fihaonana io...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:58
vatofototra
(
02/04/2010 13:37)
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana 02 avril 2010
- Ravalomanana occupe le terrain, il a tenu une conférence de presse en duplexe de Johannesburg le 02 avril 2010
http://www....
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:01
terrywui
(
02/04/2010 09:00)
http://www.youtube.com/watch?v=LTeXWOUMDIw&feature=related
tsisy dikany tsony na Andry Rajoelina (TGV) na Ratsuraka (AREMA) na i Dada (TIM) no eo fa ny vavaka atao bobaka de miandry fahafatesana da...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:14
terrywui
(
02/04/2010 08:18)
Ny mba fahafinaretana kely hita zao de ity "vaky lalàna !" azon'ny Fitondrana ty ...! fa raha izay ato amin'ny serasera de mangidy no ato ....[quote]DIRAN-DOZA NY FIANAKAM'S FATAO ATSOJAY,SAKANA,VONO...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 11:45
vitamatavy
(
02/04/2010 04:49)
ne faut pas tomber dans le piege francais. Les manoeuvres de Joyandet visent a eviter les sanctions de l'UE qui semblent etre imminentes.
Fivoriana etsy sy eroa : Mihetsiketsika ny tafika !
Vendr...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:04
andrywui2002
(
01/04/2010 00:29)
anayjiaby jiaby ny tanana miaraka ny allouette e,efa nisidina tany moramanga ary dia president rajoelina mihitsy no nipilote azy
http://www.trilulilu.ro/cgv01/f2af5348e2daf7...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/04/2010 12:08
Toumba
(
31/03/2010 23:45)
tsy hay intsony izy ity na cinema fa dia mandeha indray ny tract mangataka ny fialan'i rakotonandra noel ny rasil ,aiza ry zafera sy bruno bekibo no tsy re intsony ,dia an'iza indray ny tour manaraka ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 04/04/2010 03:17
katrikatry
(
31/03/2010 22:56)
Ingahy Alain Joyandet nihaona t@ Rajoelina , ary mbola misalotralotra an'io unilateralisme io ihany ingahy rainy, izao mantsy ny nolazaina "efa miara miasa @ ankolafy rehetra ny tenako ry ingahy joyan...
tohiny
novalian'i terrysaina ny 01/04/2010 01:17
pikatti
(
31/03/2010 16:55)
Environ 228 000 emplois sont perdus pendant la crise, selon la Banque mondiale. Vu que la crise a été urbaine, ces pertes se situent essentiellement donc dans la zone urbaine. Elles sont issues du s...
tohiny
novalian'i milamm ny 04/04/2010 20:59
bazylou
(
31/03/2010 13:02)
fa tena izay vao raikitra ny ady saritaka eto fa tsy hisy hifapitsitsy izany intsony , satria ny alika no miverina aminy lohany , dia hendasin'ny tgv daholo sy ny mpomba azy, roahy le alika e, wawawaa...
tohiny
novalian'i vitalkamaoly ny 01/04/2010 12:52
TEGEVE
(
31/03/2010 11:09)
Tsy mety milamina foana ny tany e, tena tsy voatampim-bava ny vahoaka ry capsat a, inona no tokony hatao
Joayndet ô ,vonjeo vonjeo!...
tohiny
novalian'i vitalkamaoly ny 01/04/2010 12:42
katrikatry
(
31/03/2010 00:24)
Démocratie moderne
1. Pouvoir obtenu par les élections
2. Existence du parlement
3. Respect de la liberté d’expression dans le cadre réglementaire
4. Protection et sécurisation des biens...
tohiny
novalian'i diloo ny 01/04/2010 23:33
AndriambyII
(
30/03/2010 22:34)
Azontsika banjinina ve ny ho avin' ny firenena afaka dimy taona ?
Toa resaka vinany sy fandanian'andro , no hiaretana ny andro fampahakiviana !!
Dia ho aiza ihany aza isika ireto ???...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 31/03/2010 20:01
