kobonareo ve le zvt ry gasy
1. bazylou
(
13/04/2010 12:12)
Mizotra makany moramora isika izao, ary efa maty paika le 2011.
Efa misy 4 mahery izao no niala na napitika, dia jereo tsara ny fandehany avy eo sy
ny kozy ataon ny tgv sy ny holazainy afaka kelikely eo.
Ny hiala sy ny apitika mbola hisy.
Vive TGV
Efa misy 4 mahery izao no niala na napitika, dia jereo tsara ny fandehany avy eo sy
ny kozy ataon ny tgv sy ny holazainy afaka kelikely eo.
Ny hiala sy ny apitika mbola hisy.
Vive TGV
novalian'i pink ny 13/04/2010 21:25
2. pikatti
(
13/04/2010 12:21)
Ny hiala sy ny apitika mbola hisy.
Vive TGV
Ho FATyfaty foana ny anelah raha izao loham-boto dj izao no hitohy eo
6. pink
(
13/04/2010 21:25)
ka ilay arovany bazilotra mihintsy no tena hipitsoka raha izao koa no mitohy.
efa manomboka miendaka tsikely2 ny biriky nanagana ity lapa ny fandrombana
efa manomboka miendaka tsikely2 ny biriky nanagana ity lapa ny fandrombana
