TSY LASA FA MILA AN-R8 RDV 24 AVRIL
1. AmiralHypopo
(
13/04/2010 23:25)
Amin’ny 24 aprily izao no hanatanterahana ny fihaonana izay hatao any Johannesbourg, raha ny loharanom-baovao. Amin’ity herinandro ity dia ho tonga eto amintsika ny iraky ny Filohan’ny Afrika Atsimo, Jacob Zouma hijery ny mety hanatanterahana an’io fihaonana io.
répondu par bekiraro le 16/04/2010 00:17
2. AndriambyII
(
13/04/2010 23:30)
Asaivo alaminy aloha ny momba ny raharahan' i Eugene terreblanche !!Izay vao hitonantonana ao amintsika izy ! Ireny no atao hoe olona midingin-drambo tsy afa-taforana , ny tadim-poitra tsy tapaka dia misavika nonon-dreny !!
4. pikatti
(
14/04/2010 09:40)

Samy mbola mihainohaino aloha ry zalahy izao hoe iza no hanao fanambarana voalohany , sao mantsy ka misy mitakla :lol: efa samy nanemotra ny fanambarany daholo izao , i rabitro moa efa impiry izay , i le8 aza mety hiteny koa hoe nisy saika nitifitra :lol:
5. locl
(
14/04/2010 09:59)
andryambill> efa milamina ny raharaha Eugene terreblanche. Porofo izany fa ry zareo dia mahaleo tena ny fitsarana na dia misy resaka volonkoditra azy tao ambadik'iny. Ary mahavita tena
Misaora my Afrika Atsimo mba manaiky mandamina ny raharaha sy ny havendranany TGV. Fa raha nahavita ni-calmer ny jeu ange nareo tsy haotr'izao ny fianan'olona ao Dago ao e
Misaora my Afrika Atsimo mba manaiky mandamina ny raharaha sy ny havendranany TGV. Fa raha nahavita ni-calmer ny jeu ange nareo tsy haotr'izao ny fianan'olona ao Dago ao e
6. pikatti
(
14/04/2010 10:25)
Misaora my Afrika Atsimo mba manaiky mandamina ny raharaha sy ny havendranany TGV. Fa raha nahavita ni-calmer ny jeu ange nareo tsy haotr'izao ny fianan'olona ao Dago ao e=D =D
Fa ialahy aloha ry hypopo amboarin'i Kaleta ialahy fa mahaiza mipetraka tsara ^:^
7. Rajakoo
(
14/04/2010 15:46)
Ministra tsy misy dikany Ing Hypollite ,tsy misy zavatra vitany na dia ny iray aza ,napetraka teo anefa io mba hitady vahaolana ahazahoana fankatoavana avy @ firenena rehetra ,indrisy .... aza gaga ianao raha voampanga mpanongana fanjakana ihany koa
9. ndotofetsy
(
14/04/2010 23:08)
ie i mialy manao be ka tsy raharahiany mihintsy ra andry rajoelina
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. vitalkamaoly
(
15/04/2010 13:33)
mbola ambany fahefako lesy ela ry zandry a.Mangataka amiko alo vao manao fanambarana tahakan'zao.
=)) =)) =)) :@
=)) =)) =)) :@
11. bekiraro
(
16/04/2010 00:17)
Hypopo :-D :-D ialahy mbola firan'i vital, fa raVital na mibaiko aza tsy mahateny raha tsy iny Monibou iny no niteny an'i Kotonandra
