mbola pma foana anie i mdg

1. bazylou ( 10/04/2010 15:30)
Tsy mety afaka ao raha tsy manaraka ny tenin ny vazaha.
Mbola ho lasa any ambanin ny pma ary raha mbola mzity anao gasy aho e gasy.
répondu par rijadolly le 11/04/2010 07:32
2. diloo ( 10/04/2010 16:57)
Aza afangaro ny fanjakana vozongo mpanakorontana ny Tanindrazantsika, sy ireo mpivahiny vazaha.
Ny discours-n'i Bazi mpandrangotra ny gasy kely fa ny vozongo no tompon'ny laka, inona ny vokany?
Des voleurs de scooters sans pitié ont frappé à Analakininina Toamasina samedi. En début de soirée, aux alentours de 18h30, un ressortissant français, Laurent Vaubourg, 58 ans en a fait les frais. Il est toujours dans le coma depuis l'agression jusqu'à hier. L'état de santé de son fils , Kevin Vaubourg, âgé de 14 ans est moins inquiétant. Celui-ci a déjà repris connaissance depuis dimanche.

Amiko manokana, dia tokony tsy mikitika ny vahiny, eny na dia manakorontana ny fiainampirenen-tsika aza ny fransafrika.
Noho ny irresponsabilité-n'elahy ihany ra-Bazi, dia izao manjary voadaroka ny rafozan'elahy.
:(
3. diloo ( 10/04/2010 17:10)
Faly ery Bazi fa pma Gasikara ary tena infra-pma mihintsy depuis nangalan'ny tsilo tongo-tany ingahy fingotra ny fahefana de fait:
Vokany:
Mitaraina sy sahirana ireo olona mitady fanafodin-tsery eny amin’ny fivarotam-
panafody amin’izao fotoana izao. « Olona maherin’ny folo isan’andro no tonga manontany io fanafody io eto aminay », hoy ireo farmasianina. « Izahay efa zatra mampiasa an’io fanafody io satria sady tsy lafo no mora ampiasaina. Ny tena olana dia voatery mividy ny fanafody hafa mahasolo azy izay somary lafo kokoa raha mitaha aminy », hoy ireo olona zatra mampiasa ity fanafody ity.
Ny fanadihadiana natao teny amin’ireo fivarotam-panafody no nahalalana fa tsy maharaka ny orinasa Farmad amin’ny ody sery. Manana olana kely eo amin’ny famokarana ny Farmad.
600 ariary no vidin’ny ody sery. Ireo fanafody mitovy aminy toy ny Febrilex sy ny ranom-panafody anefa dia mahatratra 2 500 ariary ka hatramin’ny 3 600 ariary.
:wink:
4. diloo ( 10/04/2010 23:26)
Mifalia ianao ra-Bazi fa ity koa ny pma mampibontsona anao toa ny saobakaka:
Indice de pauvreté : 75% des menages n'ont pas la possibilité d'acheter du bois de chauffe...
Dans un document publié par l'Office National sur l'Environnement, l'on peut lire pour la région d'Amoron'i Mania que 95% des ménages utilisent le bois de chauffe comme source d'énergie. Ce document de se jeter dans la précision en mentionnant que seulement 10% de ces ménages ont la possibilité d'acheter du bois. Les 75% vont les ramasser dans les foréts. C'est dire que 75% des ménages n'ont pratiquement pas toujours de l'argent pour acheter du bois. Une situation qui se présente surtout dans les campagnes. D'où cet état de pauvreté de la population que l'on évoque rarement.
Une situation qui, dans le contexte physique actuel, risque de s'aggraver avec ces déforestations.
Des hommes désabusés de vivre dans la pauvreté, décident d'abandonner leurs villages pour aller chercher du travail ailleurs. Pour ne plus y revenir après avoir trouvé mieux.
Des effets néfastes sont également ressentis dans le domaine de la santé de la population à cause de cette situation.

Normale ianao raha faly satria voky lasopim-bazaha. :? :wink:
5. bazylou ( 11/04/2010 05:27)
Dia mizestiava ao ihany ry gasy lany basy fa ny adalanareo ihany no nahatonga an io.
Sady zany mdg hiala vazaha izany impossible e.
Ka ahoana, hividy dolirhume aty aminay indray izany an, sa atao sakamalaho.
LooooooooooolllllllllL
6. rijadolly ( 11/04/2010 07:32)
ay kay ny sain' se mihitsy no efa voatapisaka oa an- dohan' se fa ny Frantsay no lalana kowa, reraka fotsiny aho nandresy lahatra mba hampiova sy hanome hery an' se, mialatsiny an 'se nanome hevitra e! Mahay mi- dresse marina ny frantsay ka. Tsy hamaly ny hevitr' se tsony aho fa reraka eo fotsiny raha io hevitr' io. Any France ry se hampanjakaina io fa tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1082