Artista sy Hira
![](https://avatar.serasera.org/0210a81c8ba41de9a90ac055adb3c435.jpg)
nikopol
(
17/12/2004 12:04)
Mba mitady tonony io hiran\'i Dedesse io za raha mba misy manana na ilay hira mihitsy.
Dia mitady ny hiran\'i Dedesse hafa koa.
Iza avy moa ireny ? :lol:
Misaotra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:44
![](https://avatar.serasera.org/f0bdb40735675276167eaeba44cd0274.jpg)
damaopa
(
15/12/2004 06:34)
novalian'i chipie1 ny 17/12/2004 20:10
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
angie
(
02/12/2004 09:04)
Ho avy aty Italie izy ireo hanao spectacle sy fin d\'année. Mba misy afaka milaza ve we inn no hira vaovaon\'izy ireo malaza any Dago any? Ary inn no hirany tianareo indrindra. :) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2005 21:52
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
xxx
(
29/11/2004 18:48)
tena efa mivoatra ny artiste gasy fa henonay aty france fa hoe hiaraka hihira @jennifer hono izany aina pazzapa izany
efa mba tsara kosa aloha izany e...
tohiny
novalian'i iartistika ny 22/02/2005 09:23
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
hery
(
20/11/2004 04:17)
Araka ny fangatahan\'ny Mpitendry gitara eto amin\'ny serasera dia namboarina ho azo ampidirana Tondrom-peo (dikan-teny vonjimaika ho an\'ny Tabulatures de guitare) ny ao amin\'ny tononkira. Mbola ao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:47
![](https://avatar.serasera.org/ab4f3ccba74857c5f2ba0d5b7dbf65e1.jpg)
jpeg
(
18/11/2004 17:23)
:P mba te hahalala vaovao momba ny tempo gaigy a! mba te hifampiresaka @ mpankafy koa!
:-P ...
tohiny
novalian'i kotokala ny 04/04/2005 17:13
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
chipie1
(
17/11/2004 14:32)
novalian'i fijo ny 07/02/2005 22:10
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
ravatorano
(
16/11/2004 08:17)
Hiakatra antsehatra eny amin ny palé eny mahamasina indray ny tarika Ambondrona amin ny herinadro ambony iny .
Amin ity taoana ity dia io no faran ny fampisehoana ataondry zareo mandeha irery eto an...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 21:33
![](https://avatar.serasera.org/23c1622d0f5af8a8a8cd90dd1898f3cb.jpg)
mumu
(
14/11/2004 19:12)
salut dôly!
za ry reto mitady an\'ilay hiran\'ny poopy hoe \"hafahafa\" iny amin\'ny teny anglisy foana no hahitako azy \"shine on me\" sao de mba misy manana nareo!!
Misaotra mialoha e!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 21:26
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
yonikafopl
(
12/11/2004 18:25)
Tena serieux ry reto fa aza atao vazivazy an!
Mba misy mahafantatra ireny mpanao hira sy dihy folklore malagasy ireny ve? azo atao hoe vakodrazana mou zany? mba omeo adresse we na laharan\'ny antso ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2004 21:16
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
fijo
(
11/11/2004 23:12)
nijery ireo hiran\'i ricky tato aho ry zalahy ka hitako fa misy ilay hira tsara be iry tsy ao.
misy ilay hoe\" ny foko anie eeee,homeko anao tsy misy fetra aaaa\"
koa raha misy mahay dia mba hampidi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:22
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
booboo
(
10/11/2004 18:31)
novalian'i fijo ny 06/01/2005 21:21
![](https://avatar.serasera.org/c5d658e5edd6750155f3d180293c652c.jpg)
fatsoraly
(
10/11/2004 01:59)
ahoana ity Tana in love @ zoma ity toa tsy mba misy artista mpanao kalon\'ny fahiny sahaza anay efa zokinjokiny mihitsy? Izaho anefa mba te andeha!...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 21:59
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
fijo
(
08/11/2004 21:35)
dia niaraka nihira tokoa ary i dama sy ricky taty marseille.
za manokana dia tena tia ilay izy,saingy ny ambiansy tao no tsy tsara loatra.satria ny ankamaroan\'ny olona dia ny dihy \"tsinjaka maventy...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 21:16
![](https://avatar.serasera.org/f8293ae8a346a7ea69db672def895259.jpg)
siid
(
07/11/2004 15:25)
Mba mitady album Bodo re e :( !
manao \"collection\" ny album Bodo rehetra izaho @zao.
Mitady ireo album taloha toy ny \"SOMBINAIKO\" na \"ZA TOMANY\" mihitsy izaho nefa tsy mahita :roll: :oops: :...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:31
![](https://avatar.serasera.org/610690bc3d0e8431ea4b110409598dde.jpg)
mihako
(
07/11/2004 12:30)
Bezoro daolo.
Sao d mba mis mahay na manana lé tonokiran\'ny RABL lé \"RAHA FITIA\" iny ? Nataon\'i Sitraka iz t@ final Pazzapa. :lol:
Misaotra melou e.
Tsara b ity forum ity.
Biz daol...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/12/2004 17:17
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
xxx
(
06/11/2004 21:54)
Mba mila ny ny hevitrareo, iza no mpihira gasy tsara feo indrindra :?: ...
tohiny
novalian'i marina50 ny 18/04/2005 19:21
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
fijo
(
01/11/2004 21:37)
manomboka mandreraka be ny hira alefan\'ny havana avy any fa tsy misy hafa tsyhira miteny jesosy.tsy hoe satria tsy mino aho ,fa toa tsy mahita zavatra hambara hafa tsy izany sisa ny \"mpanakanto\"...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2005 17:10
![](https://avatar.serasera.org/85fc6c72d139d2413bbe94c10d6d7c6d.jpg)
maditra
(
28/10/2004 02:18)
Sao dia misy hiran\' i Wawa na mapooka\' I Mwandjany anareo tompoko. Alefaso aty amiko re na tonony ihany aza dia efa ampy ahy.
Efa tsy Maditra intsony aho aty! lol...
tohiny
![](https://avatar.serasera.org/1aabac6d068eef6a7bad3fdf50a05cc8.jpg)
dd
(
23/10/2004 01:46)
Miarahaba ny rehetra,
misy namana mitady hira gasy, toy ny \"Mandihiza rahitsikitsika\", sao mba misy manana isika ato, horaisina an-tanandroa, manorata aty amiko, ...
misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:15