Vavolombelona

niryna ( 15/12/2007 18:14)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA. MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY. ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2007 12:02
kofbay ( 07/12/2007 18:44)
inty nisy zavatra tena tsy mampino nataon'ireo polisy tao Tsaralalana. Nisy nangalatra ny fiaran'ilay cousine-ko, sendra hitany tampoka teny @ 13 may ilay fiara 1 volana taty aoriana, dia niantso ahy ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 03:28
oufff ( 19/09/2007 12:17)
Miarahaba, 8 volana lasa izay dia nisy "publicite" be dia be natao teto antananarivo momba ny fanangan'ny orinasa "Anjarasoa" izay ny "Trans immo" no mivarotra azy araka ny fifanarahina izay nataon'... tohiny
novalian'i AVO92 ny 19/05/2008 14:30
xxx ( 13/09/2007 11:06)
manaova maontina ianareo zaza tsy ampy taona fa tena tsy lasa kousa le akanjo atreny ampotope:-*:*... tohiny
novalian'i tsinjo ny 08/12/2007 15:09
fijo ( 15/08/2007 20:45)
nisy resaka vao novaliako teo momba ny fandaizan'ny olona akaiky anao. za kosa eto hiresaka ny momba ny namana. misy namana ato izay tena lasa namako be.nifampizara zavatra be tamiko.tsy mbola nifan... tohiny
novalian'i miyah ny 12/04/2008 14:17
mavvoo ( 18/05/2007 19:13)
Nivoaka angazety tokoa ny antso momba ny asa any Liban,mbola maheno anefa izahay aty Dago fa mbola misy olona mijaly any Fa tsy raharahin'ilay olona mpandefa azy akory,na kitakitainy na anaovany valy ... tohiny
novalian'i tendry77 ny 08/12/2007 05:23
xxx ( 07/05/2007 12:53)
Hono hoa mba misy manaraka ilay tantaran'i Soanja ve ianareo? Mba lazao ny hevitrareo momba io... tohiny
salmo1 ( 13/04/2007 09:19)
Fa izaho tsy mety manofy vazaha mihintsy http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo%2Bgaigy/video/xkf87_tempo-gaigy-nofy-tsy-tanteraka ... tohiny
novalian'i rrgmt ny 12/07/2007 00:34
kolikoly ( 13/03/2007 21:03)
Gasy miasa Aty LIBAN ny tenako,an'isan'ireo izay voafitak'ireo Raitanin-drazana (Malagasy) ,Izay mpandefa ny olona atsokosoko hiasa ety ireny.Fitaka sy lainga marivotototra no nahatonga ahy tonga taty... tohiny
novalian'i hery ny 26/05/2007 21:41
gasypantin ( 04/03/2007 23:01)
misy URL hitako ity momba na discrimination na gasy iray à l'embauche ka dia henoy tsara de A à Z ilay izy dia ny commentairenareo avy eo http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-... tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/08/2007 21:12
niryna ( 22/02/2007 08:01)
Narary voan'ny cancer i Lalao ka na dia natao ny rehetra dia nihomby tsy ankijanona ny aretiny.Nanafatra ny dokotera fa fohy sisa ny andro hiainany.Tovo zanany anefa dia mbola zazabodo tsy mahalala n... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 02:21
niryna ( 09/02/2007 08:42)
Efa naheno ity olona atao hoe "neny" ity ve ianareo? Vahoaka sesehena no tonga nanantona tao aminy.Milaza ny olona fa raha very zavatra dia mahita izy.Toerana kely tsy dia lavitry ny A/rivo avaratra ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 02:10
niryna ( 25/01/2007 08:09)
Ahoana no fomba hiresahantsika ny RAR tsika,moa ve mila manao famerenana rehefa angataka aminy.Toy izany koa isika raha miresaka amin'Atra.Moa ve ny vavaka natao omaly ihany no averina?Moa ve manao t... tohiny
novalian'i jimmy ny 07/05/2007 12:34
niryna ( 18/01/2007 06:49)
Ny fijorona vavolombelo dia tsy mora araka ny tenin'ny olona,izay ataonao rehetra dia taratra hitenenana anao ho kristianina.Inona no tokony atao raha hijoro anome hery ny manodidina antsika isika fa ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 01:44
niryna ( 09/01/2007 18:49)
Maro amintsika ny te-ahazo vola haingana ary dia miloka ka lany eo ny andro kely sy ny vola mety ilaina ao an-tokantrano.Voasoratra anefa io fa ny kristiana tsy mahazo miloka.Ahoana ny hevitrao :?:Mis... tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 01:42
niryna ( 05/01/2007 19:48)
Isika rehetra dia miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra daholo raha toa ka tena manana finoana an\'Atra.(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i dadie ny 30/08/2007 15:05
lemenakely ( 28/12/2006 21:08)
Sendra nandalo teny @ doany ANDRANORO AMBOHIBAO aho indray mandeha dia nahita olona maromaro nandihy aloha.Tampoka teo dia nihinjitra ilay ramatoa dia niteny t@ teny tsy fantatra.Dia ny masony lasa f... tohiny
soanja ( 17/12/2006 00:26)
Miala tsiny fa tokony nataoko tary amin'ny sarimihetsika ity saingy te hiresaka ny ato ampoko aho dia nanapa-kevitra hanao azy eto. Raha manampotoana ianao dia manasa anao aho hijery ilay Film Bloo... tohiny
novalian'i cutie ny 27/01/2007 12:14
niryna ( 13/12/2006 07:21)
Raha vao mahita ilay fahavalonao fotsiny ianao dia tezitra.Ny tenin\'i Jesosy anefa miteny hoe tiava ny fahavalona, mivavaha izay manao ratsy aminao.Ahoana no fomba hampiarinao izany amin\'ny fiainana... tohiny
novalian'i methode ny 11/03/2007 16:48
xxx ( 27/11/2006 15:43)
Ianareo ve mba manofy ary izay mipoitra ao anaty nofy dia tanteraka avokoa na tsara na ratsy? Manomeza ohatra. Ny nofy mantsy dia zavatra miseho rehefa matory isika na misy aza nofy ririnina, rehefa m... tohiny
novalian'i krik ny 31/03/2015 19:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0572