Fitiavana

nathie86 ( 09/09/2009 14:15)
zao ilay tantara, tsy aiko aloha ra tokony ho eto iz ty no atao fa resaka fitiavana ihany fa fitiavana namana. Namako iray, nanana problem izy, narary mafy ny nièceny (4ans) nila fitsaboana aingana ... suite
répondu par navigo le 15/09/2009 06:00
xxx ( 08/09/2009 10:34)
manaona dol alo e! ty mba misy resaka kely fa somary manitikitika ny saina iany: ny vady ve tsy natao ho namana, ho olon-tiana, ilan'ny tena izany oe iray ref mpivady e, mahasolo ny RAD koa, mahasolo... suite
répondu par mandrindra le 16/09/2009 08:28
xxx ( 08/09/2009 08:38)
Fitiavana ve sa fijaliana ny fandeferana rh ny hevitrareo ,rh ny fifandeferana eo anivony tokatranony mpivady no tiako holazaina .Ohatra:Mitserotserona sy manome tsiny foana ranga ao an-trano de mande... suite
répondu par rhina le 21/09/2009 06:00
xxx ( 04/09/2009 21:17)
mahamenatra v ny vhv mangataka numero telafona bandy? ,raha ohatra ka sur ianao fa tara aminao ilay bandy , fijeriko azy manko ohatrany sarokenatra zany izy, fa olona mifanao bonjour sy mifampanontany... suite
répondu par cartina le 14/07/2010 14:21
matoss ( 01/09/2009 18:16)
Vokatry ny fahantrana ve sa vokatry fanambaniana? Fa toa tsy re mihitsy ny hasin'ny vahivavy gasy sy afrikanina. Raha ny silamo no jerena dia ekena fa famoretana tsotra izao no mahazo ny vehivavy any... suite
répondu par rhina le 11/09/2009 06:13
xxx ( 01/09/2009 06:48)
bonjour doly nareo retr retr ! za sipa 21ans, be nono ah no sady somary be be fitombenana zay ! tena halako ny bikako : ts arakin'ny hoe vierge ah fa otran hoe mpanao firaisana fona zany ve rangah! ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 06/01/2014 12:16
soanja ( 28/08/2009 22:48)
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy m... suite
répondu par Koditra le 05/09/2009 13:42
Ahton ( 27/08/2009 23:20)
Ity misy fanontaniana tsy mety voavaliko hatramin'izao: anjara ve sa safidy ny vady? (l) (l) (l) (l) ... suite
répondu par Papoose le 11/09/2009 16:55
xxx ( 26/08/2009 11:37)
Lohateny : HAFA INDRAY TY EEE!! Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy... suite
répondu par lako le 03/09/2009 07:59
xxx ( 24/08/2009 21:31)
inona moa no tena dikany mpimaso ilany ireny , olona tara,mikoty v sa olona misy tic fotsiny? (olona tsy tena mifankafantatra firy fa miresaka2 kely fotsiny no nanao anio fihetsika io... suite
répondu par Papoose le 11/09/2009 16:54
VAVYTOKANA ( 23/08/2009 22:22)
slt! aiza lay olona hiresahako @ zao? ... suite
répondu par Ratoa le 24/09/2009 22:29
Snowhite ( 18/08/2009 09:41)
Slt daolo nareo Zah ry reto zany misy bandy tiako, angamba efa ho 5 mois zay.Zahay misangisangy foana fa tsy haiko izy raha tia ahy na ahoana.Mahatsiaro azy foana zah isan'andro de refa tsy mahita az... suite
répondu par Snowhite le 03/04/2013 13:24
xxx ( 15/08/2009 06:08)
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago... suite
répondu par rhina le 11/09/2009 06:48
xxx ( 14/08/2009 13:30)
HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA... suite
répondu par Tsihoarana2 le 06/11/2018 13:42
vivi ( 13/08/2009 22:21)
sly daholo ! tao anatiny 1taona ,misy bandy client_nay mpiaraba anahako sy mba miresadresaka @ko ndraindray any ampiasanay, nilaza t@ko we, za manja sns....ary attiré-amiko hono izy ,nefa za ts ... suite
répondu par Mirananirina le 15/08/2009 17:35
endrika01 ( 12/08/2009 04:15)
Misy namana tadiaviko wa e,io namana io an,efa nametraka dinika tato iany kou,taminy herintaona hoatrizao,ny volana no tsy nitovy angamba!Ka raha sendra hitanareo,any ho any! de ilazao hoe,mitady anao... suite
répondu par endrika01 le 07/10/2009 19:57
endrika01 ( 11/08/2009 08:49)
Mbola misy maminy ve ?Ny fandraisana taratasy avy lavitra.Amizao vaninandro zao mako,toa ny finday sy ny net ndray no malaza!!! Hozizy lay tononkira na mpihira iray izay hoe [b] Efa ela,ela izay i i i... suite
répondu par endrika01 le 07/10/2009 19:48
elodie2 ( 10/08/2009 12:41)
BJR de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao an... suite
répondu par mpisotrtoaka le 25/09/2014 12:11
bolida77 ( 09/08/2009 14:33)
Zao reto ah! mba omeo hevitra za ra afaka mifampizara @ko nareo ,misy bandy miaraka àko tena tiko izy ary tena potika aminy tanteraka za io tsapako hoe tia ahy izy fa zao no blem kely refa miteny az... suite
répondu par RavakaN le 01/09/2009 08:40
xxx ( 07/08/2009 13:57)
Miala tsiny fa mba tsy hitonona anarana kely aho aloha @ ity dinika ity.:-P Izao no tiako akàna ny hevitry ny namana. T@ taona 1993, nisy olona izay niaraka tamiko, t@ voalohany aloha tsy nisy ny ... suite
répondu par xxx le 11/08/2009 05:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0817