seduction!

1. vivi ( 13/08/2009 22:21)
sly daholo !
tao anatiny 1taona ,misy bandy client_nay mpiaraba anahako sy mba miresadresaka @ko ndraindray any ampiasanay, nilaza t@ko we, za manja sns....ary attiré-amiko hono izy ,nefa za ts naha remarque anizany hatramin'izay !(zao aloha zà mamerina ilay resakay nataonay taloha b vao tonga saina).Ny mahakamo ahy zao d hatramin'ny zà nitenenany anizay d lasa taratara aminy koa , ka ny problemako d tsy hitako zay amaliana ilay avance-ny , satria t@izy niteny anio zà ts mbola taitra t@ ka niteniteny foana we betsaka ny sipa fa misy anjara foana any ho any '( vazaha aloha lay olona e) . d mba omeo spapa kely e! . Ny angataka ny numero telephone aloha ts blem amiko na anome RDV fa sao d ts mety noho ny mahaMalagasy , fa hotrany zà ndray no manao 1er pas , nefa efa fantako izy we tara amiko .
NB:any ampiasana za ts hafaka miresaka +2mn satria betsaka ny client moa iz koa mandalo fotsiny nefa za t hiresaka b @!
2. tess ( 14/08/2009 02:48)
ny amin'ny vazaha tsy misy olana na ianao aza no manao 1er pas kou na amin'iza na min'iza mandamin-javatra ihany io kou!
izay koa ilay hoe taitra ny oul tsy taitra ka taitra rery vao mamaky takotra kely
izany hoe mety tsy mbola tara raha izao no mi reagir satria vao mbola un an izay ka efa nandefa avance sy ni seduire izy de mba alefaso ny anjy kou!
betsaka ny raha azo aroso fa zé mahafinaritra ny saindry atao
3. Mirananirina ( 14/08/2009 08:30)
Mitovy hevitra amin'i tess,mbola tsy tara fa rehefa mandalo izy aminy manaraka avy dia teneno,omeo ahy ny n°tel nao na ny anao no omenao,fa eto aho be asa be ,dia atsoivo aho amin'izao.Izay dia vita.
4. ari.malala ( 14/08/2009 08:34)
tess:
izay koa ilay hoe taitra ny oul tsy taitra ka taitra rery vao mamaky takotra kely
=)) =)) =))
5. tess ( 14/08/2009 08:40)
:wink: :-D :-D kou marina izany aky otran'i kala endrika ihany .... :-P :^)
6. ari.malala ( 14/08/2009 09:02)
:-D :-D
7. Djhamhal ( 14/08/2009 10:33)
refa mandalo ao izy mody ataovy we tsy afaka miresaka ela za fa ty ny num ko de antsoy za ; fa tsy maintsy hamerina hitory fitiavana anao izy! mody manao fihetsika we tena ocupé be enao refa manome azy lay num! fa we any miresaka tsara ! dia aza taitaitra refa mahita azy na misavombôna be fa tonga de kôpy izy ! :-D
8. nathie86 ( 14/08/2009 11:43)
Djhamhal:

dia aza taitaitra refa mahita azy na misavombôna be fa tonga de kôpy izy !

:lol: :lol: :lol:
Jereo tsara ihany aloha ny fihetsiny oe mbola tara v iz sô efa histoire ancienne, zay vao mandray fanapahankevitra fa sendra vao maika ouain beuh. :) zay vao tonga @ io tenin'i tess etsy ambony io.
9. remahity ( 14/08/2009 12:10)
ampividiano bracelet , na collier volamena misy diamondra aloha izy

ka raha mividy , dia tara aminao marina ka (tadidio ilay histoire ny doddy sy diana tany @ place vendôme....)

fa raha tsy izany kosa dia resabe ny azy,

sinon, @ maha tia-tanindrazana ahy, dia tsy d'accord aloha aho ny hiarahanao @ vazaha e! satria raha izay manja sy meva rehetra toa anao, sy mirananiaina, sy ry tess no lasan'ny vazaha, dia ino zany ty sisa ho anay????

fongake zany ty ho vadinay satria zahay fongike???

non , non....
10. xxx ( 14/08/2009 12:21)
remahity:

Nao koahy mba mmihetsiketsika iha zaiko tsy ho lasan' ireo vozongo reo somonjaratsika reo

:-* :-* :-*
11. tess ( 14/08/2009 12:25)
8. Mpandefa : remahity [ Valio ] 14-08-2009 14:10:03
Lohateny : Re : seduction!
ampividiano bracelet , na collier volamena misy diamondra aloha izy

tsy mety zany ... tonga zvtr hafa no handraisany izany hoe hi profite azy fotsiny efa malaza ratsy ho izany mantsy tsika amireo frantsay maka vady gasy any madà ireo hitako any am forum any ho any :-D
12. vale ( 14/08/2009 12:36)
[quote=Djhamhal]
refa mandalo ao izy mody ataovy we tsy afaka miresaka ela za fa ty ny num ko de antsoy za ; fa tsy maintsy hamerina hitory fitiavana anao izy! mody manao fihetsika we tena ocupé be enao refa manome azy lay num! fa we any miresaka tsara ! dia aza taitaitra refa mahita azy na misavombôna be fa tonga de kôpy izy ! :-D
---------------------------------------------------------------------------------------

djamhal> de ahoana koa izany hoe aiza taitaitra izany?? ka tsy aleo aza ve ampiseho anazy oe interesée aminy @ izay izy mba hahamora ny fandehan-jvt!!:roll:
13. ni81 ( 14/08/2009 12:50)
ampividiano bracelet , na collier volamena misy diamondra aloha izy

ka raha mividy , dia tara aminao marina ka (tadidio ilay histoire ny doddy sy diana tany @ place vendôme....)

fa raha tsy izany kosa dia resabe ny azy,
:D tonga dia hoy izy hoe: toa mpanataka be ity izany knou!
14. remahity ( 14/08/2009 13:54)
tsy mety zany ... tonga zvtr hafa no handraisany izany hoe hi profite azy fotsiny efa malaza ratsy ho izany mantsy tsika amireo frantsay maka vady gasy any madà ireo hitako any am forum any ho any

tonga dia hoy izy hoe: toa mpanataka be ity izany knou!

tena tsy mahalala ny atao hoe lehilahy mihintsy nareo ireto, nefa mba efa manana traikefa ihany....

rehefa noana ny bandy dia tsy miasa intsony ny lohany, any ambany fehikibo daholo no concentré ny cerveau-ny, ka na manataka na tsy manataka, dia tsy lucide intsony ny bandy noana, maika moa fa sady noana no tia

quand on aime on ne compte pas
15. remahity ( 14/08/2009 13:57)
aoka aloha fa noana be aho izany

tsara kosa le sarin'i TESSS an !!!! ndry marina ve io, sa kosa mbola tsara noho io???
16. tess ( 14/08/2009 13:59)
rehefa noana ny bandy dia tsy miasa intsony ny lohany, any ambany fehikibo daholo no concentré ny cerveau-ny, ka na manataka na tsy manataka, dia tsy lucide intsony ny bandy noana, maika moa fa sady noana no tia

he izany izy hoe noana, rehefa voky dia tsy la meme personne tsony....
MANDE AM normal ihany fa raha vao misy tambiny ny fitiavana de efa tsy haharitra izay.... :-P IZY ANGAHA hijanona hatreo fa hiampy foana ny zavatra hangatahy, anefa ianao tsy haharaka ilay kdô lafo vidy isaky ny mihetsika, raha vao tsy maharaka enao defa hifirany izay, zay vao lasa tena noana ianao :-D
17. cutie ( 14/08/2009 14:05)
tena tsy mahalala ny atao hoe lehilahy mihintsy nareo ireto, nefa mba efa manana traikefa ihany....

rehefa noana ny bandy dia tsy miasa intsony ny lohany, any ambany fehikibo daholo no concentré ny cerveau-ny, ka na manataka na tsy manataka, dia tsy lucide intsony ny bandy noana, maika moa fa sady noana no tia

quand on aime on ne compte pas
=)) =)) =)) =)) =)) =))
18. tess ( 14/08/2009 14:15)
quand on aime on ne compte pas

justement quand on aime on ne compte pas!
raha resaka seduction aleoko ireny olona modeste ireny mahateo ho tia , ireny no manitona ahy kokoa toy izay ilay mi se la pety be tsy amin'a pas :^)
raha tiana tsy mi compte izay any anaty porte feuille-ny :-P
14. Mpandefa : remahity [ Valio ] 14-08-2009 15:57:33
Lohateny : Re : seduction!
aoka aloha fa noana be aho izany

tsara kosa le sarin'i TESSS an !!!! ndry marina ve io, sa kosa mbola tsara noho io???
avatar io r'ise ah! io kou ve de tsy hitanao ho tsy tena sary....
19. Mirananirina ( 14/08/2009 16:13)
sinon, @ maha tia-tanindrazana ahy, dia tsy d'accord aloha aho ny hiarahanao @ vazaha e! satria raha izay manja sy meva rehetra toa anao, sy mirananiaina, sy ry tess no lasan'ny vazaha, dia ino zany ty sisa ho anay????

fongake zany ty ho vadinay satria zahay fongike???

non , non....
=)) =)) =)) =)) =)) =)) tena raha hitanao ny ataoko ato dia tena latsaka mihitsy ny aminy fimehezana.
20. ni81 ( 14/08/2009 16:15)
sinon, @ maha tia-tanindrazana ahy, dia tsy d'accord aloha aho ny hiarahanao @ vazaha e! satria raha izay manja sy meva rehetra toa anao, sy mirananiaina, sy ry tess no lasan'ny vazaha, dia ino zany ty sisa ho anay????

fongake zany ty ho vadinay satria zahay fongike???

non , non....
:-D :-D :-D :-D :-D ka ianao mihanahana dia lasan'ny hafa izy ireo koa! :^) :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8528