seduction!

21. Papoose ( 14/08/2009 16:18)
:-D :-D
22. vale ( 14/08/2009 16:28)
:-D :-D :-D :-D :-D
23. Papoose ( 14/08/2009 18:01)
:-D :-D :-D
24. vivi ( 14/08/2009 18:47)
misaoitra betsaka aloha @ valin-teninareo e!
Zà aloha tsy manana heritreritra Kdo , fa @ zao aloha d ny blem- ko d ny hiresaka @ , t ahafantra azy zà , inona ny zvt manintona azy ,sakafo, film,milomano .....sns, satria mety ahatairana mandalo fotsiny koa hoatra , possible tsy mitovy ny tadin_dokanga , ndraindray koa reny olona reny manko mety mafinaritra jerena fa rehefa miresaka tsara @ ianao d kivy b @ toetrany sy fombany (poerapoera ,dedaka , miseho azy dadany ).Amin'izao aloha d seduit fotsiny zà d manaitra ahy iz sy ny phisique-ny fa tsy ny maha izy azy!.
Raha mifanena any an-dalany aloha za d tsy blem amiko ny miresaka @ we andaho hisotro café etsy vetivety fa mila namana zà, fa ity angataka numero na anome RDV @ rehefa iz maka entana ao @nay no tena toa tsy sahy fa tsy tiako ilay atao we sipa mola!nefa raha miandry occasion koa sao d ela b!
25. Papoose ( 14/08/2009 19:32)
tonga dia teneno izy hoe: "azafady ange ry twa a! te hahafantatra bebe kokoa aho ka te hanasa anao hiaraka hisotso ranom-boankazo amiko @ sabotsy, na ref'veo na zao dia zao na rariva!
aza angatahana andro fa sao dia lasan'ny sasany eo
26. simplex ( 14/08/2009 21:25)

:D:D
tsy dia ilaina loatra ilay hoe te hahafantatra bebe kokoa satria efa niflirte lery taloha fa tonga dia hafatra avy hatrany:
* tu fais quoi ce soir?
* je finis a 18h
* j'ai change de numero
sarma kely dia vita

;-)
27. tess ( 14/08/2009 22:46)
izany no tena expert aminy izany
ary tena izay mitsy no marina :-P
28. Mirananirina ( 15/08/2009 17:35)
hafatra avy hatrany:
* tu fais quoi ce soir?
* je finis a 18h
* j'ai change de numero
sarma kely dia vita
:-D :-D :-D :-D raha izaho no teo aminy toeranao(atao hoe celiba aho fa tsy manambady a)dia rehefa miresaka iny izy dia araraotina hoe tena tsy afaka miresaka aho fa atsoivo ,dia omena azy ny n°tel,na io tenenin'i simplex io hoe ,aminy izao aho mirava raha te hiresaka ianao.Dia manambadia amin'izay avy eo e :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1283