Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rajoelina, milahatra araka ny daty
rajoelina
(
03/04/2008 09:13)
Ligues champions
Fenerbahce, 2 - Chelsea 1
Arsenal, 1 - Liverpool, 1
.....
Roma, 0 - Man U, 2
Schalke 04, 0 - [b][u]FC Barcelona 1[/u][/b]
;-)
...
tohiny
novalian'i milaibe ny 03/04/2008 09:51
rajoelina
(
31/03/2008 21:47)
ô ry zalahy ah!!
tokony zay vehivavy na sipa anakiroa nahazo tahiry biz'oroka anakiroa voalohany ihany no hahazo be indrindra ka hatramin'ny farany volana... misy antony ao
;-) ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/04/2008 08:33
rajoelina
(
29/03/2008 08:30)
Afabaraka i Madagascar aty ivelany
FIFA?
ny politika gasy [i]hono[/i] ny antony izao,ary sambany aho vao nahita lohahevitra fanantajahantena malagasy nivoaka tamin'ny gazety taty ivelany, kay TSY zavatra tsara akory no novakiako tao...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 10/04/2008 14:04
rajoelina
(
28/03/2008 21:59)
zay vô lay tena oe: ''mipipy vao matory ô!''
Raha matsiaro sy mahafantatra ve elah fa tsy zazakely intsony amin'ny fankanesana makany amin'ny WC, ka tenenin'ilay akama oe:[b] - Allez elah mipipy!!![/b]... de mbola tsy kôpy ve elah?...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 12/04/2008 14:18
rajoelina
(
28/03/2008 15:44)
why do I love you...
http://es.youtube.com/watch?v=Ql-AOQR6PH0 cutie o^o :lol: de tohizo......
tohiny
novalian'i rajoelina ny 11/04/2008 10:01
rajoelina
(
27/03/2008 21:10)
curri :p lol sôde misy kandra ô?
''Mitady asa i ronaldinho''
Firy taona ny mpilalao avy any bresil, no maharitra indrindra ao amin'ny Barsa ?...
tohiny
novalian'i Ralay ny 28/03/2008 17:32
rajoelina
(
27/03/2008 19:50)
xxx & xxx
Misy sipa gasy anakiroa zay ato, lay anakiray mahay ny zavadrehetra ary mino aho fa fantany daolo ny ps tena mpitsidika eto fa izy mangingina ary ody tsy miteniteny zay.
Maptayy hamorona dinika va...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2008 21:43
rajoelina
(
27/03/2008 14:55)
zavatra hitako
Mbola tsy mahay mandoko tarehy sy mandoko molotra sy volomaso [i]angamba[/i] ny ramatoa sy tovovavy malagasy... tao hitako mifotetatetaka be ny sasany, mandomando, tahakany tsembotsemboka, a+ mangiran...
tohiny
novalian'i Papoose ny 10/04/2008 02:12
rajoelina
(
27/03/2008 08:03)
fotolog.com
http://www.fotolog.com/rajou_12 fanandramana fotsiny aloha ra mety...
;-)...
tohiny
novalian'i tess ny 27/03/2008 17:30
rajoelina
(
26/03/2008 20:59)
hono wa...
Inona no tena tombon-tsoa azo avy amin'ny [b]adi[/b]n-tsoratra eto amin'ny forum serasera? tsy andro sy fotoana very fotsiny ve? sa manala azy fotsiny ianareo?
( ohatra: http://forum.serasera.org/...
tohiny
novalian'i simplex ny 27/03/2008 21:59
rajoelina
(
26/03/2008 19:58)
football
France - Angleterre
zah maka France...
tohiny
novalian'i rajoelina ny 27/03/2008 10:16
rajoelina
(
14/03/2008 21:34)
tononkira misy teny ratsy
[quote=samoela]Ao ambadiky ny tranonay maimbo maloto e !
Fririavan'ny makorelina sy jolahimboto
Ny tena mba te hadio re miferin'aine eh !
Vao lalovan'ilay sanana, maimbo ny tanana
Ny mpivarotra fi...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 16/03/2008 03:07
rajoelina
(
13/03/2008 14:28)
Misy hifandraisan'ny amin'ny mpitondra fanjakana ve ny tsy mampandroso any Madagascar, mba ho firenena matanjaka:?:
...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/03/2008 01:26
rajoelina
(
13/03/2008 10:32)
un destino
Misy mitati-bolana aty amiko fa zao...
Hay ve ity pachinot ity ka hiadivindri-zalahy mintsy ato @ serasera ato e. Enjana kou zany ah!!!
Fa anga dia tena tsisy bajo maintsy any am-lisany any, kle...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 22/03/2008 05:05
rajoelina
(
12/03/2008 19:38)
RVG
Tokony handefasana hira malaza sy lamaody vahiny vao nivoaka ny RVG, fa makaleo be ny mihaino ny mozikagasy isan-andro.
* Ny antony: misy gasy tsy mahay teny gasy kanefa ti hiheno RVG, ohatra raika...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/03/2008 11:26
rajoelina
(
11/03/2008 23:17)
aza kivy fa vakio tsara
[b]sarotra ve ny manao namana vaovao[/b]:?:
za wa nipetraka rery teny an-dalana androany, tsy nahita atao, miandry olona (akama io andrasako io), manapotsipotsika portable no nataoko sady misiots...
tohiny
novalian'i tess ny 12/03/2008 17:13
rajoelina
(
11/03/2008 21:50)
EURO'08
Za maka France.
ary elah ronaldo09:?:
;-)...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/03/2008 21:22
rajoelina
(
09/03/2008 22:05)
fifidianana governa eto Espagne
Alahady faha 09 Marsa 08 hifidy ny espanyol.
[u]Fanontaniana[/u].
¿Quien gobernará España?
- Zapatero*
;-)...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/03/2008 02:20
rajoelina
(
08/03/2008 21:13)
pacha
Ra mpino, ratsy ve ny mi-PACHA:?:
;-)...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:14
rajoelina
(
07/03/2008 22:55)
mahavariana kely
Tsy mahatsiaro tena ve elaisany bandy fa tena tokony hasambatra ny maha lehilahy antsika manokana, tsy oe mampalahelo ny vehivavy akory fa ny akamaroany lehilahy dia maharaka ny fiainana avokoa nohony...
tohiny
novalian'i tess ny 10/03/2008 20:57
