Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rajoelina, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 10/07/2008 16:51)
hafatra mandreraka...
... kanefa tsy mety voafafa!!! Misy hafatra nalefan'ingahy hery zay ao @ hafatro, de fafako de tsy mety miala mahintsiny. Inona kay no azoko hatao mba hamafako anireo hafatra ireo? ;-)... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 18:13
rajoelina ( 10/07/2008 10:57)
Barea
nijery ny klasifikation zah fa i Madagascar angamba mety @ 2100 vao hilalao mondial 8) Tsy masakana andry Drogba zany ireo bandy ireo. Diso fanantenana be loatra ny gasy sy ny baolina kitra kle :l... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/07/2008 22:34
rajoelina ( 18/06/2008 06:47)
EURO'08 adios LES BLEUS!!
Any Afrique antsimo indray e! Mandrampihaona @ 2010. Fa vetivety io d tonga. Le lalao omaly koa d tsy azoko mahintsy... [b]Ribery[/b] niala fa voavely ny lohaliky lery, amzay koa 11 contre 14 omaly... tohiny
rajoelina ( 16/06/2008 08:15)
Resa-dehilahy...
Mbola manja ve Lindsay hatramzao?? http://es.youtube.com/watch?v=cbBJOUdLSgo ;-)... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:46
rajoelina ( 15/06/2008 21:13)
EURO'08 oops!!
Ny Match any [b]Holande[/b] sy Roumanie aloha zao no tena sarobidy @ [b]18h 00mn[/b] , zany oe mila maresy ry [b]Holande.[/b] Zah maka Holande @ Talata 17 Juin :-D Raha maresy [b]Holande[/b], de... tohiny
novalian'i vaninna ny 18/06/2008 09:43
rajoelina ( 13/06/2008 21:37)
Fanantenana EURO'08 sisa, frantsay ve ho raraka?
Pays Bas [b]6 pts[/b] Roumanie [b]2 pts[/b] [b]France[/b] [b]1 pts[/b] Italie [b]1 pts[/b] Talata ho avy izao: Pays Bas - Roumanie [b]France[/b] - Italie Mila mandresy any Roumanie ny Hol... tohiny
novalian'i Ralay ny 18/06/2008 14:53
rajoelina ( 12/06/2008 07:37)
hevitro
Izaho mino fa Mada tokony tsy nahaleotena izany t@ 1960^:^ Fa tsara ny mahafrantsay. ;-)... tohiny
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 03:06
rajoelina ( 11/06/2008 12:38)
President de Mscar...
Sarkozy :?:... tohiny
novalian'i kanota ny 20/06/2008 02:32
rajoelina ( 11/06/2008 08:40)
<---- diso fanantenana d haleo miverina.
Ny gasy t@ 1960 angamba nitotona t@ tany koa ny lohany ^:^ mitovy amiko zany :lol: Zah ranga frantsay ah, tsy tiako ny mahagasy rery ahy. Izany akory tsy midika we tsy malagasy aho. Fa ra mbola fra... tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2008 03:42
rajoelina ( 11/06/2008 07:32)
mitady tonokira an'i Johnny Halliday
http://es.youtube.com/watch?v=ATNRq90niUU [color=blue][b]Allez les bleus!![/b][/color] ;-)... tohiny
rajoelina ( 10/06/2008 09:25)
leaza!!!
Ao anatiny ray volana izaho angamba mampiditra dinika folo na mihoatra... kanefa ray na roa ihany no hitako rehefa avy eo... na tsy misy!! Tsara fanahy ve i hery? [u]Misokatra ny adihevitra[/u] ... tohiny
novalian'i euh ny 14/06/2008 17:14
rajoelina ( 08/06/2008 07:43)
Mila toro hevitra..
Ahoana koa ity [b]TFI[/b] tapatapaka ity fa tsy azoko?? a+ le TV tara 2 segondra noho ilay Radio ^:^ Mba omeo torohevitra zay mahay ;) ;-)... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2008 19:39
rajoelina ( 08/06/2008 07:19)
EURO'08
Enjana be koa iny But matiny Republica Checa iny ah... le baolina nankavanana le mpiandry tsatokazo nankavy :-p Suiza [b]0 - 1[/b] R. Checa Portugal [b]2 - 0[/b] Turquia ............. [b] ... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 14/06/2008 06:55
rajoelina ( 07/06/2008 06:10)
le ble & barea.
[i][b][color=blue]Allez les bleus!![/color][/b][/i] Barea kaka! Barea kaka! Barea!... tohizo ;-)... tohiny
novalian'i kiadi ny 07/06/2008 23:40
rajoelina ( 06/06/2008 10:59)
Frantsa ve Mscar
???????????? ;-)... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/06/2008 00:17
rajoelina ( 06/06/2008 03:55)
bracelet adidas le coq sportif
[img]http://static.flickr.com/63/170536504_6f116e3293.jpg[/img] [b]Sôde mba mahita site web hazahoana hividianana [u]bracelet[/u] ( angamba no anarany amin'ny teny frantsay) mitovy amin'ny tanana ... tohiny
novalian'i rajoelina ny 08/06/2008 07:02
rajoelina ( 31/05/2008 14:41)
Ny SERASERA
Tsara sa Ratsy:?: fa ahoana:?: ;-)... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:25
rajoelina ( 31/05/2008 06:23)
iza no betsaka kokoa?
Gasy ka manja sa Gasy ka bôgôsy:?: ;-) ... tohiny
novalian'i vale ny 01/06/2008 23:57
rajoelina ( 28/05/2008 18:34)
Tena tsy azoko...
izy io ve ry vhv rehefa mangidididy zay, na malailay.. de midika ve izany fa mitady izy io... sa koa we zavatra hafa ny antony:?:... Misokatra ny adihevitra ;-)... tohiny
novalian'i Lejoba ny 06/08/2008 13:34
rajoelina ( 19/05/2008 13:57)
euh!!!
Zah aza handefasana hafatra misy baraingo... fa sakanako eo enao ah!! :) Misokatra ny adihevitra! ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/05/2008 19:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0217