Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rajoelina, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 25/04/2008 19:19)
politika gasy sy ny serasera
ra mieritreritra ndray koa ny politika gasy hoe: fohanana ity serasera ity fa tsy tsara ho any malagasy manerantany, tahakany tarika Rossy, ny FIFA sns... de ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i kiadi ny 27/04/2008 21:41
rajoelina ( 25/04/2008 17:13)
eritreritra mandalo
Tandremo, tandremo!! Ra vao hitako voalohany elah hery de homeko ny daka tsy hita maso misidina be. Mandrampihaona e! ;-) ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 11/05/2008 17:40
rajoelina ( 24/04/2008 11:55)
ho an'i ronaldo09 Man Un - Barsa
( Liverpool 1 - Chelsea 1 ) Ra vao sahala 1 sy 1, na 2 sy 2, na 3 sy 3, na 4 sy 4 sns... de tafakatra i Barsa. Ra maresy koa Barsa, de tafakatra:lol: miandry ny vavany ronaldo09! ;-) ... tohiny
rajoelina ( 21/04/2008 11:25)
tsy mitsiry ny volombavako...
Mila makany @ dokotera ve?... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/05/2008 10:00
rajoelina ( 21/04/2008 10:23)
tsy maintsy we hanakiana ndray zao ny sasany fa tezitra.
xxxxxx xxxxxxxxxxxxx xxxxxxx xxxxxxxxxxxx xxxxx xxxxxxxxxxxxxx xxxxxxx x xxxxx xxxxxx misokatra ny ady hevitra.... tohiny
rajoelina ( 18/04/2008 21:24)
mba hampio kely
Nihinana trondro zah de kendany taolana, ary mbola henoko tavela ato @ tendako ato lay taolana. inona no mety ho fanafodiny?... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/04/2008 23:07
rajoelina ( 16/04/2008 23:13)
mahagaga ihany izao ah!!
Misy rangahy vaza zay, manana rahalahy manana orin'asa ledala. ity rangahy ity tsy nahazaka ramatoa teto atoerana:-D:-D, de lasa ny eritreritra hanao vakanse ho any Amerika latine, ny tetika anefa... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:49
rajoelina ( 14/04/2008 22:42)
lalantsaram-pianarana ''gasy sy vaza'' ho @ toilete
tantara tamin'ity volana avril ity 2008 [u][b]version malagasy[/b][/u] [b]vaza[/b]: aza haranty zah ry ann!!! [b]gasy[/b]: hoay!! ho any wc za, mety mitovy haleha isika fa tsy manaraka a... tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:39
rajoelina ( 14/04/2008 19:00)
vhv manao mamo
Tsy mendrika ho an'ny vhv ny misotro zavatra mahadomelina mitovy ny laniny bandy, rehefa mivoaka na mande noche... satry nareo tsy mazaka. ;-) ... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/04/2008 02:38
rajoelina ( 14/04/2008 08:32)
fanontaniana kely
¿ inn moa no tena dikany na hevitry lay teny hoe: ''vazaha mody miady'' ? ... tohiny
novalian'i Belami ny 25/04/2008 21:06
rajoelina ( 12/04/2008 22:04)
serasera
milay leisy ity serasera ity ra-hery, satri hahitana karazana malagasy bdb... :) Fa saingy mampisy bleme ihany izy ity indraindray... ^:^ ... tohiny
rajoelina ( 11/04/2008 16:13)
tsikera
[quote=milaibe]Zay wa le bandy maivan-doha manao vavan'ny tsy nahazaka ,mbola virtoaly lessy rajou dia efa zany sahady klé[/quote] ra zah elah tsy mieritreritra anah sy izy, na ny [b]mino[/b] izay l... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/04/2008 19:15
rajoelina ( 11/04/2008 11:19)
mangalatra ve ny mpiasany paositra Madagasscar
Ahoana ny hevitrareo amin'ity entana halefa makany Mada tsy tonga ity e? :)... tohiny
novalian'i Bola ny 28/06/2008 06:25
rajoelina ( 11/04/2008 10:07)
¿¿¿¿¿¿¿¿¿¿Aiza enao cutie ah!!! ?????????
http://es.youtube.com/watch?v=XKOwGffqlbM Haleo ihany wa [b]hira vazaha hafa[/b] toy izay vazo gasy sy na vazo teny frantsay... :-* ... tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2008 20:49
rajoelina ( 09/04/2008 16:11)
mety marina ve ity lainga be?????? ''FANASANA''
[b]Nisy sipa gasy zay tonga teto barcelone, NASAIKO.[/b] [b]Tamin'ny voalohany[/b], fampisehoana fotsiny aloha... ( izaho [b]rajoelina[/b] izy [b]xxx[/b] ) hafaliana ny azy tsy misy ôtrizany, vao ... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:39
rajoelina ( 06/04/2008 22:44)
Mombany sary
[quote=Aino]hafatra kely mety tsy kely ihany f aho lava!!! iarahamalala moa eto fa misy ireo namana tsy tia ary mankahala ny sasany tsotra fotsony izao tsy eloka tsy inn anefa no natao taminy, ka d... tohiny
novalian'i tlay ny 25/04/2008 20:11
rajoelina ( 06/04/2008 17:39)
love love
FIFA (l) MADAGASCAR ... tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:41
rajoelina ( 06/04/2008 17:37)
Manahy aho fa sode laniny politika gasy indray ny...
... tsy fandraisana anjara amin'ny ''Jeux Olympiques''. Zany hoe: tsy mandray anjara ihany koa i Madagascar tahakany tsy mandray anjara amin'ny ''Coupe du Monde''. Malagasy =D ... tohiny
rajoelina ( 03/04/2008 21:30)
zay vao tena kakan-alika!!!
...Kay ny Belgique tsy mandray anjara @ EURO'08 ihany koa. ^:^ ^:^ ... tohiny
novalian'i euh ny 04/04/2008 13:56
rajoelina ( 03/04/2008 12:54)
mitady akama aho :D
[b]France[/b]. Izaho dia mitady akama gasy na frantsay na hafa fiaviana mipetraka amin'ireto tanàna ireto: Angers, Saumur, Le puy Notre Dame, Doue-la-foutaine, Cholet, Vihiers, Thouars. Lahy na Vavy... tohiny
novalian'i Papoose ny 06/04/2008 01:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0202