Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rajoelina, milahatra araka ny daty
rajoelina ( 07/03/2008 01:45)
fihaonana
Na dia tsy original aza lay clip mix any Jerry Marcoss, tokony mba ôtrizao no hotsidianay any Vichy http://www.dailymotion.com/related/xq63k_jerry-marcoss-amboara-sauce_parties/video/x138jw_dancehall... tohiny
novalian'i Samoana ny 21/03/2008 17:13
rajoelina ( 06/03/2008 23:21)
bonaniff
[b]bonaniff fiffi[/b] :-*:-*:-* :-D :-P ;-) ... tohiny
novalian'i aloalo ny 08/03/2008 03:59
rajoelina ( 06/03/2008 13:43)
eritreritra mandalo
[b]mety ny hevitra avy amin'ny ps-nay ihany ve no tena tsy mampitamana ny namana eto amin'ny serasera[/b]:?: ;-)... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/03/2008 02:10
rajoelina ( 06/03/2008 10:06)
Fanontaniana tsotra
Ra ny vamm ( na fiara) ve no hatao marika: BMW, Mercedes, Ferari, Volvo, Audi sns... (marika mavesatra) vao maika ny sipa manara-maso sy manarakaraka:?: ;-)... tohiny
rajoelina ( 06/03/2008 00:33)
champion ligue ''adios real madrid''
aiza ary i ronaldo09:?::lol:=)) ;-)... tohiny
rajoelina ( 05/03/2008 12:52)
ny janga
za mino fa misy tokoa lay naharY an'zao tontolo zao. Fa tena tsy azoko sady tsy mazava amiko ny maha ratsy ny fijangajangana... kanefa porofon'ny fitiavana ihany io. Misy afaka hanazava ny anto... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 22:44
rajoelina ( 04/03/2008 17:08)
Iza no betsaka mahalala madio kokoa?
Ny kôfy sa ny joba:?: de hazavao ny antony. ;-)... tohiny
novalian'i rohy ny 06/03/2008 10:37
rajoelina ( 03/03/2008 23:56)
aôna ndray ity ry mpiandraikitra???
[quote=salmo1]136. Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 04-03-2008 00:49:33 Lohateny : Re : Yanick Noa hery: zah koa admi ah, na tsy misoratra eto aza ny ps-ako fiffi = manaraka = xxx manara-body oz... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/03/2008 08:04
rajoelina ( 03/03/2008 23:01)
dokambarotra
Isakiny mampiditra dinika aho, na mamaly dinika, de misy mpidinika sy mpamaly resaka sasantsasany tonga avy any @ misy azy any, de manao dokambarotra ry zareo rehefa hamaly ny dinika napetrako matetit... tohiny
rajoelina ( 03/03/2008 17:32)
fanontaniana tsotra
Ny manao fifandraisana ara-nofo ve ao anatiny fanatanjahantena:?: ;-)... tohiny
novalian'i eisy ny 07/03/2008 11:59
rajoelina ( 29/02/2008 18:58)
mety hilay be zao ny resaka eto ah...
Ahoana kay ny fampidirana kapaoty amin'ny mahavhv ra elah no hanatsofoka azy:?: ;-)... tohiny
rajoelina ( 28/02/2008 18:44)
....tohiny
tohizo eto ndray ny antsika ry sakaizabe ah. Tairo aloha enao no manomboka voalohany. ;-)... tohiny
rajoelina ( 28/02/2008 12:02)
filmE
[quote=xxx]rajoelina >> nga film vavy le izy no misy "e" à la fin ? [/quote] [quote=sakaizabe]filmE vita gasy sa vita sinoa izy zany ?[/quote][quote=yonika]mahita filmE kou ato ka hihihihi [/quote] ... tohiny
rajoelina ( 27/02/2008 09:12)
ny lalao amboara androany
Ny lalao ''amboaran'ny mpanjaka'' izay hatrehany Barselona sy Valencia androan'ny amin'ny 10 hora hariva, dia haleoko kokoa mijery andry zalahy mivantana amin'ny kianja toy izay amin'ny televison, fa ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 03/03/2008 12:01
rajoelina ( 25/02/2008 00:26)
Hono wa ry mpiandraikitra
Fa maninnn tokoa ny namana sasantsasany milaza fa misy manarabody sns...:?: (indrindra fa ry zareo vhv). Samia mba milaza ny antony zay mahafantatra. ;-) ... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/03/2008 04:38
rajoelina ( 23/02/2008 18:32)
hono wa ry namana rehetra eto amin'ny sera2 ???
[quote=sakaizakely]impiry nitontona t@ tany ny lohan'i salmo t@ vo kely[/quote] http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bf0d203634e [quote=sakaizakely]nitontona t@ lohany tam vo kely an... tohiny
rajoelina ( 23/02/2008 01:39)
Efa hitanareo ve ty filme ty?
Nijery filme izaho, nisy ramatoa nandray basy pistôle.. hamono tena,, notifiriny ny lohany ary teo amin'ny tarehany no napetrany ny loham-basy. Rehefa maty lay ramatoa anefa dia tsy hitako akory za... tohiny
rajoelina ( 22/02/2008 17:57)
Hono wa ry vehivavy... (lay tena mpanao an'ity lazaiko ity)
Leo maintsy izaho, fa matetika izy ity mitranga amiko. * Ianareo vhv ve rehefa taratara @ bandy, na tinareo hangalana fahatokisana aminareo ilay bandy... dia tsy maharitra maintsy ve ianareo ny han... tohiny
novalian'i ftlozy ny 23/04/2008 17:12
rajoelina ( 22/02/2008 00:23)
ny fomba fijery no miteny kokoa hononohony fehezanteny bdb''
misy akamako zay jerijereny sipa, dia hoy lery tamiko oe: -rajoelina!! jereny elah ange itsy sipa itsy raha hijerijery anah e, adala angamba io sipa lety ah. Dia hoy izaho tamin'ny ledala oe: -S... tohiny
rajoelina ( 21/02/2008 10:09)
rns
Efa mihamanakaiky ihany ity fihaonana ity... Iza avy no efa vonona hande ato:?: ;-) ... tohiny
novalian'i rajoelina ny 05/03/2008 11:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0199