Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i patrick2002, milahatra araka ny daty
patrick2002
(
08/12/2007 01:57)
Tena mpisoloky Rafalimanana Hery sy ny TIM
Tena mpisoloky Rafalimanana Hery sy ny TIM ,
izao mantsy gaga izaho fa mbola tsy lasa vola hono ireny zava-bita rehetra natao makadilo sofina ireny ,nanatsarana ny tananan'Antananarivo ka mahagaga in...
tohiny
novalian'i tsiririmiafina ny 11/12/2007 14:27
patrick2002
(
07/12/2007 02:14)
Hanaiky hiara hiasa @ Andry TGV ve ny mpitondra raha izy no
Lasa oa ny fisainako ,mba hanaiky hiara hiasa @ Andry TGV ve ny mpitondra raha izy no lany :roll::roll: ,manahy mafy ny saiko ry zalahy ,fa hitako miha -mivarolavo @ fitondram-pahefana tsy mendrika ir...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/12/2007 15:18
patrick2002
(
04/12/2007 14:32)
Chretien non pratiquant, musilman non pratiquant ,croyant
betsaka ny olona amin'izao fotoana izao no milaza ny tenany ho croyant non pratiquant ,,hitantsika izany @ finoana maro .
Dia mametraka fanontaniana izaho hoe mba ho an'ireny olona ireny ve ny fahaso...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2007 21:45
patrick2002
(
15/10/2007 15:34)
mamasera
Asa na mba fatatrareo ry mpisera isany fa misy ,namana eto @ serasera mody namana ,milaza fa tia namana ,dia manao approche aminao izy ,izy rahateo ilay olona mpanao recitation @ andininy ny soratra ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 24/10/2007 06:50
patrick2002
(
25/09/2007 12:11)
Fahaizana ny tenin'Andriamanitra
Raha mandinika isika ,ny pasitera alohan'ny hatongavana amin'izany dia tsy maintsy manana [b]masters en Theologie[/b] .Ny matieres hianarana ao dia maro ,civilisation antique, histoire de la religion ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/10/2007 11:57
patrick2002
(
20/09/2007 14:16)
haverina ny lamesa amin'ny teny latin
Eto ampanomboana dia tsy sanatria akory fanambaniana ny finoana katolika sanatria no hanaovana ity loha-hevitra ity fa ,fisainana te hahalala, noho ny amaroan'i mpino katolika ato amin'ity forum ity ...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:03
patrick2002
(
04/07/2007 02:14)
papa poule!
Araky ny fanadihadiana dia misy 110 000 izao ny papa poule na monsieur maman eto canada
Ny papa poule na monsieur maman dia anarana hiantsona ny ramose izay mijanona ao an-trano mitaiza zaza fa rama...
tohiny
novalian'i pissoa ny 06/07/2007 05:13
patrick2002
(
15/06/2007 18:51)
porteur ao aeroport Ivato
Rehefa manao vacances any madagasikara ianao dia misy,porteur ao @ aeroport Ivato tonga dia maka ny entanao vao mivoaka ny sous douane ianao ,fa ny mahagaga dia izao tsy mandray Ariary ireo porteur ir...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 21/06/2007 06:02
patrick2002
(
31/03/2007 07:13)
Tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly
Hahatsiarovako ny pub nataon'i cour arcade io tamin'izao mbola nianatra .
Raha mandinika izao dia betsaka ny manana eritreritra isika fa ilaina ny [color=red]defi[/color] eo @ fiainana ,tsy hitako a...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/04/2007 13:58
patrick2002
(
13/03/2007 20:02)
virijiny
Mba lasa ny saiko ry zareo ,mamaky an'ito izaho
choix d'une epouse et la notion de virginite :
"C’est que l’essentiel quand on prend une femme, c’est d’avoir des enfants. L’on choisi...
tohiny
novalian'i miangalyandria ny 31/05/2007 07:44
patrick2002
(
09/03/2007 16:50)
Ho an'i Vady Malalako
Tantara marina ity izay nitranga tao france .
Nanapa-kevitra ity tovolahy malagasy iray izay mipetraka tao France, fa hampaka-bady any Madagascar fa tsy azo hatokisana hono ny vehivavy gasy tany Fran...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2007 18:30
patrick2002
(
26/01/2007 17:02)
Racisme ,na fanavakavahana
Asa ianareo zalahy na mba miombo-kevitra amiko fa tsy ho foana mihintsy ny [b]racisme[/b], eto an-tany ?
Ka raha miteny ianao hoe azo foananana tsara ny racisme ,inona ny hamoanana azy?
Raha miteny ...
tohiny
novalian'i vale ny 03/02/2007 11:25
patrick2002
(
21/01/2007 00:11)
Lainga masina
Hono aho mba ahoana ny tenin'Andriamanitra momba ny lainga ,Misy tokoa ve ny Lainga masina sa ,mba teny gasy fotsiny io...
tohiny
novalian'i ndrena ny 31/01/2007 08:28
patrick2002
(
19/01/2007 21:58)
Vehivavy milalao ody Fitia
Hono aho ry andriambavi-lanitra isany mba inona ny hevitrareo @ vehivavy milalao ody fitia...
tohiny
novalian'i anselme999 ny 16/02/2007 09:25
patrick2002
(
06/12/2006 15:06)
Ny fahasambarantsika lehilahy
Ny fiainantsika dia misy tanjona izany tanjona izany ,dia [b]fahasambarana[/b]
Tsy mitovy anefa ny fahasambarana ho an'i olona tsirairay ,ary ho eo @ [b]vehivavy sy ny lehilahy[/b] manokana
Saika h...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 15/02/2007 08:32
patrick2002
(
24/10/2006 18:47)
taizan-drenikely
Mba inona no mahatonga anareo vehivavy ,tsy mahatanty mitaiza zanaky ny ex ny vadinareo eh!
Ny marina dia tsy hoe tsy mahatanty mitaiza fa mitaiza ihany fa tsy manao @ fo izany hoe mampivelatra an'il...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 26/10/2006 14:40
patrick2002
(
22/10/2006 03:49)
mahaleo teto Montreal
ity ny Mahaleo teto Montreal
http://sdaudet.skyblog.com/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:44
patrick2002
(
28/09/2006 19:25)
perturbation d'election presidentielle en vue
Perturbation d'election presidentielle en vue diligenté par notre mere patrie ,[b]la france[/b]. Notre premier partenaire commercial, et premier bailleurs de fonds
Raha mandinika ny raharaha politik...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:54
patrick2002
(
04/08/2006 08:05)
Ny malagasy ve misy taranaka JUIFS
Mba lasa ny fisainako rizareo,ka mametra-panontaniana io lohateny io, satria betsaka ny namana no somary namaly ahy t@ ilay hoe fantaro israely tao @ fivavahana sy finoana ,ka dia liana tokoa izaho no...
tohiny
novalian'i seraphin ny 19/08/2007 15:04
patrick2002
(
25/03/2006 10:45)
je t'embrasse partout
Ho antsika rehetra izay misy ati-doha
dia misy fanoratra izay mahavaky loha
indrindra ireo mpifankatia, miray fo,
aminy farany taratasy misy hoe :[b]JE T'EMBRASSE PARTOUT [/b]
Iza ian...
tohiny
novalian'i sasa ny 13/04/2006 03:22
