Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i patrick2002, milahatra araka ny daty
patrick2002
(
03/04/2009 15:52)
aiza ianao ry EMMONAT
isika rehetra dia samy mahafantatra ny tanjaky ny EMMONAT ny herinandro farany ,mialoha ny nandraisany CAPSAT ny raharaha ,mba aiza ianao ra EMMONAT manoloana ity hataony CAPSAT ?
Valiny dia hita fa...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 03/04/2009 20:09
patrick2002
(
03/04/2009 02:01)
Rajemison Rakotomaharo invite d'honneur ou invite surprise
dia lasa ny saina @ fahatongavany Rajemison Rakotomaharo teny Ivato.
Izaho manokana aloha dia midera ny fandava-tenan'ity filohan'ny andrim-panjakana taloha ity tena mahatsapa izaho fa mendriky ny ol...
tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 03:04
patrick2002
(
02/04/2009 20:57)
TIM sy CRN miaraka @ AREMA main dans la main
Miova indray izany ny sarin'ady ara-politika amin'izao satria dia lasa antoko mpanohitra ny TIM sy ny CRN Albert Zafy ,ary efa nandefa ny lieutenant ny koa ry Pierrot satria grace presidentiel no azon...
tohiny
novalian'i ndretsa2009 ny 03/04/2009 12:42
patrick2002
(
09/03/2009 01:16)
Afaka hi defie ny communaute international ve Ravalo.
Fantansika fa misy ireo firenena izay mahavita mi- defier ny fianakaviambe ny firenena matanjaka ,anisan'izany i Robert Mugabe ,ny filohan'i Republique islamique ny Iran ,i Kim jong Il korea tavaratr...
tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 06:17
patrick2002
(
19/02/2009 21:50)
les Mercenaires Ravalomananiste
Amin'izao fotoana izao efa ho 3 andro izay dia misy ,mpandroba mandeha @ andro antoandro eo @ 30 lahy eo ,mandroba an'izay mifanena aminy na taxi na vehivavy na lehilahy,na mpivarotra anana ,ireo olon...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 07:39
patrick2002
(
12/02/2009 19:38)
Le doctrine ROSSY s'installe au niveau Ravalomananiste .
17 taona lasa izay raha nitsangana ny herivelona Rasalama hananjera ny mandany JERICHO ,dia ity mpanankanto malagasy ity ,no nijoro t@ heviny hoe : [size=13px]tsy misy mpitondra tsy hangalatra ,tsy mi...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 13/02/2009 13:39
patrick2002
(
11/02/2009 18:52)
Iza ireo mpanohana an'i Ra8
Tsy naharitra ny tenanay fa dia nitady valiny t@ fanontaniana ,fa iza no mbola manohana an'i ra-8 ? Dia niantso tel mihintsy .
Dia valiny dia hoe ireo olona miasa any @ projet maro isan-karazany vats...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 04:48
patrick2002
(
11/02/2009 02:45)
Tsy misy sahala @ manara-dalana
T@ 2004 dia nisy fianakaviana mipetraka tany Antsirabe 2 ,nahazo taratasy tany @ service domanial fa halainy fanjakana ny tany eo @ 2 ha eo ho eo araky ny article sy lalana mifehy ny fananan-tany ,ary...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:14
patrick2002
(
09/02/2009 11:58)
MBS sa TVM
Nilaza ny filoha fa homeny ny TVM ny fitaovana rehetra ny MBS ary tsy misy intsony ny MBS ,fanontaniana
lasany TVM ve i MBS sa lasany MBS ny TVM :idea: :idea: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 09/02/2009 12:05
patrick2002
(
09/02/2009 02:33)
Inona indray ny scene apocaliptique hataony Ra-8
Manoloana ny disadisa izay misy eo @ Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana amin'izao fotoana izao dia mipetraka ny fanontaniana inona indray no scenario hataony ra-8 ,satria i Andry Rajoelina dia tsy m...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 13:05
patrick2002
(
08/02/2009 01:54)
antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
Voalohany dia mirary fiononana tanteraka ho an'i fiaavian'ny maty ny tenako ,ary mangataka min'Andriamanitra ho filahatsasatry ny fanahinireo izay namoy ny ainy tamin'iny , fitakiana iny ,Nijoro ireo ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 04:33
patrick2002
(
04/02/2009 13:41)
le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire,
Le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire ,il n'y a pas de vainqueur, il n'y a que de survivant ,
Izay no hevitro momba ny mihevitra fa naharesy @ toedraharaha misy any madagasikara , Iza...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 17:23
patrick2002
(
29/01/2009 02:15)
miomana ra Malagasy ,hividy vary 15 000 fmg/kg
Araky ny vaovao hita t@ Midi-Madagasikara dia nisy sambo 2 nitondra vary tao @ port Tamatave fa naverina ,Tsy hay inona no hamerenana azy ,iza no nanome baiko .
Fa amiko izany dia bizna avo lent hoy ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 29/01/2009 12:00
patrick2002
(
29/01/2009 01:49)
d"apres le ministre des affaires etrangeres Francaise ,
D'apres le ministre des affaires etrangeres francaise ,les auteurs de trouble sont identifies ,chez Mr Rolland Ratsiraka et le General en retraite Directeur de cabinet de Andry Rajoelina confirme Mr ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/01/2009 06:41
patrick2002
(
26/01/2009 19:43)
loza ho an'izay nihavian'ny fanafintohinana
Araka ny vaovao voaraiko avy any an-tanindrazana aza izao dia . i Ravalomanana Marc nanarama mercenaire zoulous sud africain ,hamotika ny emmeteur ny radio viva teny Ambohimitsimbina ,no tena naharomo...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 27/01/2009 10:54
patrick2002
(
26/08/2008 14:13)
Le Regime Ravalomanana en perte de vitesse ou en vitesse de
Le Regime Ravalomanana en perte de vitesse ou en vitesse de croisiere?
Izany no fanontaniana mipetraka amin'izao ,eo @ fandinihana ny raharaham-pirenena ,raha dinihana mantsy dia tsy misy afa ny nata...
tohiny
novalian'i penguin ny 29/08/2008 13:54
patrick2002
(
18/04/2008 00:42)
voaozona ve isika gasy?
raha dinihina ny tantara dia :
Tonga teo ny mpanjana-tany nisy ny mpanohitra nilaza fa tonga hanandevo antsika ny vazaha, nilaza ny vazaha tamin\'izany fa fampandrosoana no nentiny ,ary tsy misy naha...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/04/2008 11:02
patrick2002
(
21/03/2008 13:41)
paka juif
efa mazava amintsika inona no hakalazaina @ paka kristianina ,fa izao mahare koa hoe misy ny paka jiosy ,dia lasa ny eritreritro inona no hankalazaina @ paka jiosy nefa ry zareo tsy mino an'i jesosy h...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2008 22:19
patrick2002
(
08/02/2008 14:08)
Aloalo
Hono aho mba te hanontany anareo izao inona kay no dikany [b]Aloalo[/b] ,nikaroka t@ internet izao fa tsy nahita mihintsy .
Ny fahafantarako azy dia ny foko mahafaly no topon'io vakoka io entina mila...
tohiny
novalian'i aloalo ny 28/02/2008 22:58
patrick2002
(
10/12/2007 04:00)
Angaredona ho an'i TGV
Dia tsapa ary izao fa nofoanany commune ny bus nankany Alarobia sy Analamahintsy ny Asabotsy teo, t@ faradoboka nataony Andry TGV ,tsy nanakana an'ireo mpomba an'ity kandida vao tanora heritrerony ity...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 12:25
