Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sakaizakely, milahatra araka ny daty
sakaizakely ( 01/05/2007 22:02)
famille de coeur
Raha misy fihetsika azoko atao anampiana ireo mila fanampiana dia io no zavatra tena andrian'ny saiko. Za tsy te hanome vola (don) am'zao oeuvres caritatives rehetra izao satria tsy misy azoko antoka ... tohiny
novalian'i linarako2 ny 09/05/2007 14:32
sakaizakely ( 30/04/2007 17:18)
fametrahana sary
maninona hoa rehefa mametraka sarisary aho dia encadré foana ireo sary, na smileys kely ireny aza. Imageshack.us foana no fampiasaka. .gif na .img zany hoe format sary toy ny mahazatra ihany anef... tohiny
novalian'i burleigh ny 01/06/2007 10:39
sakaizakely ( 25/04/2007 08:37)
hafatra
misy olana be ny hafatra amin'izao fotoana. Ohatra omaly 24 vao voaraiko ilay hafatra nalefan'ny namana t@ 19 Asa raha toa ka izaho irery no voan'io. Azo dinihina ve ny momba an'io m'sé mpi... tohiny
novalian'i JR2 ny 26/04/2007 19:34
sakaizakely ( 18/04/2007 17:33)
chorégraphie
ny mpandihy http://fr.video.yahoo.com/video/play?ei=UTF-8&gid=147844&vid=332412&b=0 ny orizinal http://www.youtube.com/watch?v=g3hBlgo84BM ... tohiny
novalian'i anjaran3 ny 01/06/2007 04:43
sakaizakely ( 18/04/2007 10:29)
androany (bis)
inona no zavatra nampalahelo anao androany ? Za vao nifoha maraina nihaino hira de sendra ny hiran'i Linda Lemay de ni:cry: ny tonony http://www.paroles.net/chansons/16157.htm ny feony tsy hita... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:41
sakaizakely ( 14/04/2007 20:41)
FIFFI
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img403.imageshack.us/img403/2399/annivmc6.gif[/IMG][/URL] http://www.youtube.com/watch?v=hF1ZtSJARhk&mode=related&search=... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 21:24
sakaizakely ( 10/04/2007 17:26)
hira fahatsiarovana
mbola kely aho no naheno an'ity hira ity ary tsy haiko hoe naninn fa tena tiako foana izy ity hatr@zao dia hoatry ny mahafinaritra ahy ny hizara azy aminareo. Hira efa tranainy be an ! Tena hita ho... tohiny
novalian'i luciana5 ny 18/04/2007 16:12
sakaizakely ( 30/03/2007 16:15)
camp de redressement pour "zaza maditra"
Tankina aho ry zareo nahita Envoyé Spécial (France2) omaly. Ankizy 13-18 taona ampidirina any @ camp militaire hono fa maditra dia tsy araky ny rad intsony ny fitaizana azy. Araky ny santionan... tohiny
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 20:40
sakaizakely ( 29/03/2007 08:39)
hira mifono hevitra...
Ny tarika Mahaleo dia nalaza t@ fanaovana hira mifono hevitra. T@ zany dia nolazaina fa misy hevitra hafahafa hono iny hira mitondra ny lohateny hoe [b][i][color=red]Voasary mamy[/color][/i][/b] iny. ... tohiny
sakaizakely ( 23/03/2007 13:55)
Fasaly
Lasa mivaralila be le atsy ambadika atsy de amoronako dinika vaovao indry ;-) Ho an'izay tia an'i Fasaly dia tohizo ny dinika ary Ze tsy tia dia manokafa lisitra "tsy tia" Dia mazava zany fa [b... tohiny
novalian'i bozylove ny 28/03/2007 14:43
sakaizakely ( 23/03/2007 11:56)
hatraiza ny fahajejoanareo lhl ?
fikolokoloana vatana (crème, sport & muscu...) ranomanitra fitafiana kiraro solomaso famataranandro gadget (MP3, finday bluetooth, palm...) . . . . Tohizo :P Midika inona ny fikolokoloa... tohiny
sakaizakely ( 18/03/2007 09:18)
fahatsiarovana
misy hira miverimberina ato antsaiko izay fa tsy dia haiko tsara ny fanombohany, mety diso aza moa ny tohiny fa tena mbola ankizy aho no naheno an'io. Somary karazana kalon'ny fahiny izany ny style... tohiny
sakaizakely ( 16/03/2007 08:36)
maninona kay
Rehefa misy rombo dia lasa lavitra be ny dinika ? Fa rehefa dinika tsotsotra tsy misy adiady dia hoatran'ny tsy dia manaitra loatra ? Gaga an'ilay resak'e... atsy @ ambadika atsy manko aho fa tena ... tohiny
sakaizakely ( 13/03/2007 09:58)
mampatahotra
Inona no zavatra efa nitranga taminareo ka tena nampatahotra sy nampivarahontsana anareo tokoa ? ... tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 20:40
sakaizakely ( 09/03/2007 13:51)
resabady lasa resabody = fialonana !
Ho an'ireo mpankahala gasy aty ivelany, lazaina fa tsy be zesta ivelany fotsiny ny gasy aty andafy nefa olona mafiady daholo. Rehefa ampisehoana azy ireo fa tsy marina izany, misy ireo tafita sy ma... tohiny
novalian'i karinah ny 13/03/2007 23:36
sakaizakely ( 08/03/2007 18:09)
Nofinofy
Izaho rehefa manonofy ka miharatsy ilay izy, ohatran'ny hoe manonofy misy manenjika ohatra, dia fantatro foana hoe nofy io, dia iny aho no manidina mikopakopatsandry hono ary tena lasa eny anabakabaka... tohiny
sakaizakely ( 06/03/2007 14:25)
Fialamboly
Hono hoa ry zareo. Mba te hahafantatra ny tenako hoe inona sy inona avy no mba fialamboly mahafinaritra anareo rehefa avy vizabizaky ny asa amandraharaha iny. Ankoatry ny mitsilanilany fotsiny an ! to... tohiny
sakaizakely ( 05/03/2007 14:05)
Ampio aho ry reto fa tena tsy lasa intsony
Ito no nasaiko hovidiany [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img180.imageshack.us/img180/1858/03002by1.jpg[/IMG][/URL] Dia ito no nentiny avy any [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img... tohiny
novalian'i Mitah ny 05/06/2007 15:39
sakaizakely ( 03/03/2007 17:18)
Isa azo
Rehefa tonga eo @ pejy Namana serasera, dia misy sokajy hoe Isa, Bizoroka, Tahiry biz'oroka... Isa azo avy aiza io ? Ny ahy mantsy mahatratra miiba ambany be ka gaga aho. Atao ahoana kay ny mampito... tohiny
novalian'i Stretch ny 10/03/2007 18:34
sakaizakely ( 03/03/2007 09:37)
anamadinika @ boaty
sao mba misy mahay ny fomba fandrahoana an'ireny eto amin'ny serasera azafady. Tsy tadidiko akory aza moa hoe manao ahoana na ny paoziny aza. Misaotra mialoha :-*... tohiny
novalian'i vale ny 23/04/2007 16:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0301