Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sakaizakely, milahatra araka ny daty
sakaizakely ( 25/02/2007 21:59)
noana aho izany
mijery Zone interdite za zany dia mikaraikona mitsy ny vavoniko. Kaly bonne be ato izany nendry Bocuse, Fauchon, Ducasse sns... Noana aho e :-/ :-/ :-/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 17:48
sakaizakely ( 31/03/2006 12:45)
effet de serre
Miha-mafana ny tany, ary fotoana vitsy sisa dia hiempo tanteraka ny glaces any @ pôles nord 1° hisotrondra ny niveau-n'ny rano, ho betsaka ny toerana ho difotra tanteraka => fifindramonina (exode... tohiny
novalian'i ratahx ny 17/05/2006 11:21
sakaizakely ( 25/03/2006 19:38)
Mba mahafantatra ve ?
Iza re no mba mahatadidy an'ity hira ity e ? Tsy tadidiko ny lohateniny Misaotra mialoha izay afaka manome indice na ny tonony en entier.:-* fahatsiarovana ny andro iray ..... ny eritreritrao ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 06:18
sakaizakely ( 25/03/2006 14:39)
malahelohelo
Herinandro fotsiny izy no teto amiko dia lasa nody sahady. Ma mini grande SOEUR à moi, ma moitié, mon double, ma copine, ma choupette, ma cocotte... Vao tsisy tapakandro izay no nandehanany dia efa ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 04:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0274