Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sakaizakely, milahatra araka ny daty
sakaizakely
(
23/01/2008 22:03)
hanome sa tsia
mijery émission mikasika ny dons d'organe wa zà
mampivarahontsana be le olona antsoina tel de lazain'ilay infirmiere hoe misy vaovao ratsy mikasika ny rahalahinao, nanao arrêt cardiaque tany amp...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 25/01/2008 10:02
sakaizakely
(
15/01/2008 12:43)
famoahana ps - fanalana dinika
Miarahaba
Saika mba hanontany hoe ahoana marina kay ny fitsipika mamaritra ireo
Rehefa maninona no apoitra ny ps n'ny mpanao xxx dia rehefa inona no alàna fotsiny tsy asiana famoahana ps
Sa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/01/2008 20:34
sakaizakely
(
17/12/2007 09:26)
Dadabe noely
[img]http://img119.imageshack.us/img119/690/rennero5.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 19/12/2007 17:11
sakaizakely
(
17/12/2007 09:00)
dinika vaovao
Andao mba asiana dinika Pipôl atao firesadresahana ireo vedety any amintsika ireny na izay mba mahafinaritra antsika e !
Marihina fa atao fanalana andro ilay izy, dia mba mifosafosa gentimment iza...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/12/2007 06:57
sakaizakely
(
19/10/2007 03:38)
sarisary kely @ tsikera
Atao ahoana kay ny manisy sarisary kely rehefa mametraka tsikera sary ?
Satria tsy mitranga mivantana eto ankavia toy ny rehefa manoratra hafatra ireo sarisary kely.
Misaotra mialoha :P...
tohiny
novalian'i razankla ny 02/12/2007 11:31
sakaizakely
(
15/10/2007 13:02)
El Lute : Aino sy Salmo1
Nahatsiaro tampoka hira efa taloha be izay aho kanefa izao vao nahafantatra fa hay tena tantara marina ary tena nisy ilay El Lute. Misy film momba azy mihitsy aza.
Ka nareo any Spaina any izao no t...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 15/10/2007 22:09
sakaizakely
(
06/10/2007 01:09)
JCV
Ho an'izay tia Jean-Claude Vandamme, nde hanao compil ny zavatra lazainy, ataony, videos sns...
Tsy hoe tia mankafy azy, fa ilay hakondrakondranany ny ahy no maha torak'hehy ahy :-D:-D:-D
Ze dak...
tohiny
novalian'i kiadi ny 09/10/2007 17:19
sakaizakely
(
04/10/2007 13:54)
tonga dia bastà...
Tsy hitako hoe aiza no tokony ametrahako ilay dinika...
Tam za teraka dia nandefa mail nampandrenesana ireo tapaka sy namana rehetra ny dadanjaza
Nisy iray tam reo namaly dia ito no valiny
[c...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 04/10/2007 14:02
sakaizakely
(
18/09/2007 20:01)
namana kely
Anarana : [color=green][b]Naly[/b][/color]
teraka : 12/9/07
lahy
halava : 49 cm
lanja : 2,9 kg
fialamboly : mitomany, mikaly, matory
mahafinaritra ahy : matory atoandro, mikorana rehefa alina
...
tohiny
novalian'i kallie ny 25/09/2007 12:28
sakaizakely
(
06/09/2007 15:13)
zavatra hafahafa
iza nareo no efa mba nahita na niaina zavatra hafahafa ? Toy ny angatra, fanahy ratsy, vokatra, xtra terrestre na ovni, ny nilatsahin'ny fanahy masina na varatra (na mahay milalao varatra), ny efa nan...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 07:20
sakaizakely
(
23/08/2007 19:39)
les origines de la vie
misy émission am france2 mikasika ny fanombohan'ny zazà, manomboka @ fanamboarana azy ;-) ka hatramin'ny fahaterahany
Mampi (l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-*(l):-* ho an'izay tia ...
tohiny
novalian'i dibbah ny 16/09/2007 12:47
sakaizakely
(
21/08/2007 20:30)
ny vhv sy ny taona
Inona no antony mahatonga ny vhv sasany handainga @ taonany entre samy vhv ihany ? Indrindra moa fa misy hita misoritra tsara @ endriny sy ny fihetsiny izany. Resaka generation ohatra hoe resaka mpihi...
tohiny
novalian'i arialy ny 10/10/2007 18:35
sakaizakely
(
20/08/2007 15:31)
ny zaza zaza ihany
toran'me wa za androany teo ampisakafoanana miresadresaka @ zanako hoe iza no atao anaran'ilay zandry kely ho avy ? Maninn moa raha atao hoe Nicolas ? satria anarana entin'ny générations bedabe ao a...
tohiny
novalian'i darafify ny 04/09/2007 13:48
sakaizakely
(
17/08/2007 09:26)
tsss tsss
;-)
avia aty ;-)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c46b004dd69
;-);-);-);-);-)...
tohiny
novalian'i Angolaina ny 20/08/2007 06:54
sakaizakely
(
16/08/2007 15:19)
fikomiana tsy hisakafo
[b][color=red]Greviste de la faim[/color][/b]
Ahoana kay ny fandehan’ny lalàna am reny raha mba misy mahafantatra ?
Misy tsy maintsy entina tsaboina any @ hopitaly asa afaka firy andro, satri...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/08/2009 20:42
sakaizakely
(
14/08/2007 21:08)
Drépanocytose
Misy lahatsoratra mikasika ity aretina iray ity izay mety mahafaty tanora na mbola zaza raha toa ka tsy fantatra (diagnostiqué à temps)
Ny olona mainty (afrikana, antillais, malagasy ...) no mito...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/08/2007 15:00
sakaizakely
(
30/07/2007 15:28)
education seksouel
Bandikely manontany an'i dada
Fa inona daholo hoa ny rantsantanana itony, tonga de 10 be zao ve ? Atao inn daholo kay ireo ?
Misy asany daholo ireo, hoy ny rainy
Ny fanondro, ampiasaina rehef...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 15/09/2007 07:24
sakaizakely
(
18/06/2007 10:30)
colissimo - coliposte
tsy misy azo atokisana ry reto fa rehefa tonga ny peps de mialangalana dol reto fonksionera mpandany lera any am poste ireto a !
misy colissimo suivi contre signature izay efa herinandro tsy hita h...
tohiny
novalian'i sympa ny 21/06/2007 08:53
sakaizakely
(
29/05/2007 21:40)
le tombeau de Jesus
misy fandaharana mahaliana amin'i TF1 mitondra io lohanteny io ho an'izay te hijery. Nanomboka t@ 23h20...
tohiny
novalian'i majesty ny 30/05/2007 07:54
sakaizakely
(
05/05/2007 16:58)
mody gisa ve sa.... ?
tena mandreraka wa tony olona mody gisa itony :twisted::twisted::twisted:
le mi-s'invite tena ireny entre autres
mandefa fanasana ianao ho an'olona tokana de izy mianakavy no tonga 8O8O8O
mar...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 14:11
