Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 14/10/2009 18:23)
tsy hain'ny gasy
ny mamehy sy mitondra ny fiainam pireneny, ary rehefa tsy hainy io dia aza gaga fa ny fotsy hoditra no hitondra azy, amin'ny fombany sy fisainany, helas,,,, beurrk... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 10:38
bazylou ( 14/10/2009 17:46)
de tsy mbola tonga saina
ihany ve?? tsy hitrotra mihitsy izany an, aorian'ny maputo dia i geneve indray dia avy eo iza, NU, sa tokyo sa sydney indray, Aiza ihany le bandy be mokony no ho i tgv?? tena tsapa sy hita fa trondr... tohiny
novalian'i bazylou ny 15/10/2009 08:54
bazylou ( 13/10/2009 16:44)
nahazo ny valifatiny
i deba , indrisy ry mada fa hiverina indray ny antitra isany handetika anareo , ary ity aho eto fa hisy ra mandrika amlin'ny desambra eo, ny kibo noana hiakatra hatrany, ny cyclone koa hamely, helas,.... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:42
bazylou ( 11/10/2009 08:41)
dia izay ve no vaha-olana??
ny gasy aloha dia tena hita b emiharihary izao fa kamo be tenda daholo e, ary na eo ambany masony aza ny vah aolana dia aleo ny ihany mandeha ary handeha hangataka etsy sy eroa, izaoizany dia efa maza... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/10/2009 16:51
bazylou ( 06/10/2009 18:18)
ary hahoana indray le chocolaterie
ana 90.000.000 dolara novidin'ile8 any afrika atsimo, iny hoy gdi ?? tsy ratsy an, ten ahita be hoe legaliste i lery, de avye eo madagasikara hono tsy avelan'nile8 miala amin'ny sadc raha tsy izany ... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:49
bazylou ( 02/10/2009 18:02)
tgv for ever,
http://gasy.net/Video/videodirectlink/andry-rajoelina-declarations-pour-la-posterite-mallgache.html... tohiny
novalian'i terrywui ny 03/10/2009 15:19
bazylou ( 02/10/2009 08:49)
tsy misy mahery noho i tgv
ao mada, satria trondro maty daholo le gasy 20.000.000 isa. tgv for ever, vive tgv... tohiny
novalian'i pink ny 02/10/2009 21:09
bazylou ( 01/10/2009 17:56)
mba asehoy hoaho iza le be mokony
maharesy an'i tgv ry leglista sy trois movansa lany bal aisany, asehoy hoe iza??? ary rehefa tsy mahita dia akombony daholony vava rehetra fa tgv izao no tompon'ny laka, VIVE TGV, VIVE TGV, atao dahol... tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2009 09:13
bazylou ( 01/10/2009 17:20)
ho ela velona i tgv, vive tgv
na iza mikozy eo na iza be marenina sy maty noana eo, vive tgv, rehefa samy gasy trondro maty daholo dia vive tgv, vive tgv :-P :-P ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:43
bazylou ( 30/09/2009 12:15)
nenndasin'ny crs ny gtt
tao arago le aza, lool, 8 be izao no nigadra, 7 lahy, vavy 1. dia manaova ihany e, vive tgv :-P :-P ... tohiny
bazylou ( 30/09/2009 12:11)
rdv an'izy telo mitsama
tasy rueuil malmaison,. nanao rdv ary niresak atao tokoa izy telo mitsama omaly satria mila saosy mafy hono i deba ka tsy maintsy asiana remboursement ity zavatra ity. ao amin'io tanana io mantsy no ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:03
bazylou ( 30/09/2009 12:04)
mahagaga ihany an,
le hoe soratononin' 2009, dia faly ery ry zareo mpikarakara milaza fa hanao an'io hetsika io nefa na le slogan entina anaovan aazy aza diea efa diso tsipelina be izao. tsy hainy akory izay soratany fa... tohiny
bazylou ( 25/09/2009 09:28)
vie tgv,vive tgv
io ihanyny anay e, raha misy be mokony sy milay noho io , mitsangana rah atsy trondro maty daholo, vive tgv... tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2009 03:22
bazylou ( 24/09/2009 18:11)
te ikombaka eny mahamasina hono i zefa albera
pauvre ..., beurrk, koa raha tsy nevdrana ry tgv ka andany andro amin'izay anty dahy lany tsoka ary kle, beurrk, nanainona notsy nitambatra izy telo mitsamy manao smack down an'i tgv raha mahery le az... tohiny
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 12:37
bazylou ( 20/09/2009 07:09)
manam pahendrena hanao tambabe le 3 mouvances
jamba mifampitantana marina , beuuurrk :-D :-D :-D vive tgv... tohiny
novalian'i pink ny 20/09/2009 21:37
bazylou ( 19/09/2009 17:46)
tena voajono marina le
alain andriamiseza dia ny minisitry ny jpno no nomen'i tgv an'i lery, looll :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 20/09/2009 21:39
bazylou ( 17/09/2009 17:30)
ny an'ny gasy anie ny
antitra ihany no tiany e, le antitra lany bala sy lany andro tsy misy apoka ireny. :-D :-D ... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 07:45
bazylou ( 16/09/2009 14:46)
tsy mbola teraka le olona
be mokony noho i tgv. mahareta daholo ary mandrapahatongan'io satria trondro maty manara drenirano daholo ianareo, beuurk :-D ... tohiny
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 15:34
bazylou ( 15/09/2009 17:41)
ity ny tenanay e, inona no apoakanao ry gtt
tsy resaka rmi sty rsa anie izy ity e, rehefa lanin'ilay jean paul sy ny ekipany ny volanareo ary efa nomeny ny lisitra lavabe dia aza mimenomenona eto fa tsy hotafiditra mandrakizay any mada e, beuu... tohiny
novalian'i xxx ny 16/09/2009 22:05
bazylou ( 12/09/2009 19:33)
dia mihevitra ve ireto antidahy 3 lahy
fa tena zefa be le tgv ka hanaiiky mora foana ny hoe ataovy izatsy na zaroa e, ,, ntssss aoka itsy fa mahery sady tanora ny anay e, :-D :-D atramin'izao aloha ao mada dia tsy mbola misy be mokony no... tohiny
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 21:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0504