Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazylou, milahatra araka ny daty
bazylou ( 12/09/2009 08:34)
misy olona sahy ve ato
hitondra an'i mada sa trondro maty daholo e, raha misy io, maninonano tsy mitsangana hampandry ny fireneny sy hanao ny fifidianana spida, efa te hiakatra ho any andanitra daholo ny gasy marina, e vive... tohiny
bazylou ( 12/09/2009 08:11)
le maputo 3
anie ao anosy no atao e, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/09/2009 20:38
bazylou ( 08/09/2009 17:54)
ry alaina andriamiseza izao no
misolelaka raindahiny ani i tgv:: pauv c...., aiza le le8 ista be tamin'ny mars sy avril teo , loolloo :-D :-D :-D tena hita hoe kendan'ny goavy manta i lery le aza, ... tohiny
novalian'i pink ny 09/09/2009 19:28
bazylou ( 05/09/2009 17:57)
vive tgv
io ho aho rehefa tsy misy be mokony ankoatran'i tgv ao amin'ny mada dia akombony daholo ny vava, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 12:27
bazylou ( 03/09/2009 17:47)
namidin'dra emile
gtt tamin'ny tgv daholo le listen'ny olona nisaboty an'i lery teny ivato ireny, izao ry leronytsy tafiditra any mada intsony, :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:59
bazylou ( 29/08/2009 11:20)
kozio aho rehefa
tonga any amin'ny maputo 3000. ialahyisany , fa raha izay 1 zsy 2 tsy olana fa samy manao tourisme e, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 14:59
bazylou ( 28/08/2009 10:53)
nanenina mafy ny gtt le aza, looll
zao le8 lasa niaraka amin'ny deba, :-D :-D :-D :-D hipitsika hiala gtt daholo ry nofa isany , ... tohiny
novalian'i niryna ny 08/10/2009 15:34
bazylou ( 28/08/2009 10:44)
vive tgv
io ihany no ady eo e, sady zany maputo midona poto izany tsy ho poinsa le hoe le8 no atao prez de i tgv Pm, tsy misy io, ary tsy hisy mandrakizay, ary ny maputo 3 izao no efa miala any, beeeuurrk viv... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/09/2009 14:48
bazylou ( 27/08/2009 18:09)
maputo 2, tout mais pas le8
izy telo mitsama contre le mpanao ronon antavy e; :-D :-D :-D :-D , aza manody ny ronono matsoboka marina, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:23
bazylou ( 24/08/2009 17:32)
aiza le gasy milaza azy hoe mahay
sy mandroso ary mandala ny fihavanana e?? aiza le gasuy le lazainareo mianakavy hoe mbola neutre sy bonne ary be diploma sy intelligent noho i tgv sy ireo antidahy isany iretsy e?? aiza , toa zary tro... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:04
bazylou ( 23/08/2009 18:02)
madagasikara, prezda 20.000.000 isa
izay no vaha olana e :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:26
bazylou ( 23/08/2009 17:49)
tsy misy hafa tsy faux riche ao mada
olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar. :-D :-D ... tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/09/2009 11:12
bazylou ( 23/08/2009 17:46)
tokony akombona ny vava sy ny v..d ny gasy rehetra
rehefa tsy misy maharesy an'i tgv; fa lany andro e, izay maputo midona amin'ny poto lava izao no anadaniana andro eto, beeeuurrk :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:56
bazylou ( 22/08/2009 08:43)
izay be mokony noho i tgv izao
no tsara maka ny fitondrana, raha mahay. rehefa tsy misy ny mahay noho i tgv dia amazotoa manaradrenirano daholo ry tsonjo maty, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:59
bazylou ( 21/08/2009 17:46)
dia tena mahafinaritra mihitsy
ny mahita ireto vahoaka 20.000.000 lany andro lalaovin'iretsy 4asy sy gaufrety iretsy marina, ampiana ronon antavy dia voky daholo izy mianakavy; ntssssooo aza manambe e,, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:36
bazylou ( 21/08/2009 17:11)
ankamantatra
maputo firy ary no ho azo mandra-pahatapitr'ilay 15 volana e????? izay mahita ny valiny dia omeko vatomamy :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:35
bazylou ( 20/08/2009 18:45)
MAdagasikara
lay firenena mivara lila , tsy misy lohany tsy misy vodiny , ary mihanahana sy ady varotra lava izao sisa no atao, tsy aleo atao prezda daholo ny gasy 20.000.000 dia vita; :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:20
bazylou ( 17/08/2009 15:26)
maputo 1, maputo 2
ny ahy izao ny maputo 30000 no andrasako :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:23
bazylou ( 15/08/2009 17:31)
tsy misy tanora gasy manana "couilles"
mihoatran'i tgv ao mada, ary raha atao ary hoe misy izany, mbola trondro maty izy izao ,mpanaraka fotsiny fatsy sahy mijoro , ary manao baomba fopla aza no hainy aloha hatreto, :-D :-D vive tgv... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:12
bazylou ( 13/08/2009 17:55)
esy e ry gtt e,, beurrk
Ny marina marina ihany. Misy olana ny GTT ankehitriny, inona no antony? Ary iza no mila ny fikorontanan'ny GTT? Za dia nanaraka foana ny tolona nataon'ny GTT. Sady nantrika foana ny htesika re... tohiny
novalian'i niryna ny 08/10/2009 15:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0423