Liste des messages

Liste des messages, inserés par swann, par ordre de date
swann ( 16/09/2009 15:10)
Valinkafatra ho an'i Hery 2 ...!
valinkafatra ho an'i Hery 1 !! = nofafana tao .....(?) kobonareo ve fa nisy dinika iray natsangako izay tatao afakomaly oe !! tratra i HERY!! -- tamin'ny valinkafatra nalefako ho azy!! --- faly ... suite
répondu par dadabe le 17/09/2009 03:52
swann ( 12/09/2009 10:12)
valinkafatra ho an'i Hery !
io ndray hery fa miala pà oainnn !! ary Alain Andriamiseza sy Sylla ndray ary ahoana ??? ann ? --mbola amin anarany manokana ndray ve ireo ozy enao raha niala pà tamle magro kely efa marary?? mbol... suite
répondu par dadabe le 15/09/2009 16:39
swann ( 02/09/2009 17:11)
hisy fati-olona misimisy ato ho ato fa be loha reto !
Tsy mba manaiky ze fandaminana apetraka mitsy reto TIM reto fa de hanao fanerena ndray hono !!! hanery KALACK hipoaka ve ? sa hanery vavahadin'i Tsiafahy hisokatra sa hanery ny vavahadin'ny lanitra na... suite
répondu par xxx le 04/09/2009 10:10
swann ( 31/08/2009 13:20)
Tsy PETSA tsony fa tena dobo ny ara-dalana" e ! vita matavy
indrisy mantsy ty niafaranareo ry ara-dalana , fa mijery lavitra fotsiny ts sahy miditra eto ! ----ngah ra hiady de mora milefitra toy izny e ! mila mafimafy loha rah te ho tafita fa tsy sarimbavy ... suite
répondu par fijo le 02/09/2009 20:18
swann ( 28/08/2009 13:33)
refa ts azo hifanarahana reo Prezida Rajoelina d alao any a
Efa hatao daolo ze sitrapondry zalah amlé hevitra avaoakany rehetra oe avoahy ny gadranay TIM e! ataovy anzao e! zao e! mbola mikonetaka otran'ny Pikatti ihany ! ka tsy aleo ve Prezida adaboka any ze... suite
répondu par pikatti le 01/09/2009 05:12
swann ( 26/08/2009 12:37)
Zarany aza ry zalahy mb namindrana fo,nanaiky niresaka n oul
Azon'ny TGV natao anie ny tsy nande tamze Maputo sy ny tariny reo e! azo natao tsara ny nikarakara fifidianana samirery sy tsy nanaiky ze condition natao rehetra reny ! --fa rehefa mba nanaiky tsotr... suite
répondu par diloo le 26/08/2009 19:12
swann ( 14/08/2009 15:35)
mis camera caché any fa rah azoko de alefako eto !
izy io dia sary misy andravalomanana mitomany be rehefa vita le fivoriana fihaonana nataondry zalahy iny ,sady mitaraina be izy mangataka fanohanana amin'ny rehetraretra no mbola manao tamby vola sy h... suite
répondu par dadabe le 18/08/2009 15:42
swann ( 21/07/2009 16:50)
mampalaelo fa lasa al-quaida le oe
Indrisy mantsy ianao ry tanindrazako sy ny malagasy ,fa hay ve de mbola misy ihany ny olona mitady hanao vono moka ny malagasy e, hay tsy ny vazaha tam 1947 ihany no nitady ny ràn'ny malagasy hiosona... suite
répondu par fijo le 22/07/2009 22:23
swann ( 08/07/2009 13:34)
TRIBUNAL : ZAVA-DOZA SY ATAMBO NO NATAON'NY TIM ! LOZA !
Mbola tsy nalaelo toy izao aho hatramin,'izay nahalalako politika ! rehefa natao ny famotorana ireo 11mianadahy lohandohan'ny TIM nosamborina teny amn Magro , dia zavadoza amin'atambo fa hay ry zalahy... suite
répondu par fijo le 08/07/2009 21:40
swann ( 07/07/2009 17:03)
o lty ra-hery a tsaratsr angamba letsy milamina ihany ialahy
otran'ny tsy dia milay letsy zany manalanala olona eto zany ra-hery fa avelao ho eo ihany amzay afaka mifampitana tsara a, mahasaky isika fa aza misy esorina zany fa otran'ny hoe resy le Tim e , iala... suite
répondu par swann le 08/07/2009 13:18
swann ( 07/07/2009 16:11)
azafady hoe letsy ra-hery misy fanotaniana kely ho anialah
hono hoa letsy ra-hery ity site ity ve lety momba an'i Ravalomanana sa pro Tim fotsiny sa tsy tia Tgv (=hat ,=fat )fotsiny ? sa ialah ra-hery manokana mihitsy no tsy mirevy anireo, fa ny site natsanga... suite
répondu par swann le 08/07/2009 13:27
swann ( 06/07/2009 16:10)
Sarotra ny fanantenana ho an'ny zanak'i dada raha izao
tsy milaza ny hevitro aho fa raha namaky ireto vaovao misongadina ireto kosa dia hitako fa voaporitra mafy sy voahitsaka mafy ny ahazahoan'i dada fitondrana indray raha ny ankapoben-dresaka indrindra ... suite
répondu par Noue le 06/07/2009 20:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0244