Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i salopard, milahatra araka ny daty
salopard ( 30/03/2009 15:28)
TSY NAHOMBY NY GREVE GENERAL NY FONCTIONNAIRE
Efa nihena ny vidinjavatra izao , ka dia niasa daholo ny fonksionera. 500 ariary izao ny Pasy, ny manao io an! 1500 ar ny matory 2000 ar ny toute position, fa tsy 5000 ar toy ny t@ andron'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 08:04
salopard ( 29/03/2009 20:16)
Avereno hono DADANAY
Tena lasa SEKTA ihintsy le TIM, Dada indray izao ve no fiantso ny Prezidanareo. Raha tsy sekta tsy hiantso ny GOUROU- ny hoe dada De ahoana? satria dada ve dia vadin'ny Mamanareo izany ? ... tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 22:27
salopard ( 27/03/2009 21:31)
TSY GASY intsony aho. Vive DALAÏ LAMA
Fini ça suffit maintenant. Ariako ny nationalité malagasiko. Gasy tia ady , tia RAVALO, Mpamono olona. Je suis Tibétain maintenant. Boudhiste. Vive DALAÏ LAMA; FREE TIBET, De tou... tohiny
salopard ( 25/03/2009 11:26)
AFINDRAO ny Capitale
Enkena fa betsaka ny mpanohana an-dravalo ao tana, PLUS ve ou MOINS ve ny mpanohana an'i TGV ao Tana, tsy any ny blèm, fa zavatra 2 no sûr: - afaka mi-bloquer an'i TANA izy ireo (enkeko izany, ... tohiny
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:53
salopard ( 24/03/2009 21:45)
ARIAKO ny nationalité Gasyko,HIBORIDANA aho raha miverna RA8
Mba kôzy e! Aleo tsy manana, toy izay oentin'ny OSY... tohiny
novalian'i xxx ny 25/03/2009 16:42
salopard ( 24/03/2009 19:07)
TIM: Avereno hono i Dada! tsssss...
Ny pro-TIM avereno dada ny pro Frantsay: avereno reny malala ny pro-radidy: avereno dadatoa ny pro-zafy avereno dadabe: avereno ny kisoa amam-borona ts;;; avereno nyvolanay sniff... sniff... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 20:06
salopard ( 22/03/2009 22:45)
TIM a! Mba zavatra hafa atao e!
enkena fa mety ho betsaka ny TIM ho eny ambohijatovo! fa be koa ny TGV tao mahamasina saingy : zero ny TIM milahatra any tamatave zero ny ao majunga zero ny ao fianar zero ny ao tulear... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 23:03
salopard ( 20/03/2009 12:45)
Miafina ao @ METRO ANALAKELY RAVALO
Vao nidina tao aho izao , ary dia eo @ ilay rindrina ankavia , raha vao miditra, misy karazana trano fisoko vao namboarina. Fa lakrimozena be aloha ny ao @ Metro e! e! ka ho sarotra ny hahavo... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:43
salopard ( 18/03/2009 23:23)
WANTED:RALEVA-BE(Ra8) na i JOE DALTON: 60million,1cent de $
à tous les chasseurs de prime JOE DALTON est en cavale, chassé du pouvoir par par LUCKY LUKE Prime: 60 millions,1cent de $ [u][b]description:[/b][/u] -un homme toujours faly (faqly aho fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 23:28
salopard ( 17/03/2009 23:24)
DJ indray hono no president, Tout est possible oa...
Hatramin'izay nisian'ny President illetré mpivaro-dronono izay , dia tout est possible à Madagascar, sur fa hahazo[b] honoris causa[/b] koa ra-DJ ato ho ato avy eo dia 2011, mpivarotra main... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 23:55
salopard ( 17/03/2009 14:19)
FONOKA kobo no tena nampiala an-dRALEVA-BE
deroulement du scenario: 1) omaly Alina: Niditra an'Ambohitsorohitra ny Capsat 2)Androany maraina niditra ny lapa ny mpiandry 3)Fonoka Bobaka be no kobo tao an-dapa; 4)Panique ravalo,tonga dia... tohiny
salopard ( 16/03/2009 21:28)
Vaovao IAVOLOHA
tafiditra andapa ny CAPSAT, Ny gabonen'ny IAVOLOHA sisa tsy azon'izy ireo, ary matoa mbola tsy mametra-pialana ny filoha, dia mety ho ao an-gabone ve izy, no miafina, Ady mangotraka no hita... tohiny
novalian'i ratavao ny 17/03/2009 08:16
salopard ( 16/03/2009 12:51)
Enfin! NILAMINA IHANY i RAVALO SY TGV
16/03/09 à 15h 55, heures locales, 13h55, heure de paris, 12h55,GMT http://www.cnfdi.com/demande_documentation.html vonoy ny omby, arosoy ny rano, tsakoy ny ravina, ievohy ny setroka,... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 13:58
salopard ( 14/03/2009 22:03)
Prezidan'ny IAVOLOHA sisa, ntsôoo...
Fa efa Tsy prezidan'ny Madagasikara intsony FA PREZIDAN'NY IAVOLOHA tsy ampy dôzy aloha, fa rahampitso tsy maintsy alaiko: ny ministeran'ny Rano sy ala (toaka sy bozaka) na ny ministeran'... tohiny
salopard ( 10/03/2009 23:54)
NEUTRE ve hono ny frantsay?
Ha!ha!ha!ha!ha....hi!hi!hi!hi!....ho!ho!ho!ho!ho!.... Tsy izay no question, fa misy pays neutre ve eto antany? Lybie ao tchad sy soudan, neutre ve? Russie ao Ukraine sy tchetchenie, ary georgie... tohiny
novalian'i vilambava ny 11/03/2009 09:27
salopard ( 09/03/2009 22:36)
Tsy ho eny Mahamasina hanohana an-dRa8 raha tsy........
nY SPECTACLE DIA / STREAPE TEASE ny LALAO, sy lianah, sy Tinondia, ary patricia....... tohiny
novalian'i pikatti ny 10/03/2009 08:21
salopard ( 08/03/2009 20:19)
Mifampitifitra be tsy ifankahitahana
Izahay sy rafotsy, eto ampandriana! Missile lava be ny ahy fusée anankiroa ngoza be ny andrafotsy tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ry TEGEVE A e!!!!! ARY ny zone rouge ny toi, voaa... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 23:34
salopard ( 03/03/2009 21:04)
Tsy nanambola hikotiana makorelina dia niray t@ KISOA
mafy le manjo le gasy e! miakatra be ny vidimpiainanana , 50 000 AR ny pasy 150 000 AR ny mitondra mody 300 000 AR toute position de tsy nanambola razoky dia izao ny niafarany, ndrôoooô...l... tohiny
salopard ( 03/03/2009 09:15)
ZONE ROUGE Ankatso et Ambohipo : nidiran'ny MIARAMILA
Eh oui, rehefa zahay dia tsy misy zone rouge izany. Ka raha izany ny vodiko izay zone rouge koa ve, tsy ho tifirin'ireo milaza azy ho mpiaro ny zone rouge... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 14:17
salopard ( 28/02/2009 22:44)
Ny vodiko koa ZONE ROUGE
iE EFA MENAMENA BE IZY AO apoakako ny hetotra raha tsy mitandrinany TIM dia ho faty ry noue sy yuka ary mirananirina izay aloha fa tsy ampy dôzy, fa sao misy any e ry zalahy a! sniff tchouff... tohiny
novalian'i penguin ny 02/03/2009 09:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286