Liste des messages
Liste des messages, inserés par Mandefitra, par ordre de date
Mandefitra
(
06/08/2008 05:59)
fihirana ffpm
Miarahaba ny mpisera eto @ fivavahana sy finoana.
Hetaheta moa ny ahy, dia ny mba hampidirantsika ny tonon-kira ffpm ao @ rubrique tonon-kira.
Zao mantsy ny antony :
Sahirana dia sahirana ny tena m...
suite
répondu par ikaretsaka le 27/08/2008 00:27
Mandefitra
(
28/07/2008 06:39)
Filokana
Aleo mba hiresaka fiainana andavan'Andro.
1/Nanao domy ny fianakaviana dia nasiana paozy 10 ar isan'olona.
2/Nikarakara dejeuner dansant ny fiangonana, ary nisy enveloppe surprise ka 1000 Ar ny fan...
suite
répondu par fijo le 13/08/2008 21:54
Mandefitra
(
17/04/2008 12:09)
Fanatitra velona
Romana 12:1 Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panah...
suite
répondu par fijo le 25/04/2008 20:14
Mandefitra
(
02/04/2008 04:58)
1600 zay no tsy an'asa
Voalazan ny gazety omaly, fa 700 mahery ny mpiasan'ny floreal no nalefa chomage technique mandritry ny enim-bolana.Ary asaina mametram-pialana zay mazoto.
Androany ndray de hoe 900 ny mpiasan'ny Telm...
suite
répondu par milaibe le 02/04/2008 19:19
Mandefitra
(
25/03/2008 12:08)
Valim-bavaka
Matetika isika no variana mangataka foana rehefa mivavaka, fa tsy mahatsapa akory hoe efa namaly vavaka ang Andriamanitra. Saingy mety tsy ilay andrasantsika no valiny ka variana isika.
Diniho ange t...
suite
répondu par daniella le 08/04/2008 13:57
Mandefitra
(
25/03/2008 09:39)
Zaodahy
Ny niandohan'ny teny hoe zaodahy sy ngahy naotra ... :lol:
Nisy tovovavy nipetraka niaraka t@ anadahiny hono.Nanana sipa ny tovovavy, ary dia nampidiriny an-trano. Kinanjo tonga tampoka ilay anadahin...
suite
répondu par endrika01 le 02/05/2008 14:17
Mandefitra
(
20/03/2008 06:14)
Resaka Otra (massage)
Raha toa enao vizana na reradreraka:
- tena ilaina ve ny miotra?
- maha-afabizana ve ny otra?
- mila specialiste ve ny manotra sa ra mba rerak i madama ohatra de manotra ramose?
- mety ve ra miotr...
suite
répondu par tahiantsoa le 23/06/2015 07:58
Mandefitra
(
18/03/2008 07:44)
champion's league
Hafanafana ny dingana farany :
1/4
As Roma#Manchester United
Arsenal#Liverpool
Stuttgart#Barcellone
Fenerbache#chelsea
Malalaka ndray barca sy chelsea eto ... ho henjakenjana ny safidy @ ireo ...
suite
répondu par simplex le 02/04/2008 21:03
Mandefitra
(
06/03/2008 12:21)
THB
[quote=rohy]Betsaka ny Eritreritra Entin'ny Rano (BEER)[/quote]
de tadidiko koa :
PILSENER : PIsser Lentement Sans ENERgie
:lol:...
suite
répondu par zoky le 09/04/2008 09:42
Mandefitra
(
04/03/2008 10:06)
Milay ty fim ty
Nihantsy an’i pastera Mailhol i « Belzeboba » sy ny ekipany.
Nandritra ny fitsidiham-paritra nataon’ny fikambanana Apokalipsy tany Ihosy, notarihan’i Pastera Mailhol no nifanenàny tamin’...
suite
répondu par rathita le 24/07/2009 08:33
Mandefitra
(
05/12/2007 06:04)
tsy vita transcription
Salama,
Misy sipa any Tana, vita soratra tany Tana ihany,@ bandy Gasy mipetraka sy miasa any Frantsa.Efa ho taona iray mahery zay no nahavitan'ny soratr izy roa tany tana, saingy ilay sipa mbola tav...
suite
répondu par fijo le 05/12/2007 20:27
Mandefitra
(
22/11/2007 07:10)
hakanosana ve?
Miala tsiny @ nareo dr gasy aloha, fa tsy mety afa-po za @ ilay antsoina hoe secret médical.
1/Vo tsy ela,nitondra marary hotsaboina teto maorisy,nihena tsy ankijanona hono ny plaquette de sang,tsy ...
suite
répondu par Mandefitra le 23/11/2007 12:02
Mandefitra
(
13/11/2007 10:40)
Vehivavy Kristianina
Mety be no ho tafintohina nefa ilaina ny adihevitra mba hakana lesona ...
"Libre" ny vehivavy Xtiana, @ teny gasy mo de hoe malalaka.
1/Malalaka @ zay fitafiana tiana hanaovana:mini jupe, decolté,...
suite
répondu par ikaretsaka le 26/11/2007 21:50
Mandefitra
(
08/10/2007 12:33)
secret medical
Ty misy tantara marina:
Narary neny,niditra hopitaly,saika natao dialyse... le cousin dokotera kay efa nahafantatra fa cancer efa le etat farany tsy ho avotra ntsony izy, saingy tsy niteny noho io se...
suite
répondu par fijo le 12/10/2007 21:08
Mandefitra
(
17/08/2007 12:23)
Vavaka ho an'ny namana...
Andriamanitra o
ny namana rehetra zay miserasera,
tsy mahalala Anao, na koa tsy te hahalala
Bitsiho ny fanahy, f'efa mandeha ny lera
Ampidiro anaty vala.
Ny tananao mahery, nivimbina azy hatran...
suite
répondu par fijo le 22/08/2007 22:24
Mandefitra
(
22/06/2007 09:05)
Fisaka ny marina
Mitombina loatra ilay Ohabolana malagasy manao hoe :
"Fisaka ny marina ka sarotra fantarina", raha ny adihevitra momba finoana eto no dinihana.Toa samy manohana ny azy ho marina, nefa de samy niainga...
suite
répondu par marozevo le 05/07/2007 19:32
Mandefitra
(
30/05/2007 11:56)
Sabata Fitsaharana
Hebreo 4 :
1 Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.
2 Fa isika koa dia nit...
suite
répondu par isambo le 14/06/2007 23:34
Mandefitra
(
02/03/2007 11:40)
Fanambadiana Kristianina
Niaraka 10 taona teo le cousin ko sy le vadiny samy hafa finoana (samy ffkm) vao nivady.5 taona taorin'izay nisaraka, niteraka lahy kely iray efa mianatra, ary anisan'ny vavolombelona t@ mariazy ny te...
suite
répondu par paris10 le 15/03/2007 20:38
Mandefitra
(
26/02/2007 13:25)
La gloire de Vierge Marie
Hitako tao @ net http://www.santorosario.net/francais/gloires5.htm
Ka mahalasa saina ahy :
Le Père Contenson soutient la même doctrine ; il explique en ce sens les paroles adressées par Jésus du...
suite
répondu par ikaretsaka le 12/03/2007 04:28
Mandefitra
(
22/02/2007 05:15)
Naninona no natao Batisa Jesosy?
Matio 3
13 Ary tamin'izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron'i Jordana, dia nanatona an'i Jaona Izy mba hataony batisa.
14 Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe : Izaho no tokony hataonao ba...
suite
répondu par niryna le 12/03/2007 03:28
