Liste des messages

Liste des messages, inserés par DotMG, par ordre de date
DotMG ( 14/10/2005 14:00)
Arabolahy 2
Iza no namorona ny triathlon? Valiny: Arabolahy: 1) Mandeha mankany izy mi-battre, 2) Any izy milomano, 3) Mody izy mitondra bisikilety.... suite
répondu par Veloo le 28/10/2005 19:05
DotMG ( 23/09/2005 07:15)
Voulez-vous
Hainao ilay hiran' i All Saints (Sa Red hot chili peppers) hoe Lady Marmelade? [u]Voulez-vous[/u] coucher avec moi, ce soir? Misy hira amin' ny teny Malagasy ary hirain' ny Malagasy koa andrenesa... suite
répondu par Veloo le 24/10/2005 13:43
DotMG ( 01/09/2005 12:50)
Fanontaniana mampivoatra lah 1
1) VEHIVAVY MISEHO NONO: Fa maninona kay no isaina ho mahamenatra ho an' ny vehivavy raha miseho ny nonony, kanefa ny lehilahy tsy maninona na miboridana aza ny tapany ambony? 2) BAIBOLY KATOLIKA SY ... suite
répondu par Veloo le 15/09/2005 17:11
DotMG ( 05/08/2005 12:54)
Puissance Catch
Taorian' ny fahombiazana miezinezina azon' ny fandaharana Puissance Catch tao amin' ny fahitalavitra (RTL9 ohatra misy azy io, dia alefan' ny TV Plus aty Mada isaky ny sabotsy hariva),dia nanapa-kevit... suite
répondu par Veloo le 02/09/2005 17:41
DotMG ( 06/07/2005 06:35)
[Lalao] tantara iza ary?
Lalaon-tsaina ho an' izay tsy tia matematika. Filma iza no nisy an' izao resaka izao : "Ity filma ity anie tompoko natokana ho an' i Madagasikara sy Iran ihany, izay firenena roa tsy mahalala na d... suite
répondu par sonwin le 23/07/2005 18:17
DotMG ( 28/06/2005 07:55)
Ny fenitra W3C
Ny W3C dia miezaka mametraka fenitra mba hahamora ny asan' ny informatisianina. Efa fantatsika tsara ny fisian' ny fenitra HTML4.0, XHTML1.0, CSS1.0, CSS2.0 sy 3.0 koa angamba. Misy ihany koa ny fenit... suite
répondu par aristar le 28/06/2005 16:34
DotMG ( 17/06/2005 11:41)
Delestazy [filma efa nandeha]
Ie, filma efa nandeha izy ity, koa izao an: rehefa avy mamaky azy ianareo dia mody mihomehy daholo na dia tsy mampihomehy intsony aza ilay izy. OK! Nisy efa-dahy hono nandeha botry (boutre) feno en... suite
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:37
DotMG ( 30/05/2005 07:03)
Tsy mampihomehy (nefa lava be).
Ity tantara iray ity dia niseho raha nandeha fiara fitateram-bahoaka iray teto an-drenivohitra aho. Tsy misy azoko izay mampihomehy amin' izy ity kanefa tamin' ny fotoana nisehoany dia nihomehy hoatry... suite
DotMG ( 06/04/2005 06:19)
xxx
Hono ho'aho, rehefa amin' ny fotoana inona ianareo no manafina ny anaranareo eto @ serasera? Izaho aloha dia ireto no antony nanafenako ny anarako : Ny iray namaly namana iray aho, ary efa mifamal... suite
répondu par maditra le 09/04/2005 19:18
DotMG ( 06/04/2005 05:11)
http://www.madagascar-themovie.com
It must be the first (and I hope the unique) time I post a message whose content is not in malagasy. Miala tsiny amin' ireo tsy mahavoa teny anglisy e! DreamWorks Animations present : Ben Stil... suite
répondu par DotMG le 28/06/2005 08:33
dotmg ( 26/11/2004 12:18)
Rindrankajy Mpitsara Tsipelina Malagasy
Misy telo ankehitriny ny rindrankajy mpitsara (mpanitsy) tsipelina malagasy no fantatro. Ny tiako holazaina eto dia rindrankajy mitady ny diso tsipelina ao anaty lahatsoratra iray amin\' ny teny malag... suite
répondu par hery le 07/12/2004 17:40
dotmg ( 07/10/2004 10:36)
Ireo solombavambahoaka ireo ...
Mba ho fanamaivanana ny fikatsoan\' ny fifamoivoizana amin\' ny tanàn-dehibe eto Madagasikara, dia nametraka volavolan-dalàna eny amin\' ny antenimieram-pirenena ny governemanta mba hametra ny fotoa... suite
répondu par fijo le 25/10/2004 22:45
dotmg ( 31/08/2004 07:50)
Mahazo teny gasy eo
Naverina ity resaka ity fa nosoloana ny lohateny. AME SENSIBLE et ADEPTES d' EDUCATION SECTUELLE S'ABSTENIR. Misy voambolana tsy zakan' ny mpivavaka amin' ny sekta sasany sy ny sarangan' olona marom... suite
répondu par falygerd le 16/06/2005 06:21
dotmg ( 30/08/2004 13:12)
sivana.serasera.org
Amin' alahelo kely no ampandrenesana antsika fa tratry ny sivana voalohany aho teto @ serasera.org. Ny mahagaga ahy fotsiny dia tany amin' ilay resaka tena matotra be aho no voasivana. Ialana tsiny ih... suite
répondu par kitjo le 31/08/2004 17:26
dotmg ( 20/08/2004 15:14)
formats ouverts
Taorian' ny shareware sy ny freeware ary ny nampalaza ny opensource, dia ity koa misy filozofia iray mikatsaka ny fahalalahana kokoa eo amin' ny resaka informatika, dia ny format ouvert (openformats).... suite
répondu par dotmg le 23/08/2004 12:25
dotmg ( 27/07/2004 13:41)
Miteny amy teny tsy fantatra
При нажатии на вопрос пытается «с ... suite
répondu par lejim le 19/11/2004 05:34
dotmg ( 03/07/2004 13:35)
tia ny kitra malagasy
Iza eto amin' ny namana no tia ny kitra malagasy, ohatra hoe ny championnat de Toamasina, ary maharaka ny valin' ny lalao rehetra miseho momba ny baolina kitra eto madagasikara ary afaka manampy anay ... suite
répondu par ronaldo09 le 13/08/2004 19:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.032