Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Noue, milahatra araka ny daty
Noue ( 27/01/2009 17:38)
Le président prône le dialogue
raha te hanaraka vaovao dia mba jereo ny chaine télé France24 eee na eto @ internet Le président prône le dialogue au lendemain des violences http://www.france24.com/fr/20090127-madagascar-... tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/01/2009 18:01
Noue ( 27/01/2009 13:28)
Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démoc
[b]Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démocratie - 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire.[/b]... tohiny
novalian'i Noue ny 27/01/2009 16:24
Noue ( 27/01/2009 10:54)
13H20 : Ravalomanana a Morondava avec sa famille
FLASH INFOS 27 Jan, heure de Madagascar: - 13H35 : Magro Tuléar pillé, rotaka a ambositra - 13H30: Réouverture de RTA - 13h26 : forum fermé sur Tiakoimadagascar.org - 13H22 : Showprite anal... tohiny
Noue ( 26/01/2009 14:40)
Magro akorondrano, TVM, RNM
zany hono eee! efa tafakatra any Ivato ny mpilahatra zao dia may ny TVM,RNM, MAGRO akorondrano ???... tohiny
novalian'i vale ny 26/01/2009 18:29
Noue ( 13/12/2008 09:09)
reveillon
miarahaba ny rehetra eee ! saika mba hanontany fotsiny aho oe misy reveillon miaraka @ mpikambana eto ve eto paris ?? :) :-* :-* ... tohiny
novalian'i Noue ny 18/12/2008 19:29
Noue ( 07/12/2008 15:12)
Avent , fiandrasana , fihomanana
efa tafiditra ny fihomanana (avent) Alahady faharoa isika izao aa! dia gaga aho raha tafaresaka t@ namako ka nanontany azy oe manao ahoana ny fikarakarana ny krismasy ao ? ny fihandrasana sy fihomanan... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:04
Noue ( 07/12/2008 10:41)
Miss France 2009
iza no nahita ??? fa tena lasa ny heritreritro oe ny vazaha tena mbola tia lavitra ny metisy eeee ! ny dauphines metisy ny miss metisy ! milay be aaa ! :) =D> =D> =D> =D> ... tohiny
novalian'i Noue ny 11/12/2008 17:25
Noue ( 04/12/2008 19:41)
Firariantsoa 2008 , Firariantsoa hafa
mahafinaritra be ny manokatra ny serasera fa na dia tsy manisy solon'anarana sy mdp aza dia mahita an'io sary sy soratra oe [size=80][color=red][b]Firariantsoa hafa[/b][/color][/size] sy Firari... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/12/2008 07:54
Noue ( 01/12/2008 19:15)
Niova indray ve ny serasera ?
tsy aiko raha misy olana fa rehefa miditra serasera aho dia ity no soratra hita eo @ pejy voalohany aa. Endrika vaovao Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serase... tohiny
novalian'i Noue ny 04/12/2008 20:14
Noue ( 16/11/2008 17:36)
mandry ve ny salanitra hoy aho oooooo
hono oa aaa ! sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira sy ny tonony ity hira ity ianareo eeee ?? tena vao henoko t@ radio teo dia oatra nahavariana be ahy ilay hira dia mba nalaiko izay azoko fa tena... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/11/2008 10:03
Noue ( 14/11/2008 17:16)
tena nahita atao mahintsiny
tena nahita atao mahintsiny ry zareo aaaa ! lasa ny heritreritro oe azo atao ve ny mamadika ny hymne nationaly tahak'izao eee ??? sady :-D :-D :-D :-D http://fr.youtube.com/watch?v=WM5H1KthhUU... tohiny
novalian'i Noue ny 19/11/2008 09:49
Noue ( 04/11/2008 08:37)
zava-poana ihany no eto an-tany
sao dia mba misy mahafantatra oe iza no mihira n'io sy ny tononiny oooo merci d'avance eeee :-* :-* :-* :-* fa....zava-poana ihany no eto an-tany sentosento lava no sady tomany baiboly no ... tohiny
Noue ( 03/11/2008 21:13)
inona indray ary ity eeee ?
inona ary no maha samihafa ny rouquin sy ny requin ????... tohiny
Noue ( 03/11/2008 15:34)
ahoana ary zany ? iza no mahay an'io eeeee ?
nisy rangaha zay eee ! manana ondry sivy izy dia il a gravé sur une pierre hoe 9 ny ondriko aaa dia izao zany no soratra hita teo @ ilay vato IX = 9 io aaaa dia namidiny aza ny 3 = ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/12/2008 15:05
Noue ( 24/10/2008 19:18)
Mahatratra ohatrinona no vitanareo ?
fa tena lasa oa ny saiko eee ! nahita ity voyage dans l'espace 300 000$ dia misy koa 150 000€ eee dia hoy aho hoe mahatratra ohatrinona no vitanareo hanaovana na hi- réaliséna zavatra iray ????... tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/10/2008 09:42
Noue ( 14/10/2008 08:17)
Sixun-Malagasy
naheno mozika zay aho tao @ radio vazo gasy dia nojerevako ilay lisitra hira mandeha dia mba nalahatro koa izy io aaaaaa tena tiako beeeeee ilay mozika ka sao dia mba misy mahafantatra hoe iza ny t... tohiny
novalian'i Noue ny 13/11/2008 14:59
Noue ( 13/10/2008 18:32)
10 000
iza no efa nahita an'io eee ? tsara sa ahoana ???? ... tohiny
novalian'i Noue ny 15/10/2008 14:27
Noue ( 10/10/2008 07:32)
Tompo ô , ekeko tsotra izao
tena mba tiako loatra ity hira ity dia mba zaraiko anareo eto eeeee :-* :-* (l) Tompo ô ekeko tsotra izao ity antosnao miangavy mitalaho fa ny fotaky ny fahotako no italahonao mba ialako ... tohiny
novalian'i Noue ny 10/10/2008 14:49
Noue ( 26/09/2008 06:43)
Hatraiza ?
Miarahaba, Fanontaniana mba manitikitika ny saiko ity. Hatraiza ny famelana ? ohtra t@ Tompokolahy JP saika nisy namono iny , vitan'i Tompokolahy ny namela an'iny olona iny t@ ilay olona saika n... tohiny
novalian'i fijo ny 01/10/2008 20:22
Noue ( 07/09/2008 15:40)
niova ?
izaho ve no manofy sa niova ny endriky ny serasera pejy fandraisana ? toa somary very kely manko aho zany.... tohiny
novalian'i haja7 ny 03/11/2008 19:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.035