Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Noue, milahatra araka ny daty
Noue ( 30/07/2008 18:58)
rakitra
miarahaba, somary variana ihany aho raha nanatrika fotoam-pivavahana protestanta. tsy aiko ilay fomba fanaterana sa fanaovana rakitra fa dia variana aho. ery aloha be ery dia misy sac 3 , ny ... tohiny
Noue ( 25/07/2008 08:20)
ambiansa
dia tena variana aho ry zareo raha nanatrika ity mariazy t@ Sabotsy lasa teo , mpiara-miasa amiko no natao mariazy. Ny zavatra nahavariana ahy fotsiny dia izao: -ny fihaingon'ny olona.. aiz... tohiny
novalian'i Noue ny 30/07/2008 17:43
Noue ( 19/07/2008 17:53)
Lune de miel, voyage de noces au Paradis !
ahoana moa zany hoe lune de miel zany ? somary gaga ihany manko aho hoe lasa lune de miel ny mpivady vao ! ahoana aza zany ? ny maha mpivady vao azy ve no azo lazaina hoe hanao volan-tantely ? ... tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2008 08:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0486