Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i vilambava, milahatra araka ny daty
vilambava ( 06/07/2009 20:13)
Tena OK ny tany Bruxelle.
Kay diso ny filazako azy fa K.O. ndray boay kely fa tsy naharesy lahatra ny hevitra naroso. Les propositions d'Andry Rajoelina, président de la Haute Autorité de Transition (HAT), pour revenir Ã... tohiny
novalian'i Noue ny 07/07/2009 07:20
vilambava ( 17/04/2009 07:39)
Dia inona ny dingana manaraka
Hita taratra izao fa mety hifarana ny HAT na tena hiozongozona mafy tokoa. Dia hanao ahoana indray ny tohin'ny tantara? Io no fanontaniana mipetraka amin'ny vahoaka madinika izao. - Hanaiky hiala am-... tohiny
novalian'i essera ny 17/04/2009 09:46
vilambava ( 14/04/2009 17:03)
Mbola miasa ve ny ody maherin-dra8?
Toa tsy heno intsony ny tohin'ity resaka ody mahery nampiasain-dr8 ity. Nahoana no niantsoana vahoaka ny fanalana azy ireny teny Ambohitsirohitra kanefa tsy nasiana tohiny intsony taty aoriana? Sa dia... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:20
vilambava ( 08/04/2009 10:03)
Tena DJ ny filohan'ny HAT
Io no halalana ny filohan'ny HAT: ancien DJ. Kanefa araka ny fahitako azy dia mbola mitana ara-dalana an'io asa maha DJ azy izy io izy ankehitriny, satria tsy ilay heviny fantatr'izao tontolo izao hoe... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 20:37
vilambava ( 06/04/2009 17:48)
Maro ny tra-boina
Toa tsy heno mihintsy ny akon'ny hetsiky ny fitondrana amin'ireo tra-boina noho ny cyclone any atsinanana. Sa tsy mahamaika ny fihaiana azy ireny fa ny resaka politika aloha no tokony hatrehina? Kanef... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:55
vilambava ( 06/04/2009 13:11)
Miala any ny contre-attaque
Henoheno sy miha-malaza indray izao fa hanagana governemanta vaovao amin'ny alalan'ny fanendrena praiminisitra le8. Tetsy Ambohijatovo no nanambarana azy androany. Dia hanomboka indray izany ny faka... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 18:54
vilambava ( 31/03/2009 20:20)
Mbola tsy teraka
Toa mbola tsy teraka foana hoy aho le governemanta e. Tena maika nanendry olona tamin'ny fotoana nanakorontanana ny tanàna. Zao ry zalahy mitondra de toa tsy mahita izay hapetraka eo.... Sa mbola h... tohiny
vilambava ( 26/03/2009 18:58)
Efa firy izay ny ultimatum?
Hahatratra ultimatum fahafiry indray ary ity fitondrana ity dia ho tapitra ny tantarany? Ny teo aloha moa tsy voahisa fa efa hita talohan'ny fiafaran'ny tantara teo aloha fa hitsimbadika ny fandehan... tohiny
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 21:02
vilambava ( 22/03/2009 22:03)
Mandrafitra tetika mafy ny TGV
Namboarina ihany koa izao ny mpikambana ao amin'ny HCC mba hahafahana mamotika tanteraka an-dra8. Io sisa angamba no tetika hahafahana manamarina amin'ny fikambanana iraisam-pirenena fa ara-dalàna ny... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 22:23
vilambava ( 20/03/2009 18:54)
Embarras de choix rahampitso
D’après la chaîne TV Plus, des opposants à la transition feraient une manifestation sur la place de la Démocratie à Ambohijatovo demain sans donner plus de précisions… Une autre manifesta... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 01:20
vilambava ( 19/03/2009 19:15)
Misy miala o o o o
Tsy fantatra na nesorina sahady na napetra-pialana sahady fa toa tsy isan'ny governemanta ankehitriny ny minisitry ny fiarovana. Topmada no nahitana ny vaovao: "Le gouvernement Roindefo perd son m... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:44
vilambava ( 17/03/2009 20:49)
Misy fanaovam-beloma eny Tsiafahy
Izay moa no anisan'ny fampanentan'ny president Radomelina. HAvoaka ny gadra tsy mari-pototra: ka efa mangoron'entana izany ny sasany eny Tsiafahy sy ny eny Antanimora sy ny fonja hafa. Mety misy bal p... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:52
vilambava ( 17/03/2009 19:13)
Aoka izay ry CAPSAT
Hisaorana aloha ny CAPSAT fa "nahatanteraka ny baiko nampanaovina azy". Tena tsy maniry fitondrana tokoa ny miaramila ka notereny ny namany mba hamindra ny fahefana natolotra azy ho an'olon-tsotra. ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 19:35
vilambava ( 14/03/2009 18:16)
Iny lalana iny e......
Io moa ilay hira nalaza teny amin'ny 13 mai. Fa tena mahagaga sy mampiomehy ireto TGV ireto nama. Nanomboka teny Ambohijatovo ny resaka, Nitaky Demokrasia teny de tsy nahomby, dia niroso ny lalana d... tohiny
novalian'i ikalavavy ny 14/03/2009 22:02
vilambava ( 24/02/2009 15:35)
vao premier mi-temps zay
Ao anatin'ny fotoana fialana sasatra ny mpifanandrina amin'izao fotoana izao. Ary dia miezaka ny mpanazatra ny ekipan'ny andaniny sy ny ankilany manome toro-marika ny mpilalaony avy. Nafana dia nafan... tohiny
vilambava ( 24/02/2009 10:56)
Sao de diso dinika ty resaka ra-8 sy TGV ty?
Sao de tokony tatsy am-resa-dehilahy na resa-behivavy no nasiana an'ity dinika mikasika ny blem TGV/Ra-8 ty na fara-falikamatiny tatsy am-dinika Fitiavana. Toa zany manko no tena fototry ny olana fa... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 14:04
vilambava ( 20/02/2009 14:26)
Fari-pahaizan'ny TGV
Tena izay ve ny fari-pahaizan'i TGV (niveau intellectuel)? Rariny raha tsy omena fahefana izy. Aiza ve ka tetika nomanina tao anatin'ny herinandro maromaro ilay hoe hametraka governemanta kanefa dia o... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.218