Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i shannie, milahatra araka ny daty
shannie ( 21/08/2014 16:46)
fiainam-pitiavana
Ny tsy mbola manambady tia hanambady, ny efa manambady tia iala @ vadiny ny sasany, fa maninona? aôna ny hevitrao?... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 30/04/2015 16:43
shannie ( 10/10/2013 03:45)
Mba mila fanampiana!
Miarahaba Antsika rehetra. mba mila torohevitra avy aty @nareo. izaho irery no mitaiza sy mikarakara ny zanako vavy. 5 ans izy. miezaka aho ny mamalifaly azy, nefa tato ho ato dia miteny sy miantso da... tohiny
novalian'i shannie ny 14/03/2014 16:18
shannie ( 11/09/2013 03:37)
mitsako sy mampiady nify rehefa matory!
miarahaba antsika rehetra! za re mba mila fanampina an, mijaly mintsy fa rehefa matory za dia mampiady nify, lasa simba mintsy ny nifiko, tanatin iray volana zay in-3 namboarina ny nify iray. nefa dia... tohiny
novalian'i shannie ny 11/10/2013 18:00
shannie ( 22/08/2013 18:03)
fanalàna mony @ tarehy
miarahaba oh! inona oa no mba fanalàna ireny mony ireny eh! miezaka iany misotro rano be sns.. nefa indraindray dia misy mony be maharary eo @ tarehy. sady eny @ tena ita maso be eny izy no mipetraka... tohiny
novalian'i tanora14 ny 28/10/2014 17:47
shannie ( 17/08/2013 12:19)
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny and...
inona ary no mba mahatonga ny olona sasany eny andalam-be eny rehefa misy zavatra tsy mifanaraka @ny sainy, avy dia manalika olona" ohatry ny alika ty" na mampinana maloto. manohina sy mankarary sofin... tohiny
novalian'i danbal ny 03/11/2013 18:10
shannie ( 18/07/2013 05:23)
pizza
ho an le mpankafy pizza mmmm! le vao mafana iny iz n tena ao tsara. sanatria tsy oe manaratsy fa ny GASTRO PIZZA eto bira oa lasa nivadika foza orana e, ny an tana sy n faritany tsy aiko fa eto bira ... tohiny
novalian'i shannie ny 10/03/2014 18:23
shannie ( 17/07/2013 21:58)
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. ...
T@ taloha aho miazakazaka fôna isaky ny maraina. 6 taona lasa izay, rehefa niteraka aho dia nijanona. izao aho tia iverina izakazaka maraina indray, dia mba manontany aho oe, impiry isakerinandro no ... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/07/2013 06:55
shannie ( 17/07/2013 21:48)
palpitation
miarahaba antsika rehetra! inona kay no tena mahatonga ny palpitation ? tsy aiko fa isaky ny avy misakafo atoandro aho dia tena tia hatory be, tia ikipy ny masoko na dia 1minitra iany aza. vao manaki... tohiny
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:26
shannie ( 14/07/2013 18:12)
ratram-po
inona no mahatonga ny lehilahy efa manambady amanjanaka nefa mbola mahavita mamitaka veivavy hafa? mahasahy manome toky ny @ny ho avy ary mahavita miresaka @ Ray sy Renin-razazavavy fa haka vady ny za... tohiny
shannie ( 23/06/2013 05:57)
fibroscopie
tsy nahazaka ilay fanafody nomen'dokotera fa mahery be ilay izy, dia asainy manao fibroscopie, mba misy afaka manazava ve oe aôna ny tena fandehan ilay fibroscopie? ilay dokotera mantsy kizitina be s... tohiny
novalian'i shannie ny 24/06/2013 11:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9921