Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rapala, milahatra araka ny daty
rapala ( 22/09/2008 14:24)
O! Zoma
mba mitady ny tonokiran'io hira ambony io izay manana e, efa nojereko ny lisitry ny hira eto @ sera2 fa tsy misy ao d mba mangataka - Tovo J'Hay no mpihira azy misaotra bdb o! :) ... tohiny
novalian'i cutie ny 16/10/2008 22:46
rapala ( 11/05/2008 07:55)
fa ahona àry?
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e? Mba mangataka izay faka manazava re fa dia ... tohiny
novalian'i rapala ny 14/05/2008 16:38
rapala ( 09/05/2008 10:05)
vehivay firy vao ampy?
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. [b]Ny ankabeazany... tohiny
novalian'i melody ny 01/06/2008 17:36
rapala ( 12/03/2008 20:15)
lasopina tongontr'omby
izay mba mahay manao lasopy na tongotr'omby, misy namako izay manaizana d io no mba tadiaviny, izay manana r7 na sopapa @ fanaovana azy re! m'ci... tohiny
novalian'i mangidy ny 29/03/2008 00:19
rapala ( 05/11/2007 21:44)
dia mahagaga ihay ireo olona avy any @ tany mandroso
miala tsiny fa @ teny vahiny e! http://www.youtube.com/watch?v=fJuNgBkloFE&NR=1 dia ity ihany koa http://www.youtube.com/watch?v=w_mkwB9ayK4... tohiny
novalian'i rapala ny 08/11/2007 07:57
rapala ( 13/09/2007 11:28)
Misasa
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2cons_francis-turbo-misasa_family... tohiny
novalian'i ratonga ny 22/09/2007 20:57
rapala ( 14/06/2007 18:12)
trafikan'ankizy .... mampalahelo
Trafikan’olona. Ankizy 43 nisy nangalatra, ny 15 tamin’ireo lasa any ivelany 14-06-2007 / 15:37 Nahatratra 43 ny ankizy nisy nangalatra tao anatin’ny 3 taona, ny 28 tamin’ireo dia tafav... tohiny
novalian'i rapala ny 25/06/2007 15:29
rapala ( 09/06/2006 15:10)
bol vaovao
ahona no fahitanareo ity bol vaovao nampiasandry zareo allemand androany? Vo 18mns fotsiny de efa 3 sahady ve ny goals klé...... tohiny
novalian'i rapala ny 12/06/2006 18:43
rapala ( 24/04/2006 12:16)
Very sa lasa nandositra?
Mila ny hevitrin'ny malagasy rehetra aho fa misy namako malagasy izay naka ny zanakany anadahiny nianatra taty am-pita. Nandeha tsara ny fandehanjavatra, nianatra sy niasa ary ilay bandy kely ary efa ... tohiny
novalian'i rapala ny 05/05/2006 11:21
rapala ( 20/03/2006 11:09)
tasy mainty
henoke fa hoe ny mahatonga ilay tasy mainty amin'ny tarehintsika dia noho ilay masoandro, tamintsika mbola kely tsy mba niaro @ masoandro. Nefa ahoana any afrika koa ange mipoka foana ny masoandro, a... tohiny
novalian'i rapala ny 24/04/2006 08:29
rapala ( 14/03/2006 08:50)
akamantatra
Nisy taxi-brousse nitondra entana be dia be teo ambonin'ny tafo ( vilia 1 boite, vera 1 bte, sotro etc.), tao koa ny kidoro, kisoa, akoho, valizy etc.. Nandeha mafy ilay chauffeur, ka lasa tany an-t... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 21:02
rapala ( 13/03/2006 13:58)
Mitady hira sy tononkira
Misy hira izay tena tiako be mihintsy fa tsy fantatro ny mpihira aza, toy izao no fandehany: "teto izahay no nanao ny fanekena, vita tamin'ny fo madio fa tsy noterena, teo ihany koa....... tsy ratsy... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:40
rapala ( 11/03/2006 16:10)
cholesterol
Sao dia mba misy mahalala fanafody malagasy ianareo mampanena io cholesterol io. Betsaka no natao hatramin'ny exercises fa tena tsy mety midina mihintsy. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0196