Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i gasypantin, milahatra araka ny daty
gasypantin ( 04/03/2007 23:01)
DISCRIMINATION A L EMBAUCHE !!!témoignage
misy URL hitako ity momba na discrimination na gasy iray à l'embauche ka dia henoy tsara de A à Z ilay izy dia ny commentairenareo avy eo http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-... tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/08/2007 21:12
gasypantin ( 11/11/2006 15:06)
MANAIKITRA NY KIRARO E!
vonjeo fa somary manaikitra ny kiraroko e! inona no tokony ho atao ?... tohiny
novalian'i titimms ny 03/12/2006 17:27
gasypantin ( 22/10/2006 17:13)
MISY OLONA TENA MITROSA NOHO NY TOAKA!.........
Tsy sanatria fitsikerana be fahatàny na miditra @ fiainan'olona fa dia MAMPALAHELO TOKOA ny mahita olona mameno cahier na bon noho ny fisotroana .Ampirevena daholo ity olona rehetra ity ny karàma t... tohiny
novalian'i Achia ny 27/11/2006 15:21
gasypantin ( 29/09/2006 17:54)
Lasa la mode tokoa ve ny mihanjakanjaka?
Sendra mba namaky ny lahatsoratry ny gazette de la grande île androany 29 septambra ny tena dia mbà nanontany tena tokoa @ LA MODE eto ANTANANARIVO .Tsy dia hoe mitsara fahatàny fa dia mini-jupe er... tohiny
novalian'i rnjak ny 23/10/2006 12:11
gasypantin ( 22/06/2006 13:39)
RAVALOMANANA ataovy président à vie !!!!
Raha izao zava-misy ankehitriny dia tsy hitako izay andaniandry :HERIZO , RAJAKOBA , NY HASINA ,ROLLAND RATSIRAKA,MONJA ROINDEFO... vola sy aina @ propagandy @ 03 desambra ho avy izao. Ny HCC efa voa... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:45
gasypantin ( 20/05/2006 07:08)
Mpanohitra sy ny mpitondra dia ho moana sy ny marenina ve?
Raha ny famakiana ireo gazety dia ho sanatria ve resaky ny moana sy ny marenina indray ny mpitondra sy ny 3FN? Ny fanontaniana mipetraka raha tsy hanaiky ny fangatahan'ireo mpanohitra ny mpitondra di... tohiny
novalian'i prime ny 30/05/2006 03:37
gasypantin ( 16/05/2006 08:22)
Zava-niseho hafahafa tao AMBOHIMANARINA !!!!
Maro tamintsika angamba no nahita ilay article tao @ wanadoo.mg momba ireo lahy sy vavy niray teny ankalamanjàna tao AMBOHIMANARINA ka tsy nety nisaraka ...Fady ve ilay toerana sa nisy inona http://... tohiny
gasypantin ( 13/05/2006 11:36)
MALGACHE mila fandinihana !........
Tsy sanatria aloha ka manaratsy tena toy ny omby antitra ,fa refa mbà namadika dictionnaire dia hafahafa ny dikan'ity hoe gâcher ity :perte na fandaniam-poana .Ka ny mal moa dia efa ny ratsy rehetra... tohiny
novalian'i toovs ny 09/06/2006 14:25
gasypantin ( 12/05/2006 12:47)
Hausse des prix du carburants tonga saina rafanjakàna enfin!
Izay vao nifoha t@ tori-maso ny fanjakàna fa tena lafo tokoa ny carburants..Tsara ilay reflexion fa somary tara. -aokaaloha izay ireto députés mandany vola mikarenjy isaky ny week -end @ 4*4 etsy ... tohiny
novalian'i vale ny 20/05/2006 10:18
gasypantin ( 09/05/2006 12:00)
Mbola ASTON MARTIN DBS ihany no fiaran'i JAMES BOND 21.....
Mbola fiara ASTON MARTIN izay fiara anglisy ary isan'ny fiara tena lafo vidy tokoa , no mbola ho fiaran'i JAMES BOND faha 21: CASINO ROYAL ,izay lasa DANIEL CRAIG moa fa tsy i PIERCE BROSNAN intsony n... tohiny
novalian'i dadabe ny 15/05/2006 09:39
gasypantin ( 05/05/2006 07:31)
ANGANO ANGANO ...ARIRA ARIRA...
Nifanéna tao ankady hono i IMAHATSIRAKA sy IKOTOMANANA,ny iray avy any atsinanana ary ny iray avy andrefana dia nifanonatany izy mirahalahy,fa inona izato entinao?Dia namaly IMAHATSIRAKA hoe LAHINIRI... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 03:53
gasypantin ( 02/05/2006 10:32)
NY SISIN-DALALANA ? natao ho an'iza......
Mbà mampanontany tena ry zareo ny zava-misy mandak'ankehitrio dia ny momba ny sisin-dàlana na ny trottoir .Anarchie na samy manao izay tiany atao ? izany ve moa no nifanarahana .... -ao ny mivarotr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/05/2006 12:54
gasypantin ( 25/04/2006 14:32)
vonjeo! ny fahantràna eto DAGO dia toy ny olona iray......
Ny fahantràna eto MADAGASIKARA dia mitovy @ vehivavy iray efa hiboridana...jereo tsara fa ny ala efa 16 % sisa no misy (efa STRING )sisa raha mijery vehivavy iray nefa mbola mitohy ny fandripahana ..... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 17:34
gasypantin ( 24/03/2006 20:52)
Mbà mahaliana ahy ny mijery ny resaka record itony
Asa raha mbà misy manana passion toa ahy fa dia mahaliana ahy ny resaka record ohatra: ny olona lava indrindra eran-tany dia ity rangahy ity http://www.chine-nouvelle.com/articles/20050713-geant.ht... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 15:44
gasypantin ( 20/03/2006 18:51)
BASIC INSTINCT 2 nivoaka àry efa mandeha @ salle
nivoaka ny BASIC INSTINCT 2 efa mandeha @ salle maromaro eto PARIS ! mbola tsy nahita aloha ny tenanay fa tsy misy fotoana ,je pense aloha fa ny 1 no tsara kokoa e,bof on verra... tohiny
novalian'i FABIOJAX ny 18/04/2006 17:45
gasypantin ( 18/03/2006 09:22)
MBA ANKAMANTATRA KELY E...
INONA ARY IZANY? ny an'andrianampoininerina lava be ny an-dradàma fohy kely ny an'ny lehilahy tsy maintsy omény ny vadiny rehefa manambady izy!!!:-D... tohiny
gasypantin ( 17/03/2006 13:23)
PROTOCOLE na ARIFENITRA fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ?
Mbà mampanontany tena tokoa fa aiza ve rey olona efa ho 4 taona ny président no teo @ fitondràna dia mbola manondrana foana ny protocole ,fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ,ary ny zavatra tena maha... tohiny
gasypantin ( 10/03/2006 14:19)
hono hoa r'ireto reflxion-ko personnelle ity?
Niteraka resa-be mihintsy ilay reportage FR3 t@ alatsinainy lasa teo iny .Fa ny ahy ny fanontaniana mba apetrako amintsika mianakavy dia izao: naninona noho ny vazaha no nicommenté sy tompon'ny fanda... tohiny
novalian'i Achia ny 28/03/2006 14:10
gasypantin ( 07/03/2006 18:45)
TOAMASINA miaina tanteraka ao anatin'ny loto sy fako
mba jereo kely anie ny site www.madanight.com fa dia tena maloto tokoa TOAMASINA nefa 1é port de MADA mahalasa saina ihany!!!... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2812