Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fiaritiana, milahatra araka ny daty
fiaritiana ( 18/10/2006 22:58)
Catalogue
Hono oa ry reto sô dé mba mahita site momban ny catalogue nareo jupe,tailleur, pantalon, robe sns fa mijaly tsy mahita boky ndrai2 Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i mimich ny 23/10/2006 06:30
fiaritiana ( 14/10/2006 22:55)
Pronostic
iza zao no tena mba hitanareo fa ho lany eo??... tohiny
novalian'i lagoon ny 02/11/2006 15:45
fiaritiana ( 20/08/2006 17:34)
Sôsisy Talata Volonondry
Miarahaba antsika rehetra!! Misy mahay manao an io ve azafady??mba omeo raha misy Misaotra mialoha... tohiny
fiaritiana ( 13/06/2006 18:42)
Tononkalo ho ahy!!
Miarahaba antsika rehetra namana eto @ serasera indrindra ireo mpanoratra tononkalo mavitrika Mba mangataka aho: mba hanoraty tononkalo aho momba ny anniversaireko mba ataoko fahatsiarovana anaty bok... tohiny
novalian'i helitiana ny 13/09/2006 19:53
fiaritiana ( 07/06/2006 09:15)
Ratatouille niçoise
sôsysôsy indray ity hihinana vary raha maina ny loaka! Pour 4 personnes : - 100 g d'oignons - 250 g de courgettes - 250 g de tomates - 150 g de poivrons - 2 gousses d'ail - 1 dl d'huile d'oli... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 11:09
fiaritiana ( 01/06/2006 20:39)
Web site personnel!!
Salama daolo! Mba saika hanontany hoe ahoana kay ny mi-créer WEB SITE (PERSONNEL) azafady indrindra zé mahay! Misaotra Tompoko... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2006 09:39
fiaritiana ( 07/04/2006 08:14)
maharikoriko marina!!!
[img]http://[/img]Showletter4... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 15:00
fiaritiana ( 03/04/2006 17:24)
hihihihi!! fa tandremo an!
[b]Faire l'amour en cachette, c'est comme voler des bonbons à l'épicerie. C'est délicieux.[/b] ... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/04/2006 18:41
fiaritiana ( 03/04/2006 17:22)
Mampimé tsssss!
[b]La difficulté pour les célibataires c'est de déshabiller les femmes. Pour les maris c'est de les habiller.[/b]... tohiny
novalian'i pissoa ny 08/04/2006 18:44
fiaritiana ( 16/03/2006 19:35)
mivanitika!
[b]andao aloha hivanitika kely e[/b]!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:27
fiaritiana ( 13/02/2006 16:48)
Atolotra ho an ny mpifankatia rehetra ity tononkalo ity e!
[b]Tiako raha ianao, No mamihina ny tanako Manilo izato lalako Hatrany am-paradisa Sy izay rehetra tsy hita Tiako raha ianao, No mampianatra ahy mitia Tsy ilay hoe tiako ianao Fa ilay fitiav... tohiny
fiaritiana ( 20/01/2006 20:59)
Rapha Andrianarivo Fanomezantsoa!
Manao ahoana daholo o! Sao dia mba hainareo ry reto ny PSn io namana io??... tohiny
fiaritiana ( 04/12/2005 14:26)
Rangahy nihinana alika!
Tsy haiko na naheon iny vao2 iny nareo hoe rangahy mpihinana alika tao Ambohitrarahaba tao, efa ho 50 izay no laniny raha kotina ny laniny hatrizay,dé natao ny intervention dé hoe:aiza enao no mahit... tohiny
fiaritiana ( 04/12/2005 00:28)
Feno habibiana ao anatintsika olombelona!
Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy... tohiny
fiaritiana ( 02/12/2005 22:43)
tohin ny resaka tsonjo!
ary inn no fiantsoana ny lhl raha tsonjo ny vehivavy? ... tohiny
novalian'i APOKY ny 26/12/2005 12:45
fiaritiana ( 02/12/2005 21:30)
mampihena kibo
mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport? misaotra anareo!... tohiny
novalian'i fasoa1 ny 16/06/2006 14:55
fiaritiana ( 02/12/2005 19:29)
raha tsy mankany am-piangonana
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:38
fiaritiana ( 02/12/2005 19:12)
tourisme
mba tsara ve izy io e!... tohiny
fiaritiana ( 30/11/2005 23:10)
jereo ny statistika!
tena dadany enao ra-herimiafina an!... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:32
fiaritiana ( 30/11/2005 21:51)
manga feo
inona no tena mba mampamanga feo ry reto a? toa oe aviavy hono? sa inn????... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0272