Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fiaritiana, milahatra araka ny daty
fiaritiana ( 28/11/2005 20:33)
Tairo àry zé mahay e!
Ny dikan ny hoe tiako ianao izy ity fa amin ny teny zay hainao na sinoa na karana na inn...zay fantatrao!!dé préciseo le origine an! oe avy aiza izy io,ohatra reto ataoko eto ambany reto... misotra... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 01:43
fiaritiana ( 24/11/2005 21:20)
mba tohizo oe ry akama!!
nareo vehivavy oa tsy mba.............. tohiny
novalian'i riam ny 29/05/2006 09:11
fiaritiana ( 24/11/2005 21:19)
mba tohizo hoe ry reto!!
nareo lehilahy reto oa tsy mba................ tohiny
novalian'i Sorate ny 22/12/2005 06:21
fiaritiana ( 24/11/2005 01:16)
tchat rta!!
efa nisy ni-tchat tao amin ny rta ve? de ahoana ny fahitanareo azy? inn no tsikaritra ?... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2005 20:10
fiaritiana ( 24/11/2005 01:01)
loin des yeux, loin du coeur
salama daolo o! dia mitombona ve io teny io hoy nareo????... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:25
fiaritiana ( 21/11/2005 12:44)
anao tiako!!
Salama daolo tompoko!! mba misy manana ve azafady ilay hiran i Babaique sy Cynthia hoe Anao Tiako io?? mba andefaso tonony raha mba misy manana misaotra mialoha!!... tohiny
novalian'i chipie1 ny 25/11/2005 19:58
fiaritiana ( 20/11/2005 21:57)
Inn àry no tiako hotenenina o!!
zà sy ny namako izany no niaraka indray hariva avy nanao sport de efa samy hody amin izay, de nandray taxi, izy moa no haterina voalohany satria akaiky ny tranony, somary efa maizimaizina ihany ,de n... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:25
fiaritiana ( 18/11/2005 23:26)
ramanonaka!
tsy haiko na efa tato io resaka io fa mba omeo recette nà ramanonaka ry reto a! zé mahay!!manimanina ny ramanonaky Dago mantsy!... tohiny
novalian'i fasoa1 ny 20/04/2006 15:20
fiaritiana ( 05/11/2005 12:02)
mima
I Mima dia anisan ny mpihira malaza ihany amin izao ka ahoana ny mba fahitanareo azy???... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:39
fiaritiana ( 28/10/2005 22:41)
lasa aiza
Salama daholo o!! Saika mba hanontany aho hoe: ary lasa aiza vetivety teo ilay tononkaloko SANS TOI nosoratako tao amin ny vetso; sady tsy hitako tao amin ny lisitry ny tononkaloko no tsy hitako eo ... tohiny
fiaritiana ( 25/10/2005 18:52)
Sean Paul Dago
nanao ahoana ry reto ny Sean Paul tany Dago? tena nitsiriritra fotsiny izay tsy afaka e!!... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2005 12:07
fiaritiana ( 07/09/2004 11:32)
amour devient amitie
tsy vitako izany aloha tsy haiko ianareo raha toa ka efa niaraka ela ve dia hiverina ho mpinamana fotsiny indray dia ahoana izany ny vita hatrizay :?: ny amitie lasa amour no tena possible amiko ary l... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:23
fiaritiana ( 30/08/2004 18:19)
fitiavana miredareda
mbola tsy nitia olona ohatran ity olon tiako ity aho , miredareda sy mandoro mihitsy mbola miaraka izahay an fa anontaniako fotsiny hoe inona no mety ho vokany... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2005 14:22
fiaritiana ( 22/08/2004 12:03)
famonoana tena
tsy vahaolana ny famonona tena raha sendra ny sarotra e... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2004 20:10
fiaritiana ( 21/08/2004 16:30)
mofo baolina
azafady hoe ianareo sao dia mahay recette na mofo baolina :?: ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 21:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0277