Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i deric, milahatra araka ny daty
deric
(
17/06/2009 11:34)
andraso ny volan-kakafotra
Ela zay fa hatramin'ny nahenoana azy tany swazilande ka hatramin'izao dia tsianjery foana ny hoe "ho avy tsy hoela aho" nefa ambarak'androany mbola tsy...
Lanona mampahia kilonga, efa ela ry zanaky d...
tohiny
novalian'i halloween ny 17/06/2009 13:04
deric
(
11/05/2009 06:04)
HALA-PATY AVO LENTA
Tena nahavariana kosa ilay vaovao omaly fa nanagariny tamin'ny andro alina ny fat'ny mpanjaka dia nentina tamin'ny 3CV ka nafindra antsokosoko.
Tsy fantatra ho inona no tena dikany.
Raha voalaza fa ...
tohiny
novalian'i rajy ny 11/05/2009 19:47
deric
(
02/05/2009 06:20)
Telechargement?
Efa nanao teléchargement aho fa tsy tafa ilay izy, mety tsy haiko angamba ny tena fanaovana azy fa andrakandrana fotsiny no nataoko. mba omeo ny tena fomba fanaovana azy e!
Rehefa hita le site dia a...
tohiny
novalian'i wanalen ny 01/07/2009 11:31
deric
(
28/04/2009 08:59)
Valio ny ampamoaka
Na dia eny amin'ny fitsarana aza dia manan-jo hamaly ny fiapaangana azy ny voapanga, toy izany koa eo amin'ny angazety afaka mamaly hevitra koa ny voatonontonana sy voatohintohina tamin'izay voalazan'...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:07
deric
(
15/01/2009 07:07)
nasaina nitehaka hoe?
Efa nalahatry ny namana teo ny fizotran'ny fiaraha-mivavaka teny Mahamasina, ny tena noroiritin'ny mpiserana anefa dia ny politika sy ny momba ilay seminera vonjeo ny fianakaviana. ny nahaliana ahy an...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/01/2009 13:05
deric
(
19/12/2008 05:48)
bibidia
Misy TV mandefa ny faminarana ataon'i Maihol eto Fianar amin'izao fotoana.
manome code hono izy rehefa mampianatra ny momba ny apokalypsy:
Ny ranomasina hoy izy dia vahoaka; Ny vehivavy (ilay nenjeh...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:08
deric
(
24/11/2008 08:15)
Raise your voice
Mba lasalasa ihany ny saiko na dia mahafinaritra aza ilay izy. Tsara ny raise Your voice fa mampisongadina ny fiderana ny Nahary ary mampisongadina koa ny talentan'ny gasy amin'io fiderana Azy io.
Ny...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 18/12/2008 06:24
deric
(
18/11/2008 07:39)
NOEL
Efa manakaiky ilay Krismasy na ny Noel.
Ny Nahatonga azy ho NOEL no mba mahagaga ahy; Inona ry reto ny heviny a!
Ny nahatonga ilay andro Krimaszy hoe NOEL no tena tiana ho fantatra.
misatra arivo ...
tohiny
novalian'i deric ny 24/11/2008 07:47
deric
(
17/11/2008 06:55)
photoshop
te-hahay photoshop aho ry namana, nefa isaky ny tonga eo anatrehany aho dia tsy hitako izay hatao sy izay haleha. Ny manao sorasoratra no kely mba fa hitahitako, fa ny mikirakira sary sy ny tahatahak'...
tohiny
novalian'i wanalen ny 18/11/2008 11:53
deric
(
19/07/2008 07:49)
PRAIS IN LIVE eto Fianar
Eto Fianarantsoa aho no miserana eto aminareo akama rehetra; misy vaovao maresadresaka ihany eto. Misy izany Groupe de Louange Feon'ny Ampiakarina izany eto, iray aminareo Sekta no misy azy (RHEMA).
...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2008 21:17
deric
(
09/06/2008 08:08)
Anosivolakely sy Rapà
Ahoana marina moa ilay Anosivolakely e! toa hoe nisy niharan-doza indray ny olona avy nanao fitsidihany tany tamin'ny farany teo. Fa dia ho toy izany foana ve?
ahoana ihany ny amin'ilay izy fa toa ho...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 10/07/2008 08:35
deric
(
02/06/2008 07:20)
Pretra lasa mpanao mazia
Sendra nihaino resak'olona aho fa tamin'ny feon-gazety hono no nahenoany fa misy Pretra Gasy lasa mpanao mazia indray. Tsy dia didiny loatra io Gazety io fa tamin'iny herin'andro iny ilay izy, asa rah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/06/2008 00:19
deric
(
22/10/2007 12:57)
Inona no hataoko?
Teraka tamin’ny 27 Novambra 1970 aho. Katôlika ny Raibeko sy ny Renibeko, katôlika koa ny Raiko sy ny Reniko. Mazava arak’izany fa tokony ho katôlika koa angamba aho raha lovaina io anaram-pian...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 18:13
deric
(
12/10/2007 14:08)
tara 24 ora
Aty amin'ny faritany izahay no misersera eto, liana ny voalazan'ny gazety koa izahay,ka mba mitsirika eto nefa toa tsy mahita. Mba ampio izahay e! Zarazarao izay zava-dehibe an-gazety any fa tsy ary ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 13:52
deric
(
21/07/2007 11:05)
sekta
:^)Hitako eo amin'ny soratry ny sasany miady hevitra eto amin'ny serasera ry namana ny filazan'ny sasany an'ireo fiangonana hafa hoe "sekta".
Fa ny iza moa kay no sekta, na manao ahoana no sekta ary ...
tohiny
novalian'i deric ny 24/08/2007 13:19
