tara 24 ora

1. deric ( 12/10/2007 14:08)
Aty amin'ny faritany izahay no misersera eto, liana ny voalazan'ny gazety koa izahay,ka mba mitsirika eto nefa toa tsy mahita. Mba ampio izahay e! Zarazarao izay zava-dehibe an-gazety any fa tsy ary hitanay avokoa, na dia ho hita aza dia efa tara 24 ora.
misaotra e!
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 13:52
2. simplex ( 12/10/2007 18:37)
ireto ny essentiel:

http://www.lexpressmada.com/ : somary objective
http://www.les-nouvelles.com/ : somary objective ihany fa na izany aza otrany miandany kely @ ra8 ihany...

http://www.midi-madagasikara.mg/ : somary objective fa miandany @ ra8/tim rehefa misy resaka Rakotoarivelo na Rajaofera/Andriambelo mianakavy :°)

http://www.madagascar-tribune.com/ : somary objective fa miandany kely @ opposition ou plutot mba mikritika zany e.

http://www.lagazette-dgi.com/ : mikritika an'i ra8 fa zany hoe tsisy dikany fa ny titra ihany no azo jerena.

http://www.lequotidien.mg/ : mpomba an'i ra8 100% fa zany hoe gazety dondrona indrindra fa na ny site aza tsy mandeha :°)

ok ok
3. sarobidy ( 25/10/2007 13:52)
aiza ary zany tany lavitra zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0447