Liste des messages

Liste des messages, inserés par bonaventure, par ordre de date
bonaventure ( 24/03/2008 16:27)
mahazo manambady ve!!!!!!!!!!!!
Slt ny akama rehetra, mba afaka mannoro hevitra ho ahy ve nareo eh,zao e,izaho en instance de divorce ela be le izy,nefa efa ho telo taona izahay no tsy nniray trano intsony,h@ izao a nefa mbola tsy m... suite
répondu par Ratoa le 26/03/2008 12:00
bonaventure ( 18/11/2007 15:45)
mahazo mando pension alimentaire ve ny vady tsy misy papie
slt,nahazo ordonance taany @ tribunal aho nandidy fa tsy maintsy mando pension alimentaire 210euros pour trois enfants,nefa ny probleme izaho tsy manana carte de sejour akory ,zany hoe irregulier aah... suite
répondu par bonaventure le 20/11/2007 15:41
bonaventure ( 14/05/2007 10:15)
ensemble de dieu ou pantecotiste
inona jkay no mampiavaka ,y assemblé de dieu sy ny pantecotiste,fa tsy mazava amiko tsara ary misy hifandraisany @ protestant ve ireo ok... suite
répondu par ikaretsaka le 20/05/2007 23:35
bonaventure ( 12/05/2007 14:57)
copie telo tsy mitovy
iza @ ireo kopia naterahana ireo no azoko hampiasaina satria raha ny tena izy dia teraka tany comore ny zanako nefa gaga aho ankehitriny fa sady manan kopia gasy tsy mitovy daty sy kopia frantsay tsy ... suite
répondu par bonaventure le 14/05/2007 09:58
bonaventure ( 15/04/2007 15:30)
mba omeo sopapa ani é
Slt,inona rireto no tokony hataoko fa efa ho heritaona izao aho no tsy nahazo valina divorce,dia mba mety ve izany sa mety nesorin'ilay vadiko ny fangatahana ,ny avocatko tsy mamely sa ahoana hoy nare... suite
répondu par bonaventure le 19/05/2007 16:33
bonaventure ( 04/11/2006 15:32)
fitiavan'antitra
Asa ry akama isany fatoa ohatra tsy mirevy sipakely intsony isika ttanora fa toa miaraka @ ramama efa mananika ny faha 45 taona eny na dia bandy kely mbola 20taona aza,fa dia inona loatra ny antony sa... suite
répondu par coline42 le 06/03/2007 17:23
bonaventure ( 11/08/2006 14:20)
divorce
Hono hoa ry reto a, dia maharitra amantaona ve ny valiny divorce vao manomboka. izany hoe nisy aloha ilay fampodiana efa ho heritaona izay tsy fantatro intsony hoe aiza no tohiny,divorce francais io a... suite
répondu par fijo le 28/09/2006 21:59
bonaventure ( 21/06/2006 11:40)
zany hono dia alefa mody any dago
kozy mba henoko teny @ sisiny,fa hoe alefand-Ravalomanana mody daholo ireo gasy any andafy tsy manana fahazahoandalana mipetraka any ivelany marina ve izany... suite
répondu par prime le 25/08/2006 13:24
bonaventure ( 24/03/2006 08:46)
niverina @ilay vady niterahana taloha
Slt ,dia mba mety ve izany hoy nareo,ny rafotsiko efa nananjanaka no nivady izahay,efa folotaona no niarahanay dia mbola niampy roa ny ankizy ,ankehitriny gaga aho fa naheno fa niverina t@ ilay rain'i... suite
répondu par cocorie le 07/04/2006 06:46
bonaventure ( 24/03/2006 08:40)
very ny zanako
slt,inona aky no tokony hataoko satria netiny vadiko nitsoka ny zanako tsy fantatro hoe aiza ry zareo,ny adresse nipetrahany farany tany lareunion dia avy eo henoko hoe tany dago dia najavona,izany ho... suite
répondu par Fiffi le 10/04/2006 04:32
bonaventure ( 21/02/2006 16:30)
etat civil
Mbola tsy afaka foana ve risoriso ao dago e,izaho aty andafy nody tany dago rafotsiko ka nila ny carte d'identiteko gaga aho fa nahavita izy nefa ankehitriny zavatra ratsy no nataony dia iza no ho vo... suite
répondu par fijo le 03/03/2006 04:39
bonaventure ( 21/02/2006 16:22)
tandremo ny dakoma
Ho andranabavy ,tandremo sao variana na voafandrika ny dakoma fa maro ireo ranabavy mitondra faisana atsy @ nosy comore fitahan'ireto komoriana mizesta be aty Dago nefa tsy misy hafitsoka any aminy ,a... suite
répondu par bonaventure le 03/04/2006 08:33
bonaventure ( 21/02/2006 16:16)
mariazy blan
Maro ankehitriny any @ tanana ny olona manao mariazy indroa miantoana tsy misy divorce azo atao ve izany ,olona manana double nationalite aloha no tena manao azy io e! surtout ny dakoma izay maka sosy... suite
répondu par Fiffi le 05/04/2006 08:55
bonaventure ( 21/01/2006 12:42)
vehivavy inona
Miarahaba ny namana malagasy rehetra ,ny resaka hatsidika dia momba ity vehivavy iray izay nitantara t@ vadiny ny zavadoza nataony,toy izao ny tantara: fianankaviana musilman iray mipetraka ao Ambohi... suite
répondu par bonaventure le 21/02/2006 15:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084