mariazy blan

1. bonaventure ( 21/02/2006 16:16)
Maro ankehitriny any @ tanana ny olona manao mariazy indroa miantoana tsy misy divorce azo atao ve izany ,olona manana double nationalite aloha no tena manao azy io e! surtout ny dakoma izay maka sosy be @ireo akama te hankaty andafy tandremo ok
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 08:55
2. fasaly ( 21/02/2006 17:06)
ary tsy maty lolonao mahintsy lay dakoma aloha hatramzao????ahoana zany fanambadiana indroa miantaona tsisy divorce zany? possible ve zany na any am tanàana aza:°):roll:
3. xxx ( 21/02/2006 17:58)
tena marina ny anao ry Fasaly .... fa nisy inona marina no tsy maty lolo amin' ilay dakoma é ? fa nga ? ..... fa aleo hiady ny hevitra ... fa nga ny dakoma tsy olona ??????? ....
4. vivi ( 21/02/2006 18:24)
an2, tsy we tsy olona kosa ny dakoma fa t@ za mbola tany dago nanana namana sipana dakoma, d nosipainy ilay sipa d niterahany , d nalefan'izy mitsam tany comore ilay zaza , fa hatraminizao ilay sipa mbola ao dago foana , nefa we hanaraka any apres 1mois, fa hotrany marina ihany aloha io resaka io fa ny masoko no nahita sy naheno ny tatara,fa zavatra hotrizany mbola tsy naheno za raha tsy dakoma indray, tena hotrany marina ihany , eto aza za hotrany tonga saina mahita anio resaka io eto, fa tena pblm marina io
5. cheboman ( 21/02/2006 18:48)
ary izaho vao saika namaly tatsy ambadika ilay hoe hakany taranaka fa nisy mifanohitra tamin'io no hitako, ny fitantaran'ilay ankizy moa izany, nisy bandy komorianina niara nianatra tamiko fa mitovy be amin'ny gasy ny tarehiny, ary izy nilaza fa gasy ny reniny nefa tsy fantany hono ilay reniny satria hoe mbola kely izy dia lasa nitsoaka ilay reniny, ka rehefa mahita ity indray aho dia lasa saina hoe mety ho ny rainy ihany koa izany no nitondra azy nitsoaka fa izy moa mbola kely tamin'izany dia afaka milaza izay tiany lazaina ilay rainy
6. Optik ( 21/02/2006 19:11)
Azafady rah mba hanontany kely: Inona kay le dakoma fa tsy maharaka mitsiny zay e!
7. fasaly ( 21/02/2006 19:17)
ka hitako izà no tsy namelànlay dakoma zay mahintsy tamzà tany dago fa mipetaka be ho namana nedala de mody mahay miresaka be:^)
8. Veloo ( 21/02/2006 20:19)
tena mampalahelo be mihitsy ry bonaventure..tene tratra tany ve i se?
9. xxx ( 21/02/2006 20:27)
izao kosa é! fa maninona no tonga dia atao hoe dakoma ihany no manao an' izany ..... na samy olona izao aza ohatra ny malagasy iray foko dia mifanao an' izany hoe maka taranaka ... sy mandeha mitsaoka rehefa mahazo zaza @ olona iray .... tsara angamba raha halebeazina kely ilay fijery .... tsy hijerena K par K io dia izay no hitsarana sy hilazana fa...izao ... asanareo aloha é ! samy manana ny fomba fieritreretana ny olona ts11 avy !!!!!
10. larousso ( 21/02/2006 20:30)
:-*
11. vivi ( 22/02/2006 09:34)
an2, za kosa aloha tsy mbola nahita olona na foko nanao anizany raha tsy dakoma satria , ianao anie tsy alainy vady akory fa mody manao concubinage zany izy , nefa ambadikio raha , ny tavaratra anie raha maka ny zanany , au moins ianao efa nalainy vadi d rehefa tsy mifanaraka d zay vao entiny ny zanany e, fa i dakoma , depart mihintsy no efa hafa ny ao antsaina , ary araka teneniny fasaly we manao mody gentil sy mpivavaka anie izy @ voloany e, zao sy izao hoy ny coran, nefa inona akory ,miseho mandeha @ fahamarinana sady en plus mody bonaika b zay , eeee, ny masoko kosa nahita d tena manao vavolombelona eto mihintsy e,zao lay sipa namana vita ny @, satria tsy hafa miaina mihintsy fa mandinika ny zanany foana, lery tsy hita intsony , aza tratra ny comme ça fa enjana , ka haleo hampitandrina tsara ny namana marina !
12. bilakarenjy ( 24/02/2006 15:16)
fa ilay dakoma ve no nanaovana mariazy blanc e
13. fijo ( 24/02/2006 20:51)
ny koma aloha dia mpanao io fika mangalatra zaza io e,betsaka no voany tany mahajanga ary fantatro.
tsy azo atao ny manao mariage indroa tsy misy divorce izany,fa voararan'ny lalana .
fa tsy azoko tsara izay tena votoatin'ilay resaka eto e?
14. isrine ( 26/02/2006 08:43)
Fa inona no tiana ambara @ hoe mariazy blan e?
Zany hoe vitsy olona zany any @dreo any de manao fika hazahoana taranaka fotsiny ry zareo ve?
15. Veloo ( 26/02/2006 20:48)
8O ie wa
16. fijo ( 02/03/2006 21:34)
isirine sy veloo,tsy izany ka,fa tena manao mariazy,fa ny tanjona dia tsy aharitra fa hakana taratasy fotsiny,na zavatra hafa.vita izay dia misaraka.ka na mpinamana aza dia hafaka manao azy io.
17. Veloo ( 03/03/2006 17:34)
fa firy andro dia tonga dia mahazo taratasy? ny aty lety au moins 3 ans vo mahazo a omeny permit de travail fotsiny ilay sipa na ilay bandy pendant 3 ans aloha :wink:
18. fijo ( 04/03/2006 19:32)
veloo,ka iny dia ampy hoan'ny sasany.rehefa afaka miasa izy dia izay no tadiaviny.
19. Fiffi ( 04/03/2006 20:36)
fa firy andro dia tonga dia mahazo taratasy? ny aty lety au moins 3 ans vo mahazo a omeny permit de travail fotsiny ilay sipa na ilay bandy pendant 3 ans aloha
mbola aingana be ary zany an! aty efa niova be ny fahazahoana ny nationalité , ny mariage blanc aloha dia efa tena matsilo be ry zareo eh! raha vao etranger manambady vazaha dia tonga dia io no heritreriny voalohany, @ zao fotoana izao dia tsy ahazo nationalité ainga tahakan'ny taloha intsony fa farafahakeliny dia 5 taona , misy enquête foana aloha dia misy aza 10 taona. Efa tena sarotra be mihintsy io @ zao fotoana iza an! indrindra fa vao namoaka didy vao2 indray ny gouvernemanta momba ny etranger. Na ny momba ny fianarana , na ny regroupement nyfianakaviana , zany fahazahoana paps zany aloha dia niha-enjana be mihintsy eh!
20. bonaventure ( 24/03/2006 08:14)
fasaly:

ary tsy maty lolonao mahintsy lay dakoma aloha hatramzao????ahoana zany fanambadiana indroa miantaona tsisy divorce zany? possible ve zany na any am tanàana aza:°):roll:

:evil:tsy haiko aloha ry fasaly fa kozy marina ny ahy manontania gasy izay nipetraka tany comore fa raha zato dia sivy ambysivifolo no lasibatry ny hasomparana tsy lahy tsy vavy fa samy voa daholo @ lafiny rehetra io nefa moa any no toerana hitandry zareo fa mahamety ny fiainany dia miharitra ny akama,raha tsy mahatoky fasaly dia omeko anarana comoriana izay nisotra tany Sabnam t@ gasy afaka heritaona dia nisoratra tao Ambohimanarina indray tsy misy divorce ,tsy misy manakotaba fa dia milamina ny akama,nefa ny zanany anaky telo farafakeliny isaky ny vehivavay,kamboty velondray sady manamaro ny zazamirenireny

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3803