Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rajakoo, milahatra araka ny daty
Rajakoo ( 14/04/2010 15:42)
MITADY HANAIKY I RAJOELINA FA TSY AVELANAY
Tsy avelanay miaramila hirona hanaraka ny fifanarahana ataon'i Rajoelina sy Ravalomanana akory izahay tafika satria izay ihany no mahatonga azy tsy te hiresaka ary mandositra journalistes Dia nanapa-... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/04/2010 10:57
Rajakoo ( 14/03/2010 13:57)
AVC mihozongozona
Vital mitomany zanak'i Deba ,hay lezalahy io matahotra ny voabôty , saingy nofiran'i Deba ny anao lahy :-D :-D ... tohiny
novalian'i diloo ny 14/03/2010 23:44
Rajakoo ( 11/02/2010 17:56)
ZANDARY VOAHOSIM-POTAKA
Ahoana moa no tsy hisy hila itony farina TGV itony ,io endrikendrika io foana no atao fanosoram-potaka izay mpomba ny rariny :twisted: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2010 21:21
Rajakoo ( 03/12/2009 22:58)
Fandrobana vahoaka madinika
[quote]http://www.tananews.com/wp-content/uploads/2009/12/soarano.jpg[/quote] Hampinano any ry zareo fa aza asina santimaka ,olona mpandroba anareo ihany ireo tonga ao @ fitondrana io ary fafazo any ... tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:05
Rajakoo ( 30/11/2009 01:19)
Miverena any Antsibazaza daholo ny rajako
Tsy misy ilavana azy ntsony ty Kelifikongatra ty e, loto eroa loto etsia ,maiara-miana @ fako sisa ny gripa ity efa nahafaty olona firy « gouverner c’est prevoir » hoy i Emile de Girardin. Re... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 03/12/2009 23:05
Rajakoo ( 28/11/2009 00:19)
Ambodia tgv itafy gtt
http://www.courrierdemada.com/mg/index.php?option=com_content&view=article&id=1814:selon-les-legalistes-de-vakinankaratra-qdes-traitres-autour-du-co-president-fetisonq&catid=46:les-autres-titres... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 28/11/2009 01:33
Rajakoo ( 15/08/2009 17:37)
Hataonay minàna @ zay tony tgv tony
Efa ela no nandefera zay fa aleo hampiriatinay ireto tgv ireto rehefa tsy mahya mizara seza :twisted: :twisted: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:24
Rajakoo ( 24/07/2009 15:13)
Misy de vendrana mihitsy ireto akamako ireto
Efa herinandro nanindritra zah no nanaraka ny fomba fiarovan(dry tgv fa eh eh ,nalaiko ambony nalaiko ambany fa eh eh ,fa maninona ary ianreo no milaza fa tim no mpametraka baomba? Matahotra ve ianar... tohiny
novalian'i jejojejo ny 26/07/2009 07:34
Rajakoo ( 21/07/2009 22:22)
Hapakaro lesy ry Andry ny primes fa henjana ny missions-nay
Tsy raharahinay aloha izay any fa vola io de aleo hifandamina ao lisany ha ha ha,maloto ny légaliste,feno ny paosinay ha ha ha,de asio 14ème mois lesy tonton a 8-) ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:07
Rajakoo ( 10/07/2009 03:56)
Zahay tsy miraharahà,Aiza ny volanay rangah ty a
Niantso ahy teo i Andry fa tsy tafa hono le saosy ,zany ve tsy manao anay alika ,teny efa nifanarahana iny ry ngama ka samia mitazona zay voalazany , Mahalala ny anarako elah raha miverina maina aty ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:23
Rajakoo ( 28/06/2009 21:33)
MIARAMILA TSY VOAHOFANA
Noraisina daholo na dia zao olona tsy mahay manao jery hatrika Namenoina laharana fotsiny na dia reo jeneraly aza dia nihomehy fotsiny ,ny mena sofina tsisy resaka akory fa dia nijery alika mivouvou... tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 10:15
Rajakoo ( 23/06/2009 21:39)
IZA NO TE HO PRESIDENT???
AFAKA MIFANARAKA TSIKA ZAY MAHATSINDRY NY VOLA NOMEN'I ANDRY TGV DE TENDRENAY HO FILOHAN'NY MADAKASIKARA E... tohiny
Rajakoo ( 22/06/2009 23:07)
Samborinay zay manohitra ny fitondrana
Faly tokoa aho raha naharé ny fanambarana ny hanomezana vola be Izahay ato mantsy efa nandrahona mafy fa tsisy vanona io 26jiun io raha tsy tonga aloha le fampanantenana Mbola tsy ampy kely fa amp... tohiny
novalian'i max2 ny 23/06/2009 11:47
Rajakoo ( 14/06/2009 15:27)
AMNISTIE HO AN'NY REHETRA????
Tadiavin-dry zalahy avoka daholo ny gadralava ny 26 Jiona ho avy izao Voapotitra zany ny TGV satria io no bouclier sy monnaie de change dry zalahy mba tsy hikotabain-dry MAGRO isany,diso paika... tohiny
Rajakoo ( 10/06/2009 22:08)
Iza ndray zany misandoka general tato zany é
Zay vao mirehitra ty zany fa mba misy generaly kely ato Fôpla le izy fa hamboarinay ihany na dia izany aza sa elah ndray io ry andrywui ,elah mantsy malaza ratsy mintsy ato :twisted: :twisted: :t... tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:46
Rajakoo ( 03/06/2009 19:02)
NISY NITARAINA NOHONY OMPANY NDRAY NGA TATO E
Mamo miantso polisy anie lay bandy é, mampihomehy be, Ny mpanompa sy mpanao copie coller ndray ato no mitady rariny Aleo elah faizana any hatsapan'elah fa favy zany tsy manopa mpitsikera zany MAMO... tohiny
novalian'i xxx ny 04/06/2009 22:40
Rajakoo ( 23/05/2009 22:58)
MILA KARAMA IZAHAY E? TSY VELONA NTSONY NY VADINAY SY NY KIL
Mihinanenananareo nareo fa zay tsy te halala zany bizna fopla zany fa ny karamanay ry ANDRY DE ATAOVY VONONA , efa lasa mpanendaka aza ny sasany ato aminay... tohiny
novalian'i xxx ny 24/05/2009 22:25
Rajakoo ( 21/05/2009 23:31)
AMPIREVEO NY AKAMA RY ANDRY FA SAO MASISO EO TY HAT !!!
Tsy raharahinay zay rsak-areo sy R8 any Afrika any fa manantena le saosy ny kofa Zay le deal ka samia mitazona ny teniny ntsika... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:35
Rajakoo ( 21/05/2009 12:36)
AZA ADINO NY SAOSY RY ANDRY FA APARATAKAY EO
Handeha hanao tourste kely any Afrique enao ndrematoa Andry ka mampitandrina anao izahay ato @ capsat fa le deal aza adino :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1852