Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Mirananirina, milahatra araka ny daty
mirananirina
(
10/12/2013 14:22)
Nataon'i Ravalomanana ihany no naverin'i Rajoelina
Raha ratsy Rajoelina dia ratsy koa Ravalomanana. Tsy hitako mihitsy izay mbola nifidianan'ny Malagasy ny ekipan'ireo olona ireo. Nefa betsaka ihany ireo kandida t@ ny 1è tour...sssss!!!!
Adinotsika m...
tohiny
novalian'i mirajotiana ny 04/01/2014 07:58
mirananirina
(
22/04/2012 16:05)
Rehefa lany
I François Holland de tsisy Sarko hanampy an i Andry tgv intsony ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 23/04/2012 17:52
mirananirina
(
06/08/2011 05:51)
iray alina
Tena tsy misy dikany intsony izany 10000 Ar izany,taloha anefa dia vola be mihitsy!Lafo be daholo ny rehetra ,mijaly tanteraka ny vahoaka Malagasy,ny manakarena izao dia ny POLISY,feno azy isaky ny 1k...
tohiny
novalian'i jairai ny 11/03/2012 09:44
mirananirina
(
04/07/2011 15:03)
aina
Tena nitomany aho nihaino an i aina kely nihira "Andriamanitra ô.....ny zanako anefa tapa-tsinay!!.manohana ny fo tokoa .nahafinaritra....
tohiny
novalian'i niryna ny 04/07/2011 15:21
mirananirina
(
07/04/2011 07:28)
MASIAKA Andriamanitra
Masiaka tokoa Atra raha ny hita sy voalaza ny baiboly no lazaina,betsaka ny olona novoniny (satria mpanota)ohatra ny tantaran-dry Noé,Samson,David et Goliath,Moïse.sns......maro be.Rehefa dinihana...
tohiny
novalian'i blackj521 ny 03/05/2011 10:27
mirananirina
(
20/10/2010 12:56)
Ireto lehilahy ireto
Andrywui,terrywui,fafane,nyhaingo,cyril(andrywui),antimpanahy,gratos,haloween,sns...hafa dia manambara eto aho fa [u][b]olona 1 [/b][/u]ihany ireo,ary tsy maintsy manaratsy ahy eto ny asany satria tsy...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:16
mirananirina
(
14/10/2010 10:31)
Mino sa tsy mino.
Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.Mino ve ianareo sa tsy mino fa tena marina io!Ataoko angamba...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:40
mirananirina
(
24/09/2010 10:40)
fitia
Fanontaniana hoanareo lehilehy ity:
Inona kay ny antony tsy hitiavanareo ny vadinareo na sipanareo intsony,dia manao ahoana ny fihetsika asehonareo,satria vitsy ny lehilahy mahasahy miteny fa hoe tsy ...
tohiny
novalian'i Dan23 ny 22/10/2010 15:11
mirananirina
(
21/09/2010 08:44)
Valin-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
Jereo dinika momba ny serasera...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:04
mirananirina
(
21/09/2010 08:43)
Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
Jereo dinika momba serasera...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:55
mirananirina
(
21/09/2010 08:37)
Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
Hoy ilay fianakams olona 1:
"[b][u]andrywui - 17/09/2010 11:02
-- hon hon hon !... inona ndray no mampanahy be an'i Mirananirina otran'io ? tsisy manapetsa anao eo Madame fa aza mataoatra a! ..enao...
tohiny
novalian'i cyril ny 04/11/2010 16:13
Mirananirina
(
16/06/2010 10:21)
te hitovy @France
Ary nahoana moa raha mba atao daholo izay ataon'n i sarko eh!te haka tahaka izay atao sy hitovy aminy ,nefa alavitra dia lavitra.
Ohatra fotsiny ry tgv...
tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2010 09:09
Mirananirina
(
21/05/2010 15:26)
merci vatofototra
misaotra anao manome vaovao isan'andro.Manoatra noho ny tany an' ady Mada marina.Mampalahelo tokoa....
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 22/05/2010 10:03
Mirananirina
(
19/04/2010 06:57)
Tena mampalahelo fa noho i fingotra ihany dia lasa nivaha i
hoy diloo:
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2010 22:49
Mirananirina
(
02/04/2010 08:32)
mangataka
miangavy anareo admin mba hanala ny sariko ao aminy saritava azafady indrindra,(manao akanjo mainty)fa misy mampiasa izy io na eto na aminy msn na yahoo,
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2010 22:46
Mirananirina
(
24/02/2010 13:57)
katolika ihany no voatonitonina
katolika sy ny fahavetavetana hoy ny atsy aloha atsy.
LE SCANDALE DANS L\'EGLISE CATHOLIQUE ekena fa tsy mety
Mariée une première fois, en région parisienne, où elle devient pasteure. [b]Div...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:41
Mirananirina
(
17/02/2010 11:07)
aiza daholo
tsy hita daholo ianareo fa lasa aiza daholo ,Sasatsasany ihany sisa no mba tazana eto,variana fb hihihi.....
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2010 13:06
Mirananirina
(
21/01/2010 13:20)
Hambom-po nareo lhl
tonga hatraiza ny hampo-po nareo ireto eh?Izahay be hambo fa tsy mahatanty....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 24/02/2010 13:06
Mirananirina
(
14/01/2010 13:40)
hafatra
hafatra vaovao 198,ahoana indray io??????????? :-D :-D :-D :-D be tokoa an!hihihi...
tohiny
Mirananirina
(
31/12/2009 12:29)
Andao isika hivavaka ry mpitondra sy mpanao politika
Enga anie hitondra filaminana hoan'ny tanindrazana ny taona 2010 amen....
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:00
