Hambom-po nareo lhl

1. Mirananirina ( 21/01/2010 13:20)
tonga hatraiza ny hampo-po nareo ireto eh?Izahay be hambo fa tsy mahatanty.
2. sitlo ( 21/01/2010 16:49)
Tonga hatrany amin'ny fahafatesana.
3. booboo ( 21/01/2010 17:22)
hihihihihihi
4. xxx ( 21/01/2010 20:06)
Mirananirina:

tonga hatraiza ny hampo-po nareo ireto eh?Izahay be hambo fa tsy mahatanty.



orgueil d,un homme ve hoy ianao! vava sy fihetsika fotsiny ny an'ny kofboay sasany fa ny any ampo taralila!! (l) (l)
5. Papoose ( 21/01/2010 20:27)
zay zany le hoe fa na zovy na inona akia taralila ny foko doria! :-P
6. Mirananirina ( 22/01/2010 09:19)
Tonga hatrany amin'ny fahafatesana.
tena marina ve??Koa tsy loza be
booboo,lazanao mime fotsiny ve
orgueil d,un homme ve hoy ianao! vava sy fihetsika fotsiny ny an'ny kofboay sasany fa ny any ampo taralila
ekeko izany fa ilay ambo-po nareo tena diso toerana loatra indraindray.
zay zany le hoe fa na zovy na inona akia taralila ny foko doria!
hihihi zany ve papoose..na tsy atao hoe resaka fitiavana ary anie izany e.Hampo-po aminy rehetra mihitsy io.
7. xxx ( 22/01/2010 17:36)
ny bandy tsy manaiky hitsahana izany bandy aho no manoratra ,ny sipako tsy zakako ery manao sipa nefa za manao,satria mantsy izahay bandy mitifitra donc nahavoa fa tsy tofirina ohatrany vehivavy
8. xxx ( 22/01/2010 21:20)
ny bandy tsy manaiky hitsahana izany bandy aho no manoratra ,ny sipako tsy zakako ery manao sipa nefa za manao,satria mantsy izahay bandy mitifitra donc nahavoa fa tsy tofirina ohatrany vehivavy
mbola ho hitanao ny patsa iray tsy omby vava vao ho fay fa mizestiava sy mireharehava tsara
9. xxx ( 22/01/2010 22:03)
izay no marina aza ka atao ahoana izahay lehilahy anie hoe tonga fitenenana manao hoe kapaina tsy hita fery :-D :-D :-D
10. xxx ( 22/01/2010 22:07)
izay no marina aza ka atao ahoana izahay lehilahy anie hoe tonga fitenenana manao hoe kapaina tsy hita fery
mireharehava tsara oa! 99 andro no an'ny mpangalatra fa ho hita eo e! :D
11. Mirananirina ( 23/01/2010 12:06)
Voalaza teo :
izay no marina aza ka atao ahoana izahay lehilahy anie hoe tonga fitenenana manao hoe kapaina tsy hita fery
mireharehava tsara oa! 99 andro no an'ny mpangalatra fa ho hita eo e!
kapaina tsy hita fery :-D :-D :-D fa ny anay vhv ve hita ilay fery?????Sao tsy rariny lahy.Ny ahy aloha tsy hitako izay fery eo e!! :-D
99 andro ny mpangalatra,izany hoe 1 andro an'iza?, :-D :-D
ny bandy tsy manaiky hitsahana izany bandy aho no manoratra ,ny sipako tsy zakako ery manao sipa nefa za manao,satria mantsy izahay bandy mitifitra donc nahavoa fa tsy tofirina ohatrany vehivavy
hafa indray ity fiteny ity.hihihi..mitifitra :-D :-D :-D
mbola ho hitanao ny patsa iray tsy omby vava vao ho fay fa mizestiava sy mireharehava tsara
marina mihitsy izany.rehefa voa mora mikolay ihany eh!
12. remahity ( 23/01/2010 12:21)
expliques toi bien, hambompo @ ino moa ty teanao ho fantare:

hambompo fitiava
sa
hambompo @ fierté

sa
hambompo @ honneur

sambe hafa io, 3 causes differentes, tsy voahazava @ une seule reponse

ty hambo sambe mana, na lahy na vavy, l'objet et le sujet d'une hambo no sambe hafa
13. xxx ( 23/01/2010 14:39)
Be stila @ ity ambom-po fa nefa tsy mahay velona raha tsy misy aviavy hanao motika e! hanolo zaza e! hanao an'ity sy iroa e! EEIIISSYYY aho e!
Ambom-po tsy maha-velona hoy ilay anadahiko izay! Fahendrena ny azy.
ny AMBO TSY MAHA-VELONA FA NY TAIM-BAVA HAJANONA E§ SINON lasa pelaka eo!!! :-D :-D :-D :-D
14. Mirananirina ( 23/01/2010 14:55)
expliques toi bien, hambompo @ ino moa ty teanao ho fantare:

hambompo fitiava
sa
hambompo @ fierté

sa
hambompo @ honneur

sambe hafa io, 3 causes differentes, tsy voahazava @ une seule reponse

ty hambo sambe mana, na lahy na vavy, l'objet et le sujet d'une hambo no sambe hafa
hambo-po amin'ny lafiny rehetra.Ohatra:misy lhl izay dia niady taminy vadiny ..be hampo-po be lery dia tsy te hahalala andra vhv ,ny loza dia ny ankizy (zanany)koa tratra an-ilay hampo-po
Be stila @ ity ambom-po fa nefa tsy mahay velona raha tsy misy aviavy hanao motika e! hanolo zaza e! hanao an'ity sy iroa e! EEIIISSYYY aho e!
Ambom-po tsy maha-velona hoy ilay anadahiko izay! Fahendrena ny azy.
ny AMBO TSY MAHA-VELONA FA NY TAIM-BAVA HAJANONA E§ SINON lasa pelaka eo!!!
.raha resaka fitiavana no hanaovana hambo-po angamba normal fa resaka hafa akoatra an'izay toa tsy rariny
15. remahity ( 23/01/2010 18:38)
ty hambo-po dia sentiment , donc tsy voafehy, raha maromaro ty antony,

ou bien dignité
ou bien honneur
ou bien fierté

un homme ou une femme qui a de l'honneur, fier(e), ou digne, c pas mal en soi,
fa tsy tokony haharitse ela koa anefa satria:

ny tendrom-po ou tendrimpo tsy mba namana hono (ntaolo)

na izany na tsy izany anefa ny andaniny, ou l'autre partenaire doit faire aussi son effort dia ny: respect, compréhension et amour
16. xxx ( 25/01/2010 17:35)
ny bandy tsy manaiky hitsahana izany bandy aho no manoratra ,ny sipako tsy zakako ery manao sipa nefa za manao,satria mantsy izahay bandy mitifitra donc nahavoa fa tsy tofirina ohatrany vehivavy.Tay be ny vavan'ity bandy ity ka mba tiako ho hita kely ho tifiriko @ basy be :-D :-D
17. ralongue ( 25/01/2010 20:47)
Raha lehilahy tsy manana ambo-po kosa amiko, tsy hitako ny maha lehilahy azy. Ilaina ny ambo-po. Na ianareo vehivavy koa tokony hanana ambo-po ami'ny zavatra atao. Saingy ny hambo-po diso toerana no ratsy.
Be hambo-po zahay lehilahy ary matetika hambo-po diso toerana, nefa malemy raha tsy eo ianareo vehivavy.
18. Papoose ( 25/01/2010 20:52)
aoka aloha aho hihomehy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. xxx ( 26/01/2010 20:18)
Be hambo-po zahay lehilahy ary matetika hambo-po diso toerana, nefa malemy raha tsy eo ianareo vehivavy.
io no tena valinteny tsra indrindra!mahafinaritra rhf ny lhl no mahatsapa fa na inona na inona!mbola hafa ihany ny fisian'ny vhv ao antokantrano sy @ fiainana rehetra.
20. milamm ( 26/01/2010 22:24)
araky ny hevitro de le hambo kosa ngambany de zv tsy maintsy ananany ts1/1(tsy misy hafa @ hazondamosina @ rafi-batana) na lahy iny na vavy .Hatr@ zao ny fantatra fa mibaiko ny fitondrantena azo anasokajiana izany de ny fo (oh.reo olony fo/be hambo-po),saina ho any hafa(oh.reo mahay mamaha ny olana @ tenany na ny manodidina azy haingana,fanahy(reo zay mahay mandrindra ny saina,fo miaraka...)no maha-olona,arakaraky ny ts1/1 mandinika ny tenany ihany io ka sy zay mampety ny fiainany ,tsy misy ratsy otrany oe tsy manan-kambo araky ny fiteny nefa le be hambo loatra ko ratsy :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3494