Hambom-po nareo lhl

21. xxx ( 03/02/2010 19:47)
ianareo lhl aloha dia tsorina fa manao hambom-po diso toerana indray2.na dia efa hita izao aza fa diso sy tokony hiaiky! dia mbola miziry2 hotran'ny inona ihany.
22. xxx ( 04/02/2010 09:10)
6. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-01-2010 18:36:16
Lohateny : Re : Hambom-po nareo lhl
ny bandy tsy manaiky hitsahana izany bandy aho no manoratra ,ny sipako tsy zakako ery manao sipa nefa za manao,satria mantsy izahay bandy mitifitra donc nahavoa fa tsy tofirina ohatrany vehivavy
Ity bandy ity aloha raha hitako!!!! dia hataoko mihinan'ny tainy mintsy!iza koa nefa no mahita na efa voatifitra tao @ derriere -ny tao izy io, no mahatonga azy be vava oatrizao! :evil: :evil:
23. Mirananirina ( 04/02/2010 13:42)
no maha-olona,arakaraky ny ts1/1 mandinika ny tenany ihany io ka sy zay mampety ny fiainany ,tsy misy ratsy otrany oe tsy manan-kambo araky ny fiteny nefa le be hambo loatra ko ratsy
ka izay indrindra,manan-kambo ny tsirairay fa ny diso toerana no tsy mety.Efa hita izao fa manimba zavatra na olona ilay hambo ,mbola tohizana ihany.indrindra eo aminy zanaka sy rad
Raha lehilahy tsy manana ambo-po kosa amiko, tsy hitako ny maha lehilahy azy. Ilaina ny ambo-po. Na ianareo vehivavy koa tokony hanana ambo-po ami'ny zavatra atao. Saingy ny hambo-po diso toerana no ratsy.
Be hambo-po zahay lehilahy ary matetika hambo-po diso toerana, nefa malemy raha tsy eo ianareo vehivavy.
tena malemy tokoa....nefa be hambom-po be loatra.Ny tsy mahabe hambom-po anareo dia eo amin'ny fangatahana ilay zavatra!! :) io tsy mandaitra ny hambom-po
Ity bandy ity aloha raha hitako!!!! dia hataoko mihinan'ny tainy mintsy!iza koa nefa no mahita na efa voatifitra tao @ derriere -ny tao izy io, no mahatonga azy be vava oatrizao!
:-D :-D :-D
ianareo lhl aloha dia tsorina fa manao hambom-po diso toerana indray2.na dia efa hita izao aza fa diso sy tokony hiaiky! dia mbola miziry2 hotran'ny inona ihany.
tena marina 100% mihitsy io.
24. Mirananirina ( 04/02/2010 13:49)
ny bandy tsy manaiky hitsahana izany bandy aho no manoratra ,ny sipako tsy zakako ery manao sipa nefa za manao,satria mantsy izahay bandy mitifitra donc nahavoa fa tsy tofirina ohatrany vehivavy.Tay be ny vavan'ity bandy ity ka mba tiako ho hita kely ho tifiriko @ basy be
Izay ilay fisainana efa tsy mety intsony izao.ianareo mitifitra dia afaka manao izay tiana hatao,ekena.....ary rehefa voatifitra ve aloha ilay vhv dia maty avy eo sa bevohoka :roll: :roll: :roll: efa mivoatra izao ka.Fa izao koa no tsy tsaroanao..ianao mitifitra io anie no maty avy eo eh..hihihi.....donc mamono tena,fa izahay velona foana :-D :-D :-D :-D
ty hambo-po dia sentiment , donc tsy voafehy, raha maromaro ty antony,

ou bien dignité
ou bien honneur
ou bien fierté

un homme ou une femme qui a de l'honneur, fier(e), ou digne, c pas mal en soi,
fa tsy tokony haharitse ela koa anefa satria:

ny tendrom-po ou tendrimpo tsy mba namana hono (ntaolo)

na izany na tsy izany anefa ny andaniny, ou l'autre partenaire doit faire aussi son effort dia ny: respect, compréhension et amour
lazaiko anao fa misy hono mitondra ny hambom-pony hatrany ampasana mihitsy...izany kosa ve dia ho rariny,amin'izay io resaka ray sy zanaka lahy naditra.Izany hoe naharitra ela tokoa ilay hambo.
25. xxx ( 04/02/2010 18:02)
tena malemy tokoa....nefa be hambom-po be loatra.Ny tsy mahabe hambom-po anareo dia eo amin'ny fangatahana ilay zavatra!! io tsy mandaitra ny hambom-po

:-D :-D iraha io zavatra 1 io ndray aloha!dia tsy maha be hambom-po andry zalahy mihintsy e!rehefa may2 zay ny endim-boanjony surtout!!!mahavita mitalaho sns!!! nefa ny blem! @ ndry zalahy !rehefa omena io zafera io ry zareo! dia hotry ny oe!tsisy n'inona2 akory fa le ciel est bleu ndray aloha! :evil: :evil:
26. Mirananirina ( 05/02/2010 08:26)
iraha io zavatra 1 io ndray aloha!dia tsy maha be hambom-po andry zalahy mihintsy e!rehefa may2 zay ny endim-boanjony surtout!!!mahavita mitalaho sns!!! nefa ny blem! @ ndry zalahy !rehefa omena io zafera io ry zareo! dia hotry ny oe!tsisy n'inona2 akory fa le ciel est bleu ndray aloha!
tena marina mihitsy izany :-D :-D :-D :-D lasa ilay hambo
27. xxx ( 05/02/2010 19:45)
Mirananirina:

iraha io zavatra 1 io ndray aloha!dia tsy maha be hambom-po andry zalahy mihintsy e!rehefa may2 zay ny endim-boanjony surtout!!!mahavita mitalaho sns!!! nefa ny blem! @ ndry zalahy !rehefa omena io zafera io ry zareo! dia hotry ny oe!tsisy n'inona2 akory fa le ciel est bleu ndray aloha!
tena marina mihitsy izany :-D :-D :-D :-D lasa ilay hambo



ny ahy aloha dia ampifilafilaiko mihintsy e!1andro,2andro,3andro.dia amzay fay tsara.ary ny tena mapi :-D dia na dia tsy fomba firesaka izao aza ny manakely feo! oh:eo ampisakafoanana! sns! dia mody lasa manakely feo be ery oe mba hanomezana signe an'i madama. :-P :-D
28. belakely ( 10/02/2010 02:02)
ntssssss
resa-be fotsiny fa ny lehilahy tsy manaiky diso izany mihitsy na dia tratranao en action izany aza.
misy namana taloha izay aza namorona ohabolana mihitsy hoe "ny lehilahy tsy mba diso" :roll: :roll: :roll: :roll:
29. xxx ( 10/02/2010 13:51)
nefa ny blem! @ ndry zalahy !rehefa omena io zafera io ry zareo! dia hotry ny oe!tsisy n'inona2 akory fa le ciel est bleu ndray aloha
afaka 1 andro dia miverina indray ilay hambo.
ny ahy aloha dia ampifilafilaiko mihintsy e!1andro,2andro,3andro.dia amzay fay tsara.ary ny tena mapi dia na dia tsy fomba firesaka izao aza ny manakely feo! oh:eo ampisakafoanana! sns! dia mody lasa manakely feo be ery oe mba hanomezana signe an'i madama.
mampihomehy be :-D :-D :-D manao kely feo marina ,hitako ery..nefa rehefa tezitra manabe feo loza be.ohatra ny tsy mety fay ry zalahy ko.
ntssssss
resa-be fotsiny fa ny lehilahy tsy manaiky diso izany mihitsy na dia tratranao en action izany aza.
misy namana taloha izay aza namorona ohabolana mihitsy hoe "ny lehilahy tsy mba diso"
nefa dia diso be izao!!!!lolna hita aza fa diso dia ehe!!lol
role fona
30. xxx ( 10/02/2010 22:32)
hita oa! ny ahy aloha dia mahafinaritra ahy mihintsy ny mampitomany lehilahy sy mampandohalika azy reo rehefa tratrako @ marina izay e! :lol: :lol:
31. milamm ( 11/02/2010 17:20)
oay kosa zany adiny Mirananirina le ,tonga de oe ampifilafilaina :-D :-D, nefa aza manome fakampanahy ny divanao matetika enao @ fampifilafilana,manitakevitra ijerijery ze mafinaritra azy any ivelany izy refa manomboka tsy taitra tsony izy any aorina ela vao oe saode mba niodina lery aza :-D :-D ra karazana kilalao ifanaovana tsy olana samy mahatanty,tsisy mifamitaka.Le oe mahatoky 100% kalo de theory fotsn ihany,ao antrano iny title iny fa bobaka aza ny sahirana refa sendra ny hena miraviravy :-D iny no nahavoa an'i Adama sy Eva ozy ny baiboly e
resaka diso zany kalo amiko tsisy tombotsoa ny tsy manaiky satria tsy mandainga @ tena fotsiny fa ny hafa koa,njay2 nefa misy ny exception toute verite n'est pas bonne a dire ony...
32. pikatti ( 18/02/2010 10:07)
tena malemy tokoa....nefa be hambom-po be loatra.Ny tsy mahabe hambom-po anareo dia eo amin'ny fangatahana ilay zavatra!! io tsy mandaitra ny hambom-po
:-D :-D :-D :-D
Zà tsy mila mikôty sipa fa ny sipa no taratara amiko hoy ry zalahy mbola be hambopo zay :lol:
33. maryline ( 18/02/2010 14:21)
[quote=pikatti]
tena malemy tokoa....nefa be hambom-po be loatra.Ny tsy mahabe hambom-po anareo dia eo amin'ny fangatahana ilay zavatra!! io tsy mandaitra ny hambom-po
:-D :-D :-D :-D
Zà tsy mila mikôty sipa fa ny sipa no taratara amiko hoy ry zalahy mbola be hambopo zay :lol:
[/quot
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
34. mandrindra ( 18/02/2010 20:06)
miaranirina sy ireo mpampifila, omeanareo ve izaho raha mnagataka. mbola feo normal io fa sady tsy kely no tsy mibetroka. mlba valio hoe aho mba hitsapako hoe hatraiza ny hambopoko :wink:
35. xxx ( 18/02/2010 22:59)
mandrindra! mangataha ary aloha permission @ madama dia ho hita eo hoe hatraiza marina ny hambo-po nao!ko raha tsy inona izy io ko ho azo2 fotsiny amzao. :-P :-P
36. mandrindra ( 18/02/2010 23:23)
izaho efa manana perma maharitra :wink:
37. pikatti ( 19/02/2010 13:06)
Zàh kosa afaka hambom-po raha zao klé,ok ary fa tano tsra sao lasako akamanao
http://www.youtube.com/watch?v=rCYTLBjBivo&feature=related
38. Mirananirina ( 20/02/2010 10:13)
oay kosa zany adiny Mirananirina le ,tonga de oe ampifilafilaina
tsy za kosa no niteny izany eh! :-D :-D :-D
miaranirina sy ireo mpampifila, omeanareo ve izaho raha mnagataka. mbola feo normal io fa sady tsy kely no tsy mibetroka. mlba valio hoe aho mba hitsapako hoe hatraiza ny hambopoko
hihihi....omena bonbon enao fa aza matahotra sady mamy tsara.
mandrindra! mangataha ary aloha permission @ madama dia ho hita eo hoe hatraiza marina ny hambo-po nao!ko raha tsy inona izy io ko ho azo2 fotsiny amzao
marina izany...aleo ahita eo.
izaho efa manana perma maharitra
:-D :-D :-D
Zàh kosa afaka hambom-po raha zao klé,ok ary fa tano tsra sao lasako akamanao
inona indray izany tanana tsara izany pikatti an!Ianao io mihitsy izao no tena be hambo be sa ..diso aho!! :-D :-D
39. pikatti ( 20/02/2010 13:37)
Mirana >>>zah olona mpandefitra tsy mba mila vanony kah refa milaza ny olona hoe izao de mipetraka tsara aho, miandry top fotsiny,zah olona tia namana be mihitsy , tia manampy olona ihany koa ;-) :-*
Tsy mpanao ulilateral e, :-D :-D miandry ny consentement mutuel foana vao raikitra ;-)
40. maryline ( 20/02/2010 19:28)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7446