Hambom-po nareo lhl
41. Mirananirina
(
22/02/2010 14:44)
Mirana >>>zah olona mpandefitra tsy mba mila vanony kah refa milaza ny olona hoe izao de mipetraka tsara aho, miandry top fotsiny,zah olona tia namana be mihitsy , tia manampy olona ihany koaenga anie ka toa anao daholo ny olona izany :wink: ,ekena anie fa misy ny hambo-po fa ny trop no mandreraka be,misy cousin izay be hambo be loatra ka na maty aza ny rainy tsy nandevina lery tsss.....
Tsy mpanao ulilateral e, miandry ny consentement mutuel foana vao raikitra
maryline...hihihi
42. mandrindra
(
23/02/2010 22:51)
miaranirina aaann, aiza ny bonbon-ko, ataovy ilay mavokely mamy tsara aaannnn :wink:
43. nannie
(
24/02/2010 11:35)
Ttttt.... fa tsy mety mihitsy izany ve raha tsy ohatran'ny hifandramatra foana ny lehilahy sy ny vehivavy amin'io resaka io e ? Samy manana ny toerany ary samy noharin'Andriamanitra ho tsara dia samia maka ny toerany dia manga ny lanitra !
44. mandrindra
(
24/02/2010 13:06)
tsy mifandramatra fa mifampihinana, dia mifameno :P , , dia ilay maha samy hafa no mampilay ny fiainana
